tsy mahalala fomba

1. malala1 ( 20/11/2008 15:34)

ty ny tantara:ohatra
misy ol zao an tsy tiana atsoina tel de mampilaza izy we aza atsoina tsony za fa sao manakorontana ny fiainako ny appel-nao.
nefa aveo io ol io miantso le ol sakanany indray am ora ze tiany hiantsoana azy, voir tam 1sy sasany maraina refa misy zavatra manahirana azy any.

ahoana kay ny hevitrareo amin'io
fahalalampomba ve zany sa inona
novalian'i Papoose ny 03/12/2008 17:39
2. Lejoba ( 20/11/2008 15:36)
Dia mba valio koa izy hoe aza miantso fa tena manakorontana be ny fiainako ny appel-nao
3. malala1 ( 20/11/2008 15:41)
Lejoba :ka so de tsy mazaka virt ko
refa amore nge de mahalaza zavatra hafa nefa tsy ma-metriz aveo
4. ni81 ( 20/11/2008 16:04)
Tsotra ny hevitra: vonoy ny phone dia tsy afaka miantso @ 1 ora maraina izy :) . Tokony ho réciproque ny zavatra atao fa tsy hoe izay metimety amin'ny iray fotsiny. Tsy fahalalam-pomba izany fa fanaovana tsinontsinona ilay anankiray raha amiko aloha e
5. kotobekibo ( 20/11/2008 18:11)
Ny fombanay sy ny namanay d tsy mifampiantso apres 21h30 raha tsy zvt maika b .
(en panne , marary, maty ...)
Raha tsy hoe angamba ifanarahana na hoe misy match important @ TV .
En gle tsy mamono portable izahay na alina aza ny andro .
Ny tsy amonoana tel koa d ahafahana miantso anao avy any ampiasana , raha sanatria ka tafatory maraina ohatra .
6. Papoose ( 20/11/2008 19:20)
za ndray tsy de mba pbm ko loatra na @ firy za na @ firy antsoina fa za fotsiny no tsy miantso olona @ alimbe zany! antsoy ne za e :-P
7. ainaheri ( 20/11/2008 19:26)
Tsy fahalalam-pomba;mazava ho azy,miampy fitiavan-tena kou,!! Ny tsy azoko t@ ilay natsoina ;naninona no noraisina ilay appel?? Otr'zay d vonoina ny phone d 1 sy 1 ny bol @ zay!!
8. Papoose ( 20/11/2008 19:42)
:-D nefa za saika mba hiantso anao :-P
9. malala1 ( 20/11/2008 20:04)
Lejoba zakoalou ra tratran'le tranga de nataoko an'zany le ol e oe naona enao tsy azo kotabaisina tsony nefa enao manakoaba ahy am 1h30 maraina

ni81: tsy mety kosa aloha le mamono tel zany fa manjary tsy misy ilana azy tsony ny tel ra zany
za aloha tena tsy lanin'ny vavoniko le oe miantso ol nefa tsy mahazo , resaka fianakams ndray io an , ny tena zany mba oe te hiantso fa efa ela tsy nanome vaovao de refa miantso de oe lany batery na oe mi sarze tel fona ry zareo matetika
ny antony hananana tel ange de iantsoana refa misy mahamaika anao na koa oe hifampiresahana am rariny e, dia tsy mety amiko oe vonoina le tel

Momba ilay ol miantso ny ahy ny anaovako azy a indrindra refa oe portable no iantsoana ahy de raisiko de avelako lany eo ny credit-ny de fay izy tsy miantso ahy intsony am manaraka satria za tsy mihaino azy, de refa inconnu koa de tsy mandray za
10. malala1 ( 20/11/2008 20:08)
kotobekibo hitako mety le anareo , fa le ol eto tsy te-hahalala fa izy tsy te ho rebirebena anefa mandrebireby ol

tena marina io le oe atsoin'ny mpampiasa io enao refa tsy tafafou
11. malala1 ( 20/11/2008 20:09)
Papoose tena miandry le num fa toa oe tsy mande oe le num nomenjy ana
12. malala1 ( 20/11/2008 20:15)
ainaheri za ko mitovy hevitra am la lesy a, tena hitako otrany ol tsy milamina zany le sipa miantso manao an zany fomba zany sady tsy mahalala fomba, mety fantan la ihany nge le ol e sendra mba nandalo tam fiainan la
ka le izy zany ra ny fazahoako azy de tia tena be le ol miantso sady manararaotra ny fahatsoran'le bandy atsoiny e

ary hitako za tsy mahazo anla fona lesy kay la mamono tel :-D :-D
13. kotobekibo ( 20/11/2008 20:16)
Papoose:

:-D nefa za saika mba hiantso anao :-P

Za sa iza ? :oops:
omeko eo ny n°ko fah! :-D :-D :-D
14. sakaizakely ( 20/11/2008 20:21)
le oul mandray phone am 1 maraina kou no tena vena
ka no tsy nolazaina izy oe zao ve de fotoana fiantsona oul
sa eto am virtuel eto fotsiny no mi wawawa fa eo anatrehany tsy sahy miteny

tsy azoko kou, tena i malala ve no niharan'izany sa mitatitra resak'oul fotsiny aloha
satria manko
malala:
zakoalou ra tratran'le tranga de nataoko an'zany le ol e oe naona enao tsy azo kotabaisina tsony nefa enao manakoaba ahy am 1h30 maraina

ka so de tsy mazaka virt ko
refa amore nge de mahalaza zavatra hafa nefa tsy ma-metriz aveo

de inn no virtuel eto zao ? de misy resaka amorezy nga tao ? sipanao taloh ve le oul... :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:

tsy mazavazava tsara le resaka ho an'ny mpande tgv vita snou :°)
15. ni81 ( 20/11/2008 20:22)
ni81: tsy mety kosa aloha le mamono tel zany fa manjary tsy misy ilana azy tsony ny tel ra zany
za aloha tena tsy lanin'ny vavoniko le oe miantso ol nefa tsy mahazo , resaka fianakams ndray io an , ny tena zany mba oe te hiantso fa efa ela tsy nanome vaovao de refa miantso de oe lany batery na oe mi sarze tel fona ry zareo matetika
ny antony hananana tel ange de iantsoana refa misy mahamaika anao na koa oe hifampiresahana am rariny e, dia tsy mety amiko oe vonoina le tel
ka ny andro alina koa! hoy ianao hoe @ 1ora sy sasany maraina ilay olona no miantso fa misy manahirana azy any
16. malala1 ( 20/11/2008 20:28)
sakaizakely tsy za le tratra fa ra za oa no tratra de io no navaliko
le izy zany tranga misy e de we mpinamana be ry zareo fa taty arina refa nahita ol tiany le sipa zany de io niteny tam le bandy namany sady mba itantarany ny manjo azy io oe aza atsoina intsony za nefa le sipa ndray no miantso le bandy tam 1h30 maraina oe
le tranga niseho zany tsy teto am serasera fa tany ho any
17. ikaretsaka ( 20/11/2008 20:30)
Papoose:

za ndray tsy de mba pbm ko loatra na @ firy za na @ firy antsoina fa za fotsiny no tsy miantso olona @ alimbe zany! antsoy ne za e :-P

raha misy miantso eo de...hmmmmmm
18. malala1 ( 20/11/2008 20:33)
ni81 marina aloha fa alina ny andro e, de tokony asina resaaka oe am zao za afaka antsoina namana , am zao za miasa fa tsy mandray tel, am zao za miaraka am fianakams
fa ra resaka bizna kosa na misy mahamaikabe toy ny loza tsy ampoizina nge tsy maninona ana na de atsoina am firy aza e fa ra iresadresaka fotsiny tsy mety le manakotaba ol zany e.
Na de namana zany aza le ol amiko de tokony anontaniana izy oe afaka miresaka v sao de matory enao na manakotaba za sns fa le fihetsika tia tena mitsy zany no tena tiko tsindrina eto e , araka io voalazan'i ainaheri io oe tia tena le ol
19. ni81 ( 20/11/2008 20:36)

izay aloha e
20. sakaizakely ( 20/11/2008 20:42)
ny ahy ndray tsy asiako blem

rehefa tsy te handray fotsiny za de avelako izy sy ny repondera no mifandamina
mora be né zany e, vo hitanao fotsiny le oul miantso de tsy raisina fotsiny raha oul mandaginn na raha tsy mitranga ny n° ny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1702