rongony aloha vao sigara

21. rakapy ( 28/11/2008 03:33)
De izay vao mazava! kay izany izay no antony maha dizna ilay frera mpapianatra anay taloha . Kay lery mipasoka soutane isa-maraina de tratran'ny fofony :-D :-D :-D
22. ikaretsaka ( 28/11/2008 04:01)
arakaraky le lamba hanaovany ilay akanjo io fa tsy hoe rehefa soutanes rehetra dia vita @ chanvre aby akory

sao hisy tonga saina tampoka eo hanao sakristin eo de hanao volontera hipasoka ny akanjon'i mompera de dorana ny akanjom-piangonana nefa tsy dizina de av;eo handeha hilaza fa mandainga i Ika ....nefa ny akanjon'i mompera kay tergal na dormeuil! :-D :-D
23. naughtyboy ( 28/11/2008 21:16)
de misy ifandraisany v zany le fanisana nampiasainy ntaolo
isa ny amontana
roa ny aviavy
telo fangady
efadrofia
dimy tanantanana
..tsy tadidiko fa misy resaka foza ary avy eo
...=)) =))
sivy RONGONY
folo famolesana
asa aloha ra marina reo voalaza fa mila fanampiana ameno reo banga sy fantsiana ra misy diso :-D de teo zany no nahatonga saina anah oe efa nisy resaka rongony tany aloha tany refa natao ny fanadihadiana
:-D
24. naughtyboy ( 28/11/2008 21:25)
fa le faggot alo ny fahalalako azy de pelaka e dikanteninjatovo/ slang ,aty @ misy ana de zay no dikan'io
25. cutie ( 28/11/2008 21:28)
. Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 28-11-2008 22:25:17
Lohateny : Re : rongony aloha vao sigara
fa le faggot alo ny fahalalako azy de pelaka e dikanteninjatovo/ slang ,aty @ misy ana de zay no dikan'io

hita wa :-D :-D :-D :-D
aty koa zay no dikany :-D
26. fijo ( 28/11/2008 21:32)
fa tsy dayk ve???
27. cutie ( 28/11/2008 21:42)
fijo
zay ny filazan'ny lesbienne, de ny pd ndray fag :-D
28. fijo ( 28/11/2008 21:45)
ary toa nisy koa le hoe "quir sa kuirr"tsy haiko ny fanoratra azy
29. cutie ( 28/11/2008 22:05)
queer
offensive slang ndray hono io, filazana ny homo rehetra :-D
30. fijo ( 28/11/2008 22:11)
mba be fomba filazana koa izy izany ka
31. cutie ( 28/11/2008 22:12)
reo ihany alou no haiko ka :-D
32. fijo ( 28/11/2008 22:15)
ka miaro ny pelaka sy padika sy opo sns de maro ka
33. kotobekibo ( 28/11/2008 23:02)
dayk , faggot , queer > kiii... mbô tena fazé b zà izany leliké , tsy nisy koboko mitsy ireo fiteny ireo raha tsy vao izao , soa ihany fa niditra teto . :-o :-D
34. Papoose ( 29/11/2008 00:44)
ahon zany ry kotobequiiibo :-P
35. naughtyboy ( 29/11/2008 12:35)
ao ko ny pouf = queer zay pelaka ihany no dikany ,misy karazany 2 kalo le pelaka e fa tsy mitovy le manao sipa no pouf ary le kofa no straight gay :°)
36. Papoose ( 29/11/2008 19:12)
dia ahon zany ny manao blouson queer?? blouson na pelaka ve? :-P :-D :-D :-D
37. cutie ( 29/11/2008 19:16)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 28-11-2008 23:15:18
Lohateny : Re : rongony aloha vao sigara
ka miaro ny pelaka sy padika sy opo sns de maro ka

miaro ve ny dikan'zany :wink:
38. sitlo ( 30/11/2008 00:38)
dinika koa izany an:-D:-D
39. Papoose ( 30/11/2008 01:40)
enao aza le mpamorona koa :-P
40. sitlo ( 30/11/2008 01:50)
hay moa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2803