Mivoatra ny MPIANTAFIKA Gospel

1. aah ( 20/11/2008 07:06)
Salama indray isika mpakafy NY MPIANTAFIKA Gospel.

Mizotra mankany amin'ny tsaratsara kokoa NY MPIANTAFIKA Gospel. eo ampikarakarana ny fanamiana izao ny mpikambana. Isaorana ny manager mpanohana sy ireo malàla tanana. Raha misy mila fanazavana fanampiny dia sy te hahalala bebe kokoa mikasika ny tarika dia antsoy ny laharana 034.04.628.81.Manoma gala miavaka izy ireo ho amin'ny Paka 2009. mangataka vavaka amin'ny mpakafy. Halafanay tsy ho ela eto ny sarin'ireo mpikambana.
Dia mazotoa e!

:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
novalian'i ni81 ny 20/11/2008 07:45
2. ni81 ( 20/11/2008 07:14)
misaotra ary mirary soa e!
3. fahamarinana ( 20/11/2008 07:22)
:arrow: dia miandry ny site na ny sary na ny hira zany aloha hohenoina fa zà manokana tsy mahalala ilay tarika lazain'ny aah io.
ni : njy ve mahay akia ? tsy misy video ve any ho any sa ?
4. aah ( 20/11/2008 07:29)
Misaotra amin'ny firariantsoa.
Ho anao izay mbola tsy mahafantatra azy kosa dia tsy omena tsiny satria mbola niforona tamin'ny volana jolay 2008 tao amin'ny FLM Fihaonana Fort-Dauphin ny tarika. Manomboka ny volana janoary 2009 ny fikarakarana ny album vol 1 dia ho henonareo eo ihany ny tohiny.
Misaotra tompoko.
aah :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
5. fahamarinana ( 20/11/2008 07:37)
:arrow: hay vao tam jolay tokoa ve,mbola tsy tara aho zany kay.Dia mirary soa zany e.. :D (l)
6. ni81 ( 20/11/2008 07:45)
ni : njy ve mahay akia ? tsy misy video ve any ho any sa ?
tara TGV tsika t@ io e! Vazivazy fa zao vao fantatro io tarika io akia ry fahama.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5332