Double personnalités

41. kotobekibo ( 20/11/2008 20:06)
heidi:

Tsy haiko raha tena marina izy io fa efa matetika mitranga @ TV sy SONEMA koa
ka mba te ho vedety ho aktera izy izany ny fahitako azy! :-D
tsaroako tokoa mbola tanaty boky ihany manana double personnalité ilay bandy fa tsy malaza hono izy satria livreur no asany dia mba te halaza dia mamono olona gratuit fotsiny de amizay mi afficher am gazety ny sariny sy ny mombaa azy tena mitapy sôna mitsy :-D :-D :-D


Tahak'izany koa ireo bandy saika hamono an'i Obama , mba te halaza sy hiseho TV hono
:-D :-D
Papoose:

le doubla personnalites amiko tena complexe vokatry ny fandraisana ny zvt rehetra ho competition....sy le te ho voalohany foana sy hohitan'ny olona rehetra, te hihoatra noho ny manodidina...variana manenjika olona mba hitovy na hihoatra azy...na hiaraka aminy (l) ....dia ny farany tena lasa superficielle hatrany @ tsinay maintiny sy zay avoakany

dia rehefa tsy zay no mitranga dia midegany


:-D :-D :-D
42. ikaretsaka ( 20/11/2008 20:38)
glacholet aourtamsachet! :-D :-D :-D
43. heidi ( 20/11/2008 20:44)
fa tsy mila bizn ato ry ika fa dinika mandeha tsara io ah! :-D :-D :-D
44. heidi ( 20/11/2008 20:45)
Botabekibo : fa angaha misy mitady hamono sahady i obama :-D :-D :-D
45. sakaizakely ( 20/11/2008 20:55)
triple personnalité lou zao no hitako

kotobekibo
kotobebide
botabekibo

danzeré be izy io fa mitanjema tsara dol :-D :-D :-D :-D :-D
46. heidi ( 20/11/2008 21:13)
:-D :-D :-D :-D asa efa nanelina ve izy io androany fa efa nandrezatra ihany mantsy io hariva io :-D
47. kotobekibo ( 20/11/2008 22:46)
heidi:

:-D :-D :-D :-D asa efa nanelina ve izy io androany fa efa nandrezatra ihany mantsy io hariva io :-D


:-D :-D
nanelina :?: : tsy azoko !!!!
I Obama t@ ireny mbola nanao propagandy ireny no saika hovonoin-njy zalahy . Bandy kely SS no saika hanao izany d sarona , kobo tao antranon-dry zalahy ny fitaovana maro b .
sakaizakely:

triple personnalité lou zao no hitako

kotobekibo
kotobebide
botabekibo

danzeré be izy io fa mitanjema tsara dol :-D :-D :-D :-D :-D

WANTED MORT OU VIF izany . Raha izany injay d tsy ho lazaiko eto ilay farany hoe botabebide raha izany . :-D :-D
48. Papoose ( 20/11/2008 23:50)
matahatsa iaho
49. kotobekibo ( 21/11/2008 00:04)
Papoose:

matahatsa iaho

:twisted: GROUARRRRGGGG!!!!

:-D :-D :-D
50. ikaretsaka ( 21/11/2008 00:09)
glacholet aourtamsashet.. ary mikisakisana any ry papoose fa tsy misy hipetrahako hamelarana tsena an
51. kotobekibo ( 21/11/2008 00:11)
ikaretsaka:

glacholet aourtamsashet.. ary mikisakisana any ry papoose fa tsy misy hipetrahako hamelarana tsena an


Tena maka fanahy ny kibobenay mihitsy élah izany an! :-D :-D :-D :-D
52. heidi ( 21/11/2008 06:39)
nanelina : tsy azoko !!!!

ka izay no maha be kibo anao anie manelina e! :-D
53. ni81 ( 21/11/2008 06:49)
glacholet aourtamsashet.. ary mikisakisana any ry papoose fa tsy misy hipetrahako hamelarana tsena an
:-D :-D
54. lovelyri ( 21/11/2008 12:03)
nôna zany le zazah atoakiboko at miresaka goulasy naero :? :lol: :-D :-D
55. ni81 ( 21/11/2008 12:04)
nôna zany le zazah atoakiboko at miresaka goulasy naero
ngaha ny glasy mahavoky? :-D
56. ari.malala ( 21/11/2008 13:44)
lovelyri, mifitsaka kely bolitsiny kely eo io fa ihinano gilasy eo tsara! ra ts zany de meny daka beu njiko fa mangatsika beu izy hihihi!
57. lovelyri ( 21/11/2008 14:01)
ni81: ie injainjay :-D :-D

ari: ko ts efa ôtrany parasy ve akia izy ato raha zay glasy nohaniko zay :? :roll: :^)
58. heidi ( 21/11/2008 15:07)
haaaaa! tongasoa tampoka i lovelyri sy ari.malala amizay tonga de mi reklam glasy :-D

ni81: tsy hitako mitsy aky izay hankafan'i ika tsena ato :-D
59. kotobekibo ( 21/11/2008 15:56)
heidi:

haaaaa! tongasoa tampoka i lovelyri sy ari.malala amizay tonga de mi reklam glasy :-D

ni81: tsy hitako mitsy aky izay hankafan'i ika tsena ato :-D


ka doubla pers kosa izy @ izany e! tampoka mpivarotsa , tampoka mpi-forum
:-D :-D :-D
60. kelly13 ( 21/11/2008 16:00)
:-D (klou himé fa lava lôtra d tsy voavakiko)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1689