Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i aah, milahatra araka ny daty
aah
(
13/12/2008 06:12)
Hafatra amin'izao Noely izao
Toy ny olona rehetra dia manomana ny Noely koa ny Mpiantafika Gospel miaraka amin'ny sampana FDL ao amin'ny fiangonana Fihaonana Taolagnaro.
Hira fitoriana, vavaka, seho miavaka no hatolotra ny Kris...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/12/2008 12:34
aah
(
20/11/2008 07:06)
Mivoatra ny MPIANTAFIKA Gospel
Salama indray isika mpakafy NY MPIANTAFIKA Gospel.
Mizotra mankany amin'ny tsaratsara kokoa NY MPIANTAFIKA Gospel. eo ampikarakarana ny fanamiana izao ny mpikambana. Isaorana ny manager mpanohana s...
tohiny
novalian'i ni81 ny 20/11/2008 07:45
aah
(
15/11/2008 08:32)
NY MPIANTAFIKA Gospel
Salama tompoko.
Mba te hanazava amin'ny mpamaky mikasika ny groupe évangélique "NY MPIANTAFIKA Gospel".
NY MPIANTAFIKA Gospel dia tarika ara-pilazantsara niforona ny volana jolay 2008.Miangaly m...
tohiny
