tsy mahalala fomba

21. heidi ( 20/11/2008 20:47)
tena aleo haka bahana fa tsy harako ity resaka ity hamaky aho aloha vao hamela hafatra.....
22. sakaizakely ( 20/11/2008 20:56)
pepe trara ary alou de vakio tsara hatrambolou ny tantara :-D :-D :-D
23. heidi ( 20/11/2008 21:12)
hamaly amizay aza aho! raha namaky aho dia tsy aferan'ny malala izany ilay izy dia tsy hitako no itondrana resaka azy eto :°) sa zà no tsy mba misy mpitelefone ka tsy mahazo ny resaka :-D
24. xxx ( 20/11/2008 21:22)
ainaheri za ko mitovy hevitra am la lesy a, tena hitako otrany ol tsy milamina zany le sipa miantso manao an zany fomba zany sady tsy mahalala fomba, mety fantan la ihany nge le ol e sendra mba nandalo tam fiainan la


kel familiarité

ela, lesy, fantan la, fiainan la, lalalalala

hay ve mpiakama bonne be nareo e :°)
25. kotobekibo ( 20/11/2008 21:29)
sakaizakely:

ny ahy ndray tsy asiako blem

rehefa tsy te handray fotsiny za de avelako izy sy ny repondera no mifandamina
mora be né zany e, vo hitanao fotsiny le oul miantso de tsy raisina fotsiny raha oul mandaginn na raha tsy mitranga ny n° ny


ka ny blem tapaka @ tsy misy dikany ny torimaso :evil:
26. malala1 ( 20/11/2008 22:06)
xxx mety efa nandalo tam fianan la koa aza lesy le izy , oe tranga mitovy amzany fa tsy oe le sipa nge no nandalo tam le ainaheri akory so de tsy azon la koa le izy sa tsy azonjy moa, le xxx ko tsy hay na vavy na lahy ma le karazana ol lazain'i lemenakely atsy am resak'olndebe
27. kotobekibo ( 20/11/2008 22:36)
Tsy voatery hoe sipa manadal bandy ilay izy fa possible koa @ bandy miantso sipa @ sasankalina .
Ref tahak'ireny mba eritrereto anie ny mety ho lagy manjo an'ilay topom-bady e!
( na tsy saropiaro aza ilay olona ) :{
28. ainaheri ( 21/11/2008 14:01)
malala1:

ary hitako za tsy mahazo anla fona lesy kay la mamono tel :-D :-D


Za ngah miteny oe ataovy inconnue :-D :-D :-D Sady @ zay efa misasak'alina,otr'ireny mampilaza @ sms :-D:-P


29. booboo ( 21/11/2008 14:12)
Tsy azo tsy araka tsy mazava amiko lay tena tian'ilay mpanoratra ahatongavana @ ilay dinika hatr@ zao...ny anay koa moa botry fa tsy mba tgv koa aiza no aharaka :^)

Na izany na tsy izany, tsy fahalalam-pomba ny miantso @ alim-be tahaka izany satria manakorontana ny torimason'oul ( tena mampisy envie de meurtre raha io no tapaka ) na manakorontana oul mi-crac crac boum boum , na manapaka ny fanarahana filma milay beeee, sy ny tsy haiko aby. Sady koa @ ankapobeny, matoa miantso tara be zany dia misy loza na voina tampoka zay ! manapaka lalan-drà n'oul @ tsy antony fotsiny !
30. tywa68 ( 21/11/2008 15:31)
marina mihitsy zany : tena ts mahalala fomba ! hafa raha misy loza ...
31. Samoana ( 21/11/2008 16:04)
booboo/ hombohako raha miantso ahy @ ts'isy antony amin'ny 1 maraina izany :-D
32. kotobekibo ( 21/11/2008 16:40)
Mety ho voatorakin'ny kiraro mihitsy ilay niantso t@ alina b iny raha hita ny ampitso an! :-D :-D
33. ni81 ( 21/11/2008 16:52)
Na izany na tsy izany, tsy fahalalam-pomba ny miantso @ alim-be tahaka izany satria manakorontana ny torimason'oul ( tena mampisy envie de meurtre raha io no tapaka ) na manakorontana oul mi-crac crac boum boum =)) , na manapaka ny fanarahana filma milay beeee, sy ny tsy haiko aby. Sady koa @ ankapobeny, matoa miantso tara be zany dia misy loza na voina tampoka zay ! manapaka lalan-drà n'oul @ tsy antony fotsiny !
:-D
34. Papoose ( 21/11/2008 19:32)
Papoose tena miandry le num fa toa oe tsy mande oe le num nomenjy ana

hihihihi, mande fa rehefa tsy mahalo kredi dia ataony tsy mandeha, mbola mila mangataka any @ vieforce za aloha!


Za sa iza ?
omeko eo ny n°ko fah!
vieforce le saika hantsoiko ka!


ika, za no miantso fa tsy zah no antsoina koto a! tsa mahazo resaka anareo zany.... enao ko sao de mba azo antsoina :-P
35. kotobekibo ( 21/11/2008 19:40)
ika, za no miantso fa tsy zah no antsoina koto a! tsa mahazo resaka anareo zany.... enao ko sao de mba azo antsoina

papoose > ieee , tsy misy blem
indrindra fa raha manana plan hoe ihinana olona . :-D :-D
36. Belami ( 21/11/2008 21:24)
malala1:


ty ny tantara:ohatra
misy ol zao an tsy tiana atsoina tel de mampilaza izy we aza atsoina tsony za fa sao manakorontana ny fiainako ny appel-nao.
nefa aveo io ol io miantso le ol sakanany indray am ora ze tiany hiantsoana azy, voir tam 1sy sasany maraina refa misy zavatra manahirana azy any.

ahoana kay ny hevitrareo amin'io
fahalalampomba ve zany sa inona



mila mianatra fahalalapomba akia zany a!!!
37. fijo ( 21/11/2008 22:16)
afera koa ity kle
38. kotobekibo ( 21/11/2008 22:17)
Belami:

mila mianatra fahalalapomba akia zany a!!!


mety fitiava-tena tsotry izao ihany koa an! aminy mety hoe azony hatao fa ny tsy mahazo manao an'izany azy
:?
39. Papoose ( 22/11/2008 03:38)
kotobekibo:

papoose > ieee , tsy misy blem
indrindra fa raha manana plan hoe ihinana olona . :-D :-D


aza atao mahoraka fa sao de misy ifandrombaka amiko eto ndray dia vao maika tsy mahalala fomba be :-D :-D
40. ainaheri ( 22/11/2008 05:07)
Papoose>> Aza atao tara lotra refa miantso fa sao manaitra zaza matory an =))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2114