Double personnalités
81. heidi
(
22/11/2008 11:08)
ka raha nareo be kibo ireny no mitsifotsa eo ampitangoronana eo tena gravy be kanou! fisaka tampoka ny kibo hihihihih
82. kotobekibo
(
22/11/2008 12:01)
Tsy maintsy hividy RUSTINE ihany raha izany hanampenana ny fuite klé . Ilay kiboko io ange no tena mba atout-ko , d ho avelako hipoletaka v leliké ? :-D :-D :-D
83. Papoose
(
22/11/2008 16:05)
:-D :-D :-D :-D sao de mba karana aza i kotobeventre ty:-P !!! ny kibo mantsy tena voninahitra @ kanara sasany!!!
84. kotobekibo
(
23/11/2008 20:37)
Papoose:
:-D :-D :-D :-D sao de mba karana aza i kotobeventre ty:-P !!! ny kibo mantsy tena voninahitra @ kanara sasany!!!
hay v ? tsary nahalala an'izany anay iii :-D
Ka aya hoe ny fanaovana izany skripsiô ho karana izany ? mety ho tafiditra ao @ manam-boninahitsa anay raha izany likary a! :-D :-D :-D
85. Papoose
(
24/11/2008 22:18)
tsa mila skripsio fa mandrahoa ovy dia tsofy de chechefo chechefo mandrapavoky loatra dia mibontsina be ho azy le kibo :-D :-D :-D :-D eshy a oeee lihaka e!
87. heidi
(
28/11/2008 22:45)
raha manana ps maro ka mijanona ho ianao ihany tsy hitako ny olana fa ilay manana ps roa na maro dia mivadik'ondana be no mitapy sôna :°)
88. kotobekibo
(
28/11/2008 22:53)
mbola hisy hiantso mihitsy angamba @ farany hoe bide be koto
fa na d izany aza tsy miova ilay ol ao anatiny fa zà dôly , tsy koi e! :-D :-D :-D

89. heidi
(
28/11/2008 23:05)
:-D :-D :-D :-D FA manin marina ity ps raika ity no ovaovain'ny namana ny fanononana sy ny fanoratana azy e! samy mandray izay endrika sary antsaina an'i botabekibo ny olona, te hifidy ps hafakoely eo kou :-D :-D :-D
mbola hisy hanao hoe bodabebory :-D :-D
mbola hisy hanao hoe bodabebory :-D :-D
90. kotobekibo
(
28/11/2008 23:13)
heidi:
:-D :-D :-D :-D FA manin marina ity ps raika ity no ovaovain'ny namana ny fanononana sy ny fanoratana azy e! samy mandray izay endrika sary antsaina an'i botabekibo ny olona, te hifidy ps hafakoely eo kou :-D :-D :-D
mbola hisy hanao hoe bodabebory :-D :-D
Tsy azo ampiana T-A io an ! sao injay misy mitapy sôna eo!:-D:-D:-D
aleo tsy atao lava loatra fa sao lasa zvt hafa mihitsy ny dikany klé :-P :-D
91. patie
(
28/11/2008 23:18)
heidi:
:-D :-D :-D :-D FA manin marina ity ps raika ity no ovaovain'ny namana ny fanononana sy ny fanoratana azy e! samy mandray izay endrika sary antsaina an'i botabekibo ny olona, te hifidy ps hafakoely eo kou :-D :-D :-D
mbola hisy hanao hoe bodabebory :-D :-D
hiteniteny fôna eo dronky ny farany fa ataovy ngé é:-D :-D :-D
92. kotobekibo
(
28/11/2008 23:29)
patie:
hiteniteny fôna eo dronky ny farany fa ataovy ngé é:-D :-D :-D
hita ouah kouh! vao nisy vaovao tatsy ambadika tatsy : ventredodu :-D :-D :-D
95. heidi
(
30/11/2008 09:57)
patie:
heidi:
:-D :-D :-D :-D FA manin marina ity ps raika ity no ovaovain'ny namana ny fanononana sy ny fanoratana azy e! samy mandray izay endrika sary antsaina an'i botabekibo ny olona, te hifidy ps hafakoely eo kou :-D :-D :-D
mbola hisy hanao hoe bodabebory :-D :-D
hiteniteny fôna eo dronky ny farany fa ataovy ngé é:-D :-D :-D
an a an ka!
:-D
97. kotobekibo
(
30/11/2008 10:15)
patie:
heidi:
:-D :-D :-D :-D FA manin marina ity ps raika ity no ovaovain'ny namana ny fanononana sy ny fanoratana azy e! samy mandray izay endrika sary antsaina an'i botabekibo ny olona, te hifidy ps hafakoely eo kou :-D :-D :-D
mbola hisy hanao hoe bodabebory :-D :-D
hiteniteny fôna eo dronky ny farany fa ataovy ngé é:-D :-D :-D
heidi > tandremo aza alatsaka eo ny -be- an!:-D :-D :-D
99. kotobekibo
(
02/12/2008 00:13)
Papoose:
re dain :-P
dain @ ahoana e! sao d mba queer na veloro na planstinnka:-D :-D :-D :-*