fihaonana any stransbourg 1 mai 2009

1. diamondra27 ( 20/11/2008 14:42)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48ccc7bd453cd

aleo averina kely fa nisy tsy naharaka de tohizana ndray le resaka sy we aona tokoa ny atao amin'io sady mbola tsy vita le resaka

iza no mikarakara
otrinona ny aloa
de inona no atao
iza doly no mety afaka
iza no mahay rock :-D :-D :-D
iza no mahay manandra-tsira
iza no mahay mitendry glita
iza mahay mivazo
misy bowling ve sa billard
de misy finana glace tahaka ny tany italy ve
etc etc
novalian'i arialy ny 29/11/2008 07:43
2. diamondra27 ( 20/11/2008 14:46)
mbola d'actualite io sa efa tombe a l'eau fa miandry am 2009
3. heidi ( 20/11/2008 15:19)
ny tgv direkta aloha no hanotaniko vlou amzao :wink:
4. hery ( 20/11/2008 15:21)
Misy maka tslem io kah :-)

Ilay fihaonana tao Paris t@ 15 nov teo efa ela ihany no nikotrehandry zareo azy mangingina fa efa tena ho vonona daholo ny rehetra vao navoaka ofisialy.

Sur aho fa mikarakara mivantana an'io ry zareo any Alsace any.

Hivoaka eo ihany ny pro ofisialy fa tonga dia miomana fotsiny. Zah zao d'efa mianatra passe hafa @ rock :-)
5. heidi ( 20/11/2008 15:23)
Zah zao d'efa mianatra passe hafa @ rock
hihihihih akrobaty hianarana sy mba mampitombo hozatra kely fa mila milanja :-D
6. diamondra27 ( 20/11/2008 15:52)
hery:ok ,
defa manantena zany e

heidi: mety hanampy an'i sim J za am zao fa tsy maharaka le acrobatie kale
7. arialy ( 20/11/2008 18:39)
:-D :-D za koa ande hianatra pasy hafa !!! de refa any de mandihy rock :-D
8. heidi ( 20/11/2008 18:45)
ary lasa rock attitude dool izy izany an! :°)
9. kotobekibo ( 20/11/2008 19:14)
Ny ahy koa rock no tiako indrindra raha dihy kah! ao tsara izany .
Fa tsy mahay akrobaty :-D :-D :-D
10. ds ( 20/11/2008 19:45)
O ry diamondra a, avelao aloha samy hifika hatramin'ny fakany ny tsiron'ny fety tao Mon Tana e :-)
11. diamondra27 ( 20/11/2008 20:41)
arialy: miandry an-dry zany na rock io na kilalaky e
ds: mande mafy be loatra ve le tgv -nay :oops: :oops:
merci tam le sary an tena mazava be doly hafa ihany ny pro wa
mbola tsy afaka akory ve le arerahana tamin'ny voyage?

12. heidi ( 20/11/2008 21:16)
kotobekibo:

Ny ahy koa rock no tiako indrindra raha dihy kah! ao tsara izany .
Fa tsy mahay akrobaty :-D :-D :-D

botabekibo : fa avy aiza kay i botabekibo , akaiky an'i alzasy ve???? izao ede mikotrana mibatabata vy mafonja am akrobasy fa mafonja ihany anie ny sipa ny sera mpandihy rock izany e!

:-D
13. kotobekibo ( 20/11/2008 21:59)
heidi:

kotobekibo:

Ny ahy koa rock no tiako indrindra raha dihy kah! ao tsara izany .
Fa tsy mahay akrobaty :-D :-D :-D

botabekibo : fa avy aiza kay i botabekibo , akaiky an'i alzasy ve???? izao ede mikotrana mibatabata vy mafonja am akrobasy fa mafonja ihany anie ny sipa ny sera mpandihy rock izany e!

:-D

lavitsa b aki a! fa hiezaka ho avy e!
;-)
14. fahamarinana ( 21/11/2008 04:56)
:arrow: iza koa no hoporetahan'ny kibon'ny bebide eo,tsy tonga dia ho petso tanteraka ve lé...maty aho baba ! :°) (l)
15. diamondra27 ( 21/11/2008 14:46)
concours fisotroana leffe ndray no atao ho an'i kotobkibo e
16. kotobekibo ( 21/11/2008 16:18)
diamondra27:

concours fisotroana leffe ndray no atao ho an'i kotobkibo e


Tena tsy misy maharaka ahy nareo @ iny satria za b vavony b tahaka ny drômadera .:-D :-D :-D
fahamarinana:

:arrow: iza koa no hoporetahan'ny kibon'ny bebide eo,tsy tonga dia ho petso tanteraka ve lé...maty aho baba ! :°) (l)

Aza matahotsa fa akisako ilay kibo ref mandalo na mandihy za:-D :-D :-D
17. heidi ( 21/11/2008 16:28)
ka aon less bainn ah! :-D :-D hay tsy be kibo akory tssssss :-D
18. ni81 ( 21/11/2008 16:38)
Aza matahotsa fa akisako ilay kibo ref mandalo na mandihy za
:-D :-D
19. kotobekibo ( 21/11/2008 16:51)
heidi:

ka aon less bainn ah! :-D :-D hay tsy be kibo akory tssssss :-D


hita fa b kibo b :-D :-D :-D
njy koa za tsy hita kouh ! :-P
ny kibobenay no tsy nahitan'ny sasany anay angamba :-D :-D :-D
20. heidi ( 21/11/2008 17:50)
ary aza manambàka wa! bainn ah! aiza kou ny kobobe eo! koike vao hihinan'oul ato hihihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9288