mitady noty

1. masimanitra ( 19/10/2008 18:49)
Mba mitady Notina gitara malagasy raha mba misy mahay mba hianarana eh! ohatra hoe Mahaleo, Lolo sy ny tariny, ...

Do, re, mi, fa, sol ...

Misaotra mialoha eh
novalian'i Lyra ny 21/10/2008 15:06
2. hery ( 20/10/2008 07:13)
Misy ao amin'ny tononkira kah. http://tononkira.serasera.org
Dia jereo ilay hoe Tondrompeo

3. Lyra ( 21/10/2008 06:11)
Ary maninona kay tsy maintsy ampidirina indray ny solonanarana sy ny tenimiafina rehefa tia hijery ny tondrompeho ? Rehefa atao ilay izy dia tsy mandeha. :(
4. Lyra ( 21/10/2008 15:06)
Lyra:

Ary maninona kay tsy maintsy ampidirina indray ny solonanarana sy ny tenimiafina rehefa tia hijery ny tondrompeho ? Rehefa atao ilay izy dia tsy mandeha. :(

Hay mandeha tsara indray ilay izy ! Atao ahoana fa manavao ny fombafomba sy ny teny malagasy koa mandeha miadana eny ! Ary mamerina ny fisaorana any mpandraikitra Hery fa isany takelaka mahafinaritra ahy ity serasera.org ity.

:oops: =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0612