Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fanjaibe
(
03/12/2008 03:37)
Ny tantsaha mahantra no tena mampahantra ny Mdagasikara
Tsy eken'ny Mpitondra mihintsy fa 75% ny mahantra eto Madagasikara nefa 85% ny Malagasy dia Tantsaha.
Tsy mifanitsy @ ny vahaolana ara-teknika foana ny tolo-kevitra omena ny Tantsaha.
Misy anef...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 18/01/2011 18:00
bazylou
(
03/12/2008 00:18)
Alefaso indrya ny cotisation e!!
Hôtel de ville
Le maire demande la contribution des citoyens
mardi 2 décembre 2008, par Manjaka Hery
« Il y a 1 800 000 âmes dans la capitale. Il suffit que chacun paie Ar. ...
tohiny
novalian'i penguin ny 05/12/2008 14:28
ainaheri
(
02/12/2008 19:34)
Any Britisy ,10 ans d'efa migadra
Aona ny fahitanareo an'izany raha mihoatra ny eto france sy ny firenena hafa?? Raha ny tenako manokana alou d manaiky tanteraka,@ zao ftona zao ny RAD ndray no mataotra ity zanaka nateraka,ny hadalàn...
tohiny
novalian'i ni81 ny 07/12/2008 18:29
harlyy
(
02/12/2008 17:45)
maha ela velona
Nanontaniana hono ity lehilahy izay nahatratra 100 taona hoe inona no mahatonga azy ho ela velona toy io? Inona ary ny valiny raha hainareo?...
tohiny
novalian'i Samoana ny 04/12/2008 16:41
amejah
(
02/12/2008 16:11)
ILMENITE URGENT
Salut daoly nareo!
Za mba mila fanampina amin'ny fidirina miasa @lé QMM momban'lay ilménite(oxyde minéral de fer et de titane) ny tenako ra mba afaka manoro lalana sy ny fomba idirana any ianare...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 13:17
Gomin
(
02/12/2008 16:09)
Mangataka ny tonony hira hoe "Il est souvent"
Mangataka ny tonon'ny hiran'i Bekoto ao @ tarika mahaleo,mitondra ny lohateny hoe:
"Il est souvent"...
tohiny
novalian'i Noue ny 03/12/2008 05:25
sitlo
(
02/12/2008 15:59)
sahiko vadiana
Nisy bandy akamako mitsamy izay taloha. Zokiko 7 taona eo ry zalahy. Dia izy mitsamy rehefa miresaka sipa dia hoe "sahin'ialahy vadiana ve iny rahaja?". Dia hoe "tena sahiko vadina iny". Izaho tamin'i...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:39
Madabandyscar
(
02/12/2008 15:56)
Vaovao ny bandy dé mtady akama!!!!!
hono oa ry reto!!! afaka mbo maka hira vé ato @ty tranonkala ity sa.... dé ra mba misy bandy akama na sipa akama dé mbo mkizya ihany éééé!!!
Ra ny mombamomba amiko:
-Tsiory
-17taona
-Mbosy...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2008 21:57
Fitafifa
(
02/12/2008 15:29)
Mangataka tonon_kira ô!
Ilay hoe HAFALIANA ... NY MPITORY...
tohiny
novalian'i ni81 ny 03/12/2008 06:16
Bita
(
02/12/2008 12:33)
Boloky miteny
Nisy Boloky efa mahay zavatra maro ankoatry ny miteny nanan'ireto mpivady ireto. Ny tena hainy dia ny mitelefona satria matetika asaindry zareo miantso ny iray @ izy mivady rehefa misy olana.
Indray...
tohiny
novalian'i sitlo ny 10/12/2008 12:29
salamaeva
(
02/12/2008 11:47)
Mitady hira
Mitady hira vola sy Noro angamba no mihira azy ohatr'izao ny refrain-ny: tena mafy izany tia, ka manodiava anao, ianao no be siasia, ....... ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 03/12/2008 16:42
nilex
(
02/12/2008 09:20)
Foza orana sy pentacloe
Tsy mampitahotra izany ny foza orana sy ny pentacle fa mila voafehy fotsiny ny fanalana azy,misy karazany maro mantsy ny fisehony sy ny fanalana azy araka izany,tsy mila formatena izany ny HDD fa mand...
tohiny
novalian'i nilex ny 09/12/2008 10:33
Noue
(
01/12/2008 19:15)
Niova indray ve ny serasera ?
tsy aiko raha misy olana fa rehefa miditra serasera aho dia ity no soratra hita eo @ pejy voalohany aa.
Endrika vaovao
Niova endrika kely ny namana.serasera.org mba hiomanana amin'ilay tena serase...
tohiny
novalian'i Noue ny 04/12/2008 20:14
dinm08
(
01/12/2008 13:20)
Fanalebeazana fitombenana
Mba toroy hevitra aho ry reto na gymnastique atao mba ahalehibe ny fitombenako fa zaho somary lehibe nefa io ny ahy somary fisaka ihany.
Gymnastique no tena tiko na fomba atao.
Misaotra mialoha e :o...
tohiny
novalian'i ni81 ny 20/02/2009 06:52
nikah
(
01/12/2008 11:48)
Enfant de Jesus
Miarahaba ny rehetra!
Sao mba misy afaka manome ny tononkiran'ny Enfant de Jesus n'ny Les Adelines .Misaotra indrindra mialoha....
tohiny
novalian'i nikah ny 03/12/2008 07:40
arihando
(
01/12/2008 11:45)
halako vandy De Fenoamby
slt! mangataka ny hiran'i FENOAMBY : "Halako vandy"
mirary soa...
tohiny
didimaso
(
01/12/2008 09:57)
skotisma
Fanamabarana sy fijoroana vavolombelona amin'ny maha goavana ny fanabeazana skotisma izay nolovana tamin'i BADEN POWEL (B.P) mpanorina
afaka mitantara ny nahatongavany teto MADAGASIKARA, ny ANTILY...
tohiny
novalian'i jgast ny 12/02/2009 14:23
tony586
(
01/12/2008 08:24)
tononkira
mba mangataka tononkira shyn feno anao zay mahay misaotra mialoha...
tohiny
heidi
(
01/12/2008 06:45)
10 taona taty aoriana.... raha ianao no tamin'ny toerany...
Sendra nijery vaovao tamin'ny TV aho omlay izany dia,
RAD nanao fitorana ny infirmière tao amin'ny hopital
niterahany tamin'ny folo taona lasa.
Raha nahazo ny zazakely izy dia votery tsy maintsy ...
tohiny
novalian'i heidi ny 11/12/2008 15:39
akamatiana
(
01/12/2008 06:13)
Ny mpanao ratsy !!!
Mba marina ve ry zareo zany we ny olona mpanao ratsy mijalijaly vô gli ??
Lasa iany mantsy ny saiko mahita le rangahy be eto akaikinay (nalaza ratsy toetra be mantsy lery ), zao tonga aby aretina...
tohiny
novalian'i nikah ny 06/12/2008 06:24
