macho macho

1. sitlo ( 19/11/2008 19:30)
Mba azo faritana ve hoe inona marina izany macho?

contraire-n'ny feministe ve ilay izy? sa ilay masochist amin'ny teny anglisy?
novalian'i tindjy ny 06/12/2008 14:05
2. simplex ( 19/11/2008 20:24)

jiolamboto mahate ho tia :)

:arrow: vao mia tsy mahazaka ny lambany ny sipa :P :lol: :lol:


;-)
3. heidi ( 19/11/2008 21:09)
simplex:


jiolamboto mahate ho tia :)

:arrow: vao mia tsy mahazaka ny lambany ny sipa :P :lol: :lol:


;-)
odoyé! tsy io no famaritana ny macho


:-D :-D :-D
4. vale ( 19/11/2008 21:33)
:-D :-D :-D :-D heidi, mody manova indray simplex!!!! :-D :-D :-D
manao bogoss erakiny trano fotsiny fa ts mety manao in'inn 1 klou izay, de macho,koa raha vo mahita sipa anefa efa manambady, de inn koa???.... :-D :-D :-D
5. cutie ( 19/11/2008 22:34)
contraire-n'ny feministe ve ilay izy? sa ilay masochist amin'ny teny anglisy?

izy roa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. fijo ( 19/11/2008 23:06)
izaho izany tsy mba ho macho le
7. sitlo ( 20/11/2008 05:31)
Izaho angamba macho raha izany :°)
8. xxx ( 20/11/2008 05:41)
olona miseo dba be zany macho zany (aminy vevavy) mieritretrizy hoe izy mbola enjana noni sipa nefa ...................
9. heidi ( 20/11/2008 06:23)
mi domine an'ilay vadiny amin'ny lafin'ny fiainana rehetra ao antokatrano no atao hoe macho, izany hoe tsy mahazo miteny ra sipa fa tsy maitsy soumize
na any ivelany koa azy dia hampiriatiny izay domination izay, raha vao matahotra ny vadiny mitsy ny sipa dia sendra izay lehilahy macho izy izay, mila miaina libremà ny vehivavy na ny lahilahy 8)
10. heidi ( 20/11/2008 06:24)
manao bogoss erakiny trano fotsiny fa ts mety manao in'inn 1 klou izay, de macho,koa raha vo mahita sipa anefa efa manambady, de inn koa???....

raha bogosy tsara fanahy mande norme dia mafatifaty fa raha bogosy macho masay ialao fa tsy milay :-D :-D :-D
11. ni81 ( 20/11/2008 06:55)
rehefa tsy macho ny sasany dia maka seau :-D :-D :-D
12. sakaizakely ( 20/11/2008 09:23)
:wink:
13. sakaizakely ( 20/11/2008 09:49)
macho avy @ machisme, tsy misy ifandraisany @ masochisme

ny lh macho dia tsy mieritreritra afatsy ny balitany, mihevitra fa ny azy no ngoda ndrindra mahatoraka an'i rocco sifredi,, saingy tsy mahay manome plezir ny sipa fa sarotra lotra aminy zany o tsy à la hauteur ny fieritreretany ny haleben'ny le zavatra sy ny réalité izay no mahatonga ilay fiteny hoe l'homme a une Bit(e)alité contrariée

mihevitra fa bogosy tonga lafatra, tara aminy dol ny sipa rehetra, mijery fitaratra no andrompiainany de mijery vhv, ze vhv tsy mijery na tsy tara aminy de lazainy fa fopla

tsy mety manao raharaha fa atahorany hanimba ny virilité imaginaire-ny na mameno rano ny vera ho sotroiny fotsiny aza de atahorany ampilofika an'i balita 7 taona

mihevitra fa ry zareo lhl dia ambony noho ny vhv, mahay noho ny vhv, tonga lafatra noho ny vhv, tsy hihodina ny tany raha tsy nisy azy, tsy nisy ny masoandro raha tsy nisy azy, sns sns

de ahoana koa re e :-D :-D :-D :-D :-D
14. heidi ( 20/11/2008 11:03)
DIA rehefa mba manana ny idée nao ianao dia ny azy ihany no fatany
na koa mitady ho izy daholo ny hisahana ny fandehany ao atnokatrano ao, ny miantsena ny misafidy ny tsena ny misafidy ny hanina anio ny mitatantambola na samy miasa izao aza, izy daholo mihitsy e! satria ilay vady dia vongan'olona eo anilany fa manao manatateraka izany lazainy ountsssssss :-D :-D
15. ni81 ( 20/11/2008 11:22)
atao toy ny vadin-karana ny vehivavy dia mikombona ny vava e :(
16. simplex ( 20/11/2008 14:59)

ary in ny contraire an'ny macho kay?
sarim-bavy?? :roll: :°)

17. heidi ( 20/11/2008 15:09)
simplex:


ary in ny contraire an'ny macho kay?
sarim-bavy?? :roll: :°)




non non non tsy izany ka! lehilahy manana hazondamosina lehilahy normaly
ny lehilahy macho mantsy somary misy tahotra ao aminy ao hoe ho resimbavy anefa tsy izany mitsy:-D

18. ni81 ( 20/11/2008 15:13)
mody gisa eo ireo lehilahy ireo fa inona koa no tsy fantany eo zany e :-D :-D
19. heidi ( 20/11/2008 15:17)
:-D :-D :-D :-D de aleo mangina e!
20. ni81 ( 20/11/2008 15:30)
de aleo mangina e!
ie, ireo angaha hanaiky resy lahatra eo moa :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3537