fihaonana any stransbourg 1 mai 2009
21. rakaroka
(
22/11/2008 13:56)
Mitombina ny pointnì Diam`s ka:
En faite; raha fantatra nialoha ilay Mon Tana; dia afaka ho nandeha tany
Raha fantatra mialoha ny daten`ny organisation 1mai dia manamora ny
reservation tgv sy ny famandrihana hafa sauf hoe communique inter-groupe :roll:

22. Belami
(
22/11/2008 20:52)
heidi:
kotobekibo:
Ny ahy koa rock no tiako indrindra raha dihy kah! ao tsara izany .
Fa tsy mahay akrobaty :-D :-D :-D
botabekibo : fa avy aiza kay i botabekibo , akaiky an'i alzasy ve???? izao ede mikotrana mibatabata vy mafonja am akrobasy fa mafonja ihany anie ny sipa ny sera mpandihy rock izany e!
:-D
heidi : aza mahalatsaka akia
:-D :-D :-D :-D
23. Angie
(
22/11/2008 21:31)
tena efa lasa kou ato kay.
any njay zany ny tanjona enga anie tsy ho tavela intsony zahay fa mba ho avy
aza hitako ka tsy miasa njay ny pilotes fa hoe 1er mai
hamisavisana ny ratsy hono hiavian soa maika hahita reo boutax kou lol
:D

26. arialy
(
29/11/2008 07:43)
kalo hianatra handihy ts misy slms sao de ho loooza any zany :lol:
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D