Ary ny vitan'i bazylou mba ahoana ?
1. penguin
(
25/11/2008 14:39)
Mijere tena ary jereo ny vitan'ireo handraindrainao ra-bazylou ary. Dia tanisao fa toa motraka nohon'ny vitan'ny hafa.
répondu par penguin le 28/11/2008 12:46
2. tataka
(
25/11/2008 15:02)
Jereo ny tahirin-dahatsoratra fa na ny fahoriana nohon'ny zaza Malagasy tradoza aza dia nahitana resaka masiso io bazylou io. Ny vitan'io tsy mankaiza ary hatramin'ny vehivavy Malagasy aza nolazainy folaitra avokoa ary tena niambo mafy izy fa efa nahazo vazaha. Vao tonga Ivato hoy izy dia mangataka daholo nareo gasy mahantra. Ka aiza no vitany hambara ary? Ny hamotika no hainy.
3. penguin
(
25/11/2008 15:58)
Misaotra anao fa misy hisainan'ireo akamany ireo. Ny politika moa vao mainka tsy hita izay baolina matiny hatramin'izay fa owawawa no betsaka.
4. bazylou
(
26/11/2008 00:17)
be fialonana iray lavaka fotsiny ireto!!! aleo tsy manao toa izay vita tandrametaka ohatra nya nareo!! io md io aloha dia hahantra mandrakizay e!! :-D :-D
5. bazylou
(
26/11/2008 00:24)
ny ahy koa tsy lazaiko anao mihitsy ka!! izahay tsy lanytrondro tsinona :-D :-D
6. kidoropamba
(
26/11/2008 22:05)
Namely mafy aloha ny conecs androany e. Tena loza amin'ny antambo mihitsy no misy ao dago ao. Fa tsy niteny sy nilaza ry zalahy raha tsy efa tratran'ny antsonjain-dravalo. 8O 8O 8O 8O
7. penguin
(
28/11/2008 12:46)
Namely ary nahavoa ve ? Milaza fa sehatra tsy miankina matanjaka ve hitaraina amin'ny fifaninanana sa izany no ampianarina ireto tanora vao hisandratra hoe ahoana? Nilaza ny avy Moramanga fa fenon'ny vahiny ny hotely ao Moramanga koa maninona no tsy manangana hotely vaovao indray fa efa làlana mazava azo hidirana ho tsy ampy izany ? Nilaza koa ireo fa viravirain'ny vahiny ny zazavavy nefa ry bazylou aza milaza fa nahazo vazaha ary faly ho tafakatra ary jereo koa fa ireo nahazo vazaha aza no mihimehy satria nahazo devizaka. Aiza no marina é ? Sao mba te hanjaka tokana ka mifarirotra rehefa tonga ny matanjaka nohon'ny tena sa mbola hiantehitra @ fanjakana lazaina tsisy ilaina azy indray ?
