Double personnalités
21. heidi
(
20/11/2008 15:01)
rehefa lany ny ranomaintiny de tsy hamgina ihany ve izye:-D :-D :-D :-D MI CHARGE ndray izy de lasa zao manoratra kou! ny ranomaity anie tsy lafo e! :-D
22. heidi
(
20/11/2008 15:03)
Fa ilay miovaova aloha tena mahay ry zareo manao azy ka! Tsy tadidiko ny sasany raha zà somary very ...izaho aloha mahalala hoe izy ihany io kosa fa ilay mahatonga azy hanana personnalité mifanipaka be no tena danz danzéré rehefa reel....
24. heidi
(
20/11/2008 16:34)
misy koa anie izy lahy dia misandoka ho vavy dia misy vavy misandoka ho lahy dia tena mandray ny tenany ho lahy na vavy mihitsy rehefa miresaka .... 8)
25. vale
(
20/11/2008 17:36)
tonga saina am hataony ve izy ireny sa mody adala
Matetika ireny tsy fanahy iniana, ka izay no hanaovana azy oe manana double personnalité! azo atao hoe aretina io, mila travil beee mihintsy vao afaka, thérapie be manadala, :-D :-D :-D :°)
28. kotobekibo
(
20/11/2008 17:59)
Ny MITAPY SÔNA araky ny teneninareo , tena hitako fa betsaka ato . Zà koa iray @ ireny ; Raha tsy izay koa anie tsy afaka mba mifanala e!:-D :-D
Fa ny DOUBLE PERSONNALITE indray tsy mety amiko . Mora kobo b raha za . :D :D
Fa ny DOUBLE PERSONNALITE indray tsy mety amiko . Mora kobo b raha za . :D :D
29. heidi
(
20/11/2008 18:09)
27. Mpandefa : kotobekibo [ Valio ] 20-11-2008 18:59:13
Lohateny : Re : Double personnalités
Ny MITAPY SÔNA araky ny teneninareo , tena hitako fa betsaka ato . Zà koa iray @ ireny ; Raha tsy izay koa anie tsy afaka mba mifanala e!
tsy mitapy sona am sens tinao lazaina fa samy refa manala azy de manala azy tsy miseo am endrika ratsy sy tsara :-D koike miseo am maha bekibo sy fisakibo anao enao :-D
30. kotobekibo
(
20/11/2008 18:13)
heidi:

:-D :-D :-D tjrs bekibo koi k'il ariv less bainn a!
31. heidi
(
20/11/2008 18:16)
Fa zà wa tsy bainn less bainnn ah! :-D :-D :-D :-D fa toi oà otran'ny koboko zany e!..... :-P
32. heidi
(
20/11/2008 18:20)
Matetika ireny tsy fanahy iniana, ka izay no hanaovana azy oe manana double personnalité! azo atao hoe aretina io, mila travil beee mihintsy vao afaka, thérapie be manadala,
MBA Aafaka mi comprendre ny olona otrzay aho izany raha azo atao hoe desikilibré psykotik izy, aza omena tsiny fa tsifidiny ho azy :°) ny fahendrena no fanafodiny tsy mifampikasoka sy tsy mifandona aminy alou! :-D
33. kotobekibo
(
20/11/2008 18:20)
heidi:
Fa zà wa tsy bainn less bainnn ah! :-D :-D :-D :-D fa toi oà otran'ny koboko zany e!..... :-P
Zà izany no bainn ref tsy élah
:-D :-D :-D
34. heidi
(
20/11/2008 18:21)
fa misy amini'zy ireny tena reperény tsy hamelàny enao raha tsy lavony raha reel dia matiny hitako tam boky mantsy io....AZA MBA ciblény ihany alou .... :lol: 8)
35. kotobekibo
(
20/11/2008 19:16)
heidi:
fa misy amini'zy ireny tena reperény tsy hamelàny enao raha tsy lavony raha reel dia matiny hitako tam boky mantsy io....AZA MBA ciblény ihany alou .... :lol: 8)
Tsy haiko raha tena marina izy io fa efa matetika mitranga @ TV sy SONEMA koa :roll:
38. heidi
(
20/11/2008 19:28)
Tsy haiko raha tena marina izy io fa efa matetika mitranga @ TV sy SONEMA koaka mba te ho vedety ho aktera izy izany ny fahitako azy! :-D
tsaroako tokoa mbola tanaty boky ihany manana double personnalité ilay bandy fa tsy malaza hono izy satria livreur no asany dia mba te halaza dia mamono olona gratuit fotsiny de amizay mi afficher am gazety ny sariny sy ny mombaa azy tena mitapy sôna mitsy :-D :-D :-D
39. Papoose
(
20/11/2008 19:51)
le doubla personnalites amiko tena complexe vokatry ny fandraisana ny zvt rehetra ho competition....sy le te ho voalohany foana sy hohitan'ny olona rehetra, te hihoatra noho ny manodidina...variana manenjika olona mba hitovy na hihoatra azy...na hiaraka aminy (l) ....dia ny farany tena lasa superficielle hatrany @ tsinay maintiny sy zay avoakany
dia rehefa tsy zay no mitranga dia midegany
dia rehefa tsy zay no mitranga dia midegany
40. heidi
(
20/11/2008 19:57)
tena io voalazan'i papoose io no fahitako azy ! tena marina mitsy....
SADY NY gravy dia mbola manana aretina ilay mandainga sy mamorona otran'ny karazana mythomanie ihany ilay izy..... tsy laitra mitsy dia izay azony am lainga aloha dia eo no raisina.....
SADY NY gravy dia mbola manana aretina ilay mandainga sy mamorona otran'ny karazana mythomanie ihany ilay izy..... tsy laitra mitsy dia izay azony am lainga aloha dia eo no raisina.....