PROFESORA RA8

1. bazylou ( 26/11/2008 00:23)
io indray izao no titren'ny lery!! mba te hanarakan'ilay zefa albert lery dia naka profesora sandoka tany chine!! bref vita sinoa e!! ny lalana navoakany ko vita sinoa ,;;lool.
naverina daholo hono ny invitation tamin'ny inauguration ny palais de justice vaovao fa tsy misy hoe profesora ra8!! reveo manja ao ny anareo ry penguin lany trondro a!!
novalian'i penguin ny 28/11/2008 13:00
2. saranga ( 26/11/2008 07:41)
Mampihomehy sy mampalahelo ange fa dia hiomehezan'ny olona mihitsy ity Ra8 ity e ! Olona tsy manana na dia Bac akory nefa be zesta. Foany any rangahy a
3. ravatorano ( 26/11/2008 11:04)
ny tena mampiomé ange izany dia ireo vahoaka nifidy azy e indrindra fa ireo mpanohitra amizao izay nitondra azy amin 'io fitondrana io nifidy olona "tsy alehany" sy "tsy manana na bacc" akoriny aza !
raha izany dia ilay antsasamanilan'ny malagasy mihitsy no kentrina !
raha tsy fifidianana tsy hahafoana an'io fa mirotsaha daholo fa izahay hifidy e
4. ni81 ( 26/11/2008 11:15)
raha izany dia ilay antsasamanilan'ny malagasy mihitsy no kentrina !
raha tsy fifidianana tsy hahafoana an'io fa mirotsaha daholo fa izahay hifidy e
:-D :-D
5. kidoropamba ( 26/11/2008 22:03)
Izahay aloha miaiky fa tena kentrina ary adla nifidy an'ity e. Sahiko ny milaza an'izany. Fa kosa efa tsy kentrina sy adla intsony satria efa tsy tia azy. Fa ireto izay mbola mankamamy kosa....... 8O 8O 8O 8O
6. nikah ( 27/11/2008 07:16)
Refa vandana dia kary fa tsy hoe na de efa hita miharihary zao aza ny zavadratsy ataony dia mbola harovana foana.Aiza daholo ty fampanatenana poakaty nataony ny vahgoaka t@ propagandy aiza????
Toa mbola ny risoriso sy ny fanaovana ampihimamba ny an'ny vahoaka ihany no ataony.Hadalan'izay te hifidy azy aloha .Nefa koa mety ange ny sasany mba nieritreritra fa hisy ny fiovana e!Nefa inona no teo?Fanangonankarena no tena ataony .Dia mbola arovan'ny sasany ihany!
7. penguin ( 28/11/2008 13:00)
rehefa nikakah dia tsy misaina firy loatra fa izay ahalasa ny manahirana no atao. Izay hevitra hamelezana ny mpitondra ihany no ventesina na izany na tsy izany dia FILOHA MALAGASY io hatramin'izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1165