macho macho

21. sitlo ( 20/11/2008 17:45)
hay ve, southpark tamin'ny erinandro ilay izy raha izany
[center][/center]

dia ahoana ary ny lehilahy gasy no hoe malaza manao an'izany? Misy afaka mitantara tranga ve?

sa

Mon Dieu, mon Dieu, la vie était là,
Simple et tranquille
22. vale ( 20/11/2008 19:13)
mihevitra fa ry zareo lhl dia ambony noho ny vhv, mahay noho ny vhv, tonga lafatra noho ny vhv, tsy hihodina ny tany raha tsy nisy azy, tsy nisy ny masoandro raha tsy nisy azy, sns sns
:-D :-D :-D iéuuuuuuuu, de ampiko kou oe tsy azo tenenina fa manao izay tiany atao, satria lehilahy hono izy izany! odoiéeeeeeeeee :-D
23. heidi ( 20/11/2008 20:05)
de refa metsena sy manao couvert dia mbola izy ihany no misafidy ny entana manao latabatra raha mba asian'ilay sipa sous assiète de esorina fa maha be asa satria mitady izy ihany no hanao ny rehetra tsssss nofa be :-D
24. sitlo ( 20/11/2008 20:14)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0095.gif[/IMG] heidi

Hay ve ka ianao ihany ilay heidi taloha ireny eh. Mivoaka tsikelikely ihany ity ny marina. [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Langue/%21fou.gif[/IMG]
25. sitlo ( 20/11/2008 20:56)
Ary raha hoe tiako izy fa tsy dia ilaiko amin'ny fiainako. Dia miresaka sy mifananihany fotsiny dia vita. Macho ve zany?
26. kotobekibo ( 21/11/2008 17:45)
simplex:


ary in ny contraire an'ny macho kay?
sarim-bavy?? :roll: :°)

:-D :-D :-D

Ny bandy retra anie + ou - macho dôly e!
fa ny degré-ny no tsy mitovy .
Nareo vhv sy ity resaka feminisme ity koa anie tena mahatonga ny lhl sasany vao maika hanondrana e! :-P
27. ni81 ( 21/11/2008 17:50)
Nareo vhv sy ity resaka feminisme ity koa anie tena mahatonga ny lhl sasany vao maika hanondrana e!
na miresaka izahay vehivavy na tsy miresaka, rehefa hanondrana ianareo dia manondrana foana e :lol:
28. kotobekibo ( 21/11/2008 18:07)
ni81:

Nareo vhv sy ity resaka feminisme ity koa anie tena mahatonga ny lhl sasany vao maika hanondrana e!
na miresaka izahay vehivavy na tsy miresaka, rehefa hanondrana ianareo dia manondrana foana e :lol:

Ka ry zalahy sasany manjary matahotsa hoe voahitsaka kouh! :? :?
tsy siora @ tenany intsony ry zalahy :-D :-D :-D
29. cutie ( 22/11/2008 01:53)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 20-11-2008 00:06:17
Lohateny : Re : macho macho
izaho izany tsy mba ho macho le

zay mitsy :-D
30. kotobekibo ( 24/11/2008 19:10)
za koa aloha tsy hanaiky ho ma-cho nareo izany e!
za lhl donky :arrow: mon-cho ( masculin ) :-D :-D :-D :-D
31. tindjy ( 06/12/2008 14:05)
Tairo ranga mb azavao fa tsazko mits le tinareo atongavana amle macho a! :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :!: :!: :!: :!: :!: :!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6879