Double personnalités
1. heidi
(
20/11/2008 10:57)
Mahita ny dinik'i ainaheri aho dia ahoana indray ary ireny olona mitapy sôna manana personnalités roa na maro ireny e????
Na reel io na virtuel...
Tsy mi se rendre compte (misy voa kely ny sainy) ve izy ireny sa dia
manao fanahiniana fotsiny tsotra izao mihevitra ny hafa ho vomanga be sy paiso be , hanambakàna ny hafa fotsiny..
Matetika ny olona otran'ireny raha mamaky boky iny aho dia tena misy danzerezy mitsy izy ireny, manana toetra coté normal sy manana coté tena olondratsy pervers mihitsy aza indraindray...
Sa itoeran'ny satàna ao anaty ao???? :-D

novalian'i Papoose ny 02/12/2008 03:18
2. fahamarinana
(
20/11/2008 11:00)
:arrow: manala azy angamba tamin'ny 1er dia avy eo lasa tsy zaka fa mihitatra fa sarotra be ilay role...Nefa mety diso aho,za koa tsa mahay fa zà tsy "ireny olona mitapy sôna manana personnalités roa na maro ireny e????"..efa ela be koa no tsy nahenoko ilay sona io an... :-D (l)
3. ni81
(
20/11/2008 11:00)
Mahita ny dinik'i ainaheri aho dia ahoana indray ary ireny olona mitapy sôna manana personnalités roa na maro ireny e????indry ity dia mampme mihitsy @ lé hoe mitapy sôna :-D :-D fa zà manokana aloha dia tsy mahay manovanova toetra fa dia ny toetrako réel ihany no entiko na dia virtuel aza eto e
Na reel io na virtuel...
Tsy mi se rendre compte (misy voa kely ny sainy) ve izy ireny sa dia
manao fanahiniana fotsiny tsotra izao mihevitra ny hafa ho vomanga be sy paiso be , hanambakàna ny hafa fotsiny..
Matetika ny olona otran'ireny raha mamaky boky iny aho dia tena misy danzerezy mitsy izy ireny, manana toetra coté normal sy manana coté tena olondratsy pervers mihitsy aza indraindray...
Sa itoeran'ny satàna ao anaty ao????
4. fahamarinana
(
20/11/2008 11:02)
ni81:
tsy mahay manovanova toetra fa dia ny toetrako réel ihany no entiko na dia virtuel aza eto e
:arrow:zà koa sahala an'izay ! zay angamba no mampa-tara train kely ahy amin'ny dinika sady mora entin'ny (l)
5. Lejoba
(
20/11/2008 11:07)
fantasme angamba no niantombohany, une idée comme une autre de s'échaper du quotidien. Dia tsy zakan'ny saina intsony ilay izy taty aoriana
=)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =))
6. heidi
(
20/11/2008 11:07)
fahamarinana, ni81: ka tena hita hoe mitapy anie ilay izay de mampatsiaro an'i sôna e! :-D
raha resaka virtoaly fotsiny tsy de olana fa any am vie reel ireny no tena horera aza hitako eny izany.....
TENA MISY aretina ny fahitako azy amin'ireny ka!
izay no ataoko hoe itoeran'ny satàna ve! ireny olona mamono olona tampika ireny ohatra anefa rehefa normaly izy tena draisss...

7. fahamarinana
(
20/11/2008 11:14)
:arrow: tsy mihomehy loza fa lasa mamplahelo ndray raha ny satana no mitoetra ao aminy...fa dinika hafa moa iny fa mahazo aketo zà niany ty ! :wink: (l)
8. xxx
(
20/11/2008 12:07)
heidi: zay za vao nahita andry niteny ty resaka satana ty , tonga saina tampoka za
fahamarinana: moramora ndry fa mbola tsy naharaka film tsara fa sao de mahazo eo tokoa.
Tena misy mihintsy le mitapy sona aloha
Io lazain'i Lejoba io koa misy fahamarinany
heidi le double personnalite akia ny tena izy zany ol marary aloha e.Raha le tena we double personnalite aloha no lazaina an
fa le eto ny fahitako azy ol manala azy de faly mahita ol miady sy tezitra fotsiny ny sasany

9. fahamarinana
(
20/11/2008 12:15)
:arrow: xxx 7: tena nomen'ny toi là ferme mihintsy zà ve.. :snif: :snif: :-D (l)
10. xxx
(
20/11/2008 12:22)
fahamarinana: non tsy we la ferme zany ka fa we moramora am le fandraisana le resaka fa misy tantara taloha tsy arak'indry e, kopy ndry an.
11. heidi
(
20/11/2008 12:22)
7. Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-11-2008 13:07:36
Lohateny : Re : Double personnalités
heidi: zay za vao nahita andry niteny ty resaka satana ty , tonga saina tampoka za
ka vao namaky boky aho dia manana personnalité roa samy hafa lay bandy , dia hoe hitoeran'ny satàna hono dia ny satàna no mibaiko azy amin'ny toetra ratsy mamono olona sns hihihihih
ka lasa ihany koa ny eritreritro hoe : mi se rendre compte ve izy ireny sa ahoana???kanefa ny cas n'ity bandy lazaiko ity tona namono olona tam antsy dia nosasainy avy teo ny antsy donc mahatsapa tena izy fa namono olona donk fatany ny ratsy nataony....FA MODY ADALA fotsiny mitapy sôna araka ny filazako io :-D
13. heidi
(
20/11/2008 12:24)
xxx: izay angamba aky! fatany ny ataony fa mihevitra ny hafa ho vomanga izy :-D
14. sakaizakely
(
20/11/2008 12:25)
misy aza moa sextuple na quadruple mitr,
raha vo mi tup-tuple sôn eto akaikiko eto mou de ataoko fa
zé sui pas kizitimbel pour ri1
fa iza oà le izy e :°) :°) :°) :°)

15. xxx
(
20/11/2008 12:27)
le ol eto zany ny fahalalako azy tena conscient be am zavatra ataony fa tsy we manana double personnalite zany akia a
tena voulu mihintsy le acte ataony
ra schizophrene le ol de mety we nisy hallucination ngah fa le resaka eto tena resaka ol marary surtout le voalazandry we manararaopaty ny sasany, mis'amuse amin'ny ankizy eto fotsiny fa de cool sy zen fotsiny e, rehefa lany ny ranomaintiny de tsy hamgina ihany ve izye :wink:

16. heidi
(
20/11/2008 12:28)
:-D :-D :-D :-D :-D
izaho aloha tsy hamaly mitsy raha vao misy mitapy sôna eo e!

17. hery
(
20/11/2008 14:07)
:-)
Ka izay no atao hoe virtuel fa nareo kou marary am'zany eo. MIsy olona mila manana personnalité maromaro. Tena filàna mihitsy io ho an'ny hafa. Ohatran'ny hoe tsy hay ilay mi-s'adapte amin'ny situation maromaro raha tsy ny personnalité no ovaina.
Tsy aretina io kah. Plutot exploit aza. Mihaiky an'ireny olona ireny aho fa manana don hafakely :-) Ny mahasosotra fotsiny dia @ zavatra ratsy matetika no ampiasany ny don-ny.
Ny ahy dia personnalité iray ihany no entiko mi-s'adapte etsy sy eroa. Na dia marobe aza ny siituation dia iny ihany no entina n'aiza n'aiza. Izay no tsotra indrindra e... ho an'ny kamo miovaova.

18. heidi
(
20/11/2008 14:13)
ka marina mihitsy izany e!
am zavatra ratsy foana no mahasitona azy hiova personnalité!
don hafakely marina ...IZAHO aloha manana ps maro fa ny personnalitéko ihany koa dia iray ihany ka mora fantatra foana hoe i anona io...
FA ny olona manana io toetra io reel no tena mampiorokoditra be....
ka mbola lasa ny saina hoe mba tonga saina am hataony ve izy ireny sa mody adala na mihevitra ny hafa ho vendrana mihitsy....
misy tena mpanao azy sy mpahay azy mitsy ka! :lol:

19. diamondra27
(
20/11/2008 14:53)
heidi:mety mbola tsy milamina koa nge le fiainany de lasa mila vaniny amin'ny hafa le olona rehefa manao zany toetra zany e
kalou hamerina lesona kely fa efa nianarako tany ampianarana io kle.

20. ni81
(
20/11/2008 14:56)
IZAHO aloha manana ps maro fa ny personnalitéko ihany koa dia iray ihany ka mora fantatra foana hoe i anona io...ka io no nahalalako hoe i anona ihany ity i anona manao an'ity ps ty t@ ndry taloha ireny :lol: :lol: satria lé firesaka no jereko. Fa ilay miovaova aloha tena mahay ry zareo manao azy ka! Tsy tadidiko ny sasany raha zà somary very ...