Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i masimanitra, milahatra araka ny daty
masimanitra ( 20/11/2008 10:39)
varotra ao antrano!
Manao ahoana! Izaho dia mivarotra entana ato antranoko akanjo efa nanaovana fa mbola tsara(2€), kilalao vaovao ...latsaka ny 10€. Ny vola azoko @'zany dia hananaovako association any Mada. R... tohiny
novalian'i ni81 ny 25/11/2008 12:11
masimanitra ( 20/11/2008 10:30)
hanokatra fanampiana!
Manao ahoana! Izaho dia mivarotra entana ato antranoko akanjo efa nanaovana fa mbola tsara(2€), kilalao vaovao ...latsaka ny 10€. Ny vola azoko @'zany dia hananaovako association any Mada. ... tohiny
masimanitra ( 19/10/2008 18:49)
mitady noty
Mba mitady Notina gitara malagasy raha mba misy mahay mba hianarana eh! ohatra hoe Mahaleo, Lolo sy ny tariny, ... Do, re, mi, fa, sol ... Misaotra mialoha eh... tohiny
novalian'i Lyra ny 21/10/2008 15:06
masimanitra ( 16/10/2008 15:02)
note
Miarahaba antsika mpanaraka sy ny mpikarakara ato @ serasera. Mba mangataka notina hira gitara gasy raha mba misy. ohatra hoe: Mahaleo, Lolo sy ny tariny... Misaotra mialoha ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341