Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
dalie
(
26/11/2008 10:56)
Eric Manana
Mba mitady ny tononkiran' i Eric Manana izay misy, misaotre ê!...
tohiny
novalian'i ni81 ny 26/11/2008 11:01
malalafitia
(
26/11/2008 08:14)
mitady tononkira
manaona daolo
saika mba hitady ny hiran ny QUEEN lay oe LOVE OF MY LIFE azafady indrindra de misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 26/11/2008 08:23
dana2
(
26/11/2008 08:12)
besoin d'aide!!!!
bjr!! a tous mbola za iany en faite nahita tonokirany fara andriamamnojy mombany ny fitiavana dia nefa tsy mahita ny clip mintsy za,ny titre any "ho tia anao"azafady raha misy manana ny feony io HirA ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 29/11/2008 12:05
saranga
(
26/11/2008 07:45)
Tout est MAP maintenant
Hoy ny mpisotro toaka hoe Misotro Am-Pilaminana
Ny makorely hoe Miasa Amin'ny Protector
Ny vahoaka mijaly hoe Miharitra Am-Pitsanganana
Ry zalahy Ministra aza sahy miteny hoe Mangalatra Am-Pilamina...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/12/2008 13:03
dana2
(
26/11/2008 07:24)
mitady fanapina azafady!
bjr daholo!!!mba mila fanapiana amin isika ny tenakko azafady indrindra,atao mariagy ny zokoko aminin ity volana DEC ity dia mba niteneniny za ihira eo amin fanamasinana an zareo 2 ,fa ny olna tsy m...
tohiny
novalian'i dana2 ny 30/11/2008 17:26
nirilalaina
(
26/11/2008 07:08)
mba mangataka tononkira ô!!!
Bjr à tous!
mba mangataka ny tonon'ny hiran'i Marion "ianao you" azafady izay mba manana e! dia merchi d'avanchhhhhh :lol: ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 26/11/2008 07:11
daryprod
(
26/11/2008 06:50)
Anti Foza orana
Manomboka ny voalohan'ny volana desambra de mba misy cadeau kely halefako e, ny Antifoza orana . jereo www.inforindra.fr.cc...
tohiny
novalian'i cyberfrancis ny 10/04/2009 09:05
xxx
(
26/11/2008 04:54)
vatovavy fitovinany - atsimo atsinanana
akory aby e,
mba te-hanontany raha misy mpiserasera eto mipetraka amin'ny faritra Vatovavy Fitovinany na Atsimo Atsinanana ?
...
tohiny
novalian'i catalyn ny 11/04/2009 17:27
bazylou
(
26/11/2008 00:36)
dia ny gasy nankaiza ???
565 entreprises étrangères installées à Madagascar en 2008
(25-11-2008) - 1138 entreprises ont été créées entre Janvier et Octobre 2008 à Antananarivo, Tolagnaro, Nosybe et dans le Vakinank...
tohiny
bazylou
(
26/11/2008 00:23)
PROFESORA RA8
io indray izao no titren'ny lery!! mba te hanarakan'ilay zefa albert lery dia naka profesora sandoka tany chine!! bref vita sinoa e!! ny lalana navoakany ko vita sinoa ,;;lool.
naverina daholo hono n...
tohiny
novalian'i penguin ny 28/11/2008 13:00
sitlo
(
25/11/2008 23:05)
rongony aloha vao sigara
Ny malagasy angamba dia nifoka rongony. Fa taty aoriana vao nivadika nifoka sigara.
Satria mantsy ny adala dia natao hoe "foka". Nefa tsy hitako ny zavatra fohana mahalasa adala hafa tsy ny maina.
A...
tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2008 17:38
3004
(
25/11/2008 22:59)
VALINY
Miarahaba, tompoko
Hay ve ka nahaliana anareo io lahatsoratra ambany io.
Klikeo io rohy ambany io,aza fady
http://www.freewebs.com/jaoferafils
Mandrapihaona tompoko.
[quote=ratakktikk]
...
tohiny
sitlo
(
25/11/2008 22:11)
inona izany adabo?
Fantatro ilay izy hoe zavamaniry fa tsy mbola nahita aho. Ho an'izay mahalala dia inona amin'ireto kay ilay izy?
[center][img]http://img354.imageshack.us/img354/9590/adabo1xw0.jpg[/img][/center]
[ce...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 14/05/2009 13:44
simplex
(
25/11/2008 17:44)
mivika rvg
dingadingan'lery tsy anany hantra ny hira tokony hande... tsy systematique hoe 1 na 2 fa indraindray arahiny tsara indraindray tonga dia 2 na 3 be zao ndray voadingana :(
merci...
tohiny
novalian'i karandoha ny 30/11/2008 21:27
niryna
(
25/11/2008 16:39)
Ny famelan-keloka sy ny fanasitranana dia tsodrano iray .
Ny famelan-keloka sy ny fanasitranana dia tsodrano iray ihany (forgivness and healing are twin blessing).
[b]16 Ary nony hariva ny andro, dia nentin'ny olona tany aminy ny demoniaka maro; ary ny te...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/12/2008 23:17
penguin
(
25/11/2008 14:39)
Ary ny vitan'i bazylou mba ahoana ?
Mijere tena ary jereo ny vitan'ireo handraindrainao ra-bazylou ary. Dia tanisao fa toa motraka nohon'ny vitan'ny hafa....
tohiny
novalian'i penguin ny 28/11/2008 12:46
dibbah
(
25/11/2008 11:17)
Hialako nenina sa hialàko pà
2 taona no niarahanay (kôfa aho),divorcé zanaka 1 (garçon 11 ans).Ny azy lahy kely 4 ans fa tsy mariée.Vao niaraka koa izahay d nozariko nividianana zavatra izy kanefa nataoko am-pitiavana.Tato ho...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:41
jasa
(
25/11/2008 10:31)
la maladie d'amour
tiako be io hira io koa mba omeo ahy ny tonony...
tohiny
novalian'i ni81 ny 25/11/2008 19:52
Rajim
(
25/11/2008 08:18)
Mba mitady tonon-kira
Izay mba manana tononkiran'ilay hoe O happy days nadika @ teny gasy hoe O andro iray, dia mba handefaso aho azafady f'ilaiko hianaran'nu Sh @ Xmasy zao e! misaotra mialoha
Oh happy days; lasa hoe O...
tohiny
novalian'i Rajim ny 04/12/2008 04:50
klauma
(
25/11/2008 07:14)
tohiny( ody fitia)
lazaiko anareo fa nisy olona tratran'io! eny mety tsy hino ianareo nefa tsy maninona izany, ny ahy fitantantaràna ny tranga hitako!
lehilahy vahiny izy io fa tsy malagasy akory! ary dia tena voa maf...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:43
