rongony aloha vao sigara
1. sitlo
(
25/11/2008 23:05)
Ny malagasy angamba dia nifoka rongony. Fa taty aoriana vao nivadika nifoka sigara.
Satria mantsy ny adala dia natao hoe "foka". Nefa tsy hitako ny zavatra fohana mahalasa adala hafa tsy ny maina.
Araka ny mahazatra moa dia eritreritra mandalo io ka mety ho diso. :°)

novalian'i Papoose ny 03/12/2008 17:38
2. Papoose
(
26/11/2008 02:44)
:-D toa tsy mahalasa adala le izy rehefa tsy atao be loatra koooouuu!!!
moa koa rehefa mahazaka azy dia ts kwa na somary diso bosaka aza fa ny an'ny sasany anie toa tonga dia "foka" be na dia tsy mifoka akory aza e! :-D

3. heidi
(
26/11/2008 06:25)
ny an'ny sasany anie toa tonga dia "foka" be na dia tsy mifoka akory aza e!:-D :-D :-D :-D
4. ni81
(
26/11/2008 06:53)
Ny malagasy angamba dia nifoka rongony. Fa taty aoriana vao nivadika nifoka sigara.fa angaha tsy naka gony ry zareo aloha dia nalainy ro! Dia lena izany fa tsy maina satria rony + gony :-D :-D
Satria mantsy ny adala dia natao hoe "foka". Nefa tsy hitako ny zavatra fohana mahalasa adala hafa tsy ny maina.
6. naughtyboy
(
26/11/2008 15:22)
za ko resaka ka resaka fa mino fa nifoka daina maintsiny ry zalah antsoina oe ntaolo mpandinika reny misy filozofia henjana ihany manko ny koziny lerony ary tsy mena mitaha @ hafa(int.standard e..)
8. sakaizakely
(
26/11/2008 16:15)
eritreritra mandalon'ny mpifoka volo koa zany an :-D :-D :-D :-D :-D
10. sakaizakely
(
26/11/2008 16:59)
diso aby ah diso aby
de ampitovizy ny fonetika ny fagô sy foka raha misy ifandraisany 8O

11. ikaretsaka
(
26/11/2008 17:07)
Mamakia baiboly teny angalisy le ao @ paoly manao an' io hoe
Raha misy miteny kosa hoe foka ialahy......
Fa "you fag" ny dikany @ teny angalisy
Raha misy mpitsimpona afaka manome toko sy andininy dia fisaorana mialoha

13. kotobekibo
(
26/11/2008 19:31)
Za koa aloha mieritreritra fa rongony sy ny sigara d niaraka ihany , satria ireo ol fihavian'ny gasy d efa samy nahalala ny fisian'ny sigara sy ny rongony t@ izany andro izany .
:arrow: mitovy @ feeling @ izao fotoana ihany , samy mpanamaina , ary samy mpifoka sigara koa .
Ny taoka koa tahak'ireo ihany , ref diso bosaka d tsy mety . :-P

14. Papoose
(
26/11/2008 23:09)
heidi:
ny an'ny sasany anie toa tonga dia "foka" be na dia tsy mifoka akory aza e!:-D :-D :-D :-D
kozy anie zany e! ary tonga dia hita taratra be koooo
:-D
15. heidi
(
27/11/2008 06:16)
kozy anie zany e! ary tonga dia hita taratra be koooo:-D :-D :-D :-D Tondé hita taratra avy hatrany hoe mitapy sôna ka! na tsy hitanao hoe nifoka midaina aza izy lol :-D :-D :-D
hafa ihany ny olona normale tsy mpikitika ireny tsy misy takaitra ara- tsaina fihetsika famindra :-D
16. sitlo
(
27/11/2008 07:41)
heidi> ataovy xxx indray aloha fa tssss :°)
ikaretsaka> Somary sarotra ihany ny hisintonana ny dikan'ny teny avy amin'ny Baiboly, satria ny Baiboly no nadika tamin'ny teny gasy, fa tsy ny teny gasy no nalaina tamin'ny Baiboly. Marina fa maro ireo teny tsy maintsy noforonina tao, fa saingy kosa maro ireo teny efa nisy ka nampidirina ara-keviny fotsiny.
Ohatra, araka ny Baiboly dia ny rongony dia akanjo milay be. Dia ny mifoka rongony izany mifoka akanjo milay be? :-D
kotob> ny rongony sy ny toaka angamba araka ny eritreritro dia efa ela be talohan'ny sigara no nisy. Satria ilay sigara dia hita hoe teny nagasiana be. Fa ireo roa voalohany mbola tsy nahenoa(ko) mihitsy. Raha efa naheno ianareo dia mba kozio ny bandy.
naughty> :-D fohana ilay anaty gony. Mampatsiaro ahy ilay nampiresaka rasil tamin'ny 26 jona izay io. Nanontaniako ry zalahy, dia ianareo ve hoy aho tsy mamo ilay mahatratra rongony be dia be ireny dia dorana anaty gony. Dia hoy namaly ireo hoe: ka atao ahoana moa ry zandry fa tsy maintsy ihafiana a. Nefa raha Rah-ckiky angamba no teo? Eto ampirevena maina izaho no mitaraaina... :-D
saka>

17. kotobekibo
(
27/11/2008 18:02)
hoy sitlo :
Ka mety tsy nahazaka an'ilay rongony ry zalahy d namorona ny sigara kouh ! :D :D
ka mbola misy hafa koa ankoatry ny mitapy sôna sy ny mamo : ireo kondrakondrana ohatra ,
:-D :-D :-D
Na koa ny mpanala azy : ny hendry hono afaka mody adala fa tsy mety mihitsy raha afamadika . :-D :-D :-D
kotob> ny rongony sy ny toaka angamba araka ny eritreritro dia efa ela be talohan'ny sigara no nisy. Satria ilay sigara dia hita hoe teny nagasiana be. Fa ireo roa voalohany mbola tsy nahenoa(ko) mihitsy. Raha efa naheno ianareo dia mba kozio ny bandy.
Ka mety tsy nahazaka an'ilay rongony ry zalahy d namorona ny sigara kouh ! :D :D
heidi:
kozy anie zany e! ary tonga dia hita taratra be koooo:-D :-D :-D :-D Tondé hita taratra avy hatrany hoe mitapy sôna ka! na tsy hitanao hoe nifoka midaina aza izy lol :-D :-D :-D
hafa ihany ny olona normale tsy mpikitika ireny tsy misy takaitra ara- tsaina fihetsika famindra :-D
ka mbola misy hafa koa ankoatry ny mitapy sôna sy ny mamo : ireo kondrakondrana ohatra ,
:-D :-D :-D
Na koa ny mpanala azy : ny hendry hono afaka mody adala fa tsy mety mihitsy raha afamadika . :-D :-D :-D
20. ikaretsaka
(
28/11/2008 02:31)
Ohatra, araka ny Baiboly dia ny rongony dia akanjo milay be. Dia ny mifoka rongony izany mifoka akanjo milay be?
oay le.. misy akanjo vita @ fibre de chavre lety (rongony) an! misy karazana soutane vita @ ireny dia misy lobaka koa
ireny ange pasohana dia raha somary maimay ny feran'ialahy fa tena ohatran'ny fofon'ilay tena izy mihitsy:wink: :wink: