Fanalebeazana fitombenana

1. dinm08 ( 01/12/2008 13:20)
Mba toroy hevitra aho ry reto na gymnastique atao mba ahalehibe ny fitombenako fa zaho somary lehibe nefa io ny ahy somary fisaka ihany.
Gymnastique no tena tiko na fomba atao.
Misaotra mialoha e :oops:
novalian'i ni81 ny 20/02/2009 06:52
2. hana ( 01/12/2008 14:15)
Slt
mandehàna tongotra, indrindra fiakarana na tohatra, fa aza mandeha fiara lava. Rehefa eny ambony transport en commun na anaty ascenseur dia somary contracter-o (tsy haiko ny manazava izany @ teny gasy):
Manao brouette irery eo am-pandriana : mandohalika dia ny tanana 2 eo aloha, lamosina mahitsy, ingaina moramora hifanitsy @ lamosina ny tongotra 1, avy eo aforitra ny lohalika fa tsy apetraka fa avoaka any ivelany (ohatry ny alika mi-pipi fa tsy ingaina be), apetraka mora2 eo ampandriana dia atao toa izay koa ny ilany. Manao seza rivotra fa izany hoe sokafana atao forme losange ny tongotra.
Dia toa misy resaka hormone koa fa tsy haiko hoe atao ahoana
bonnes gymnastiques ary ô
3. ainaheri ( 01/12/2008 14:32)
Ngah d tena fisaka azo ipasohana domy izy ao no nampitaraina anao? :lol:
Asaivo potsipotserindry lerony fa mibontsina ho azy iny hihihihi
4. Rafahafahana ( 01/12/2008 14:54)
ainaheri:

Ngah d tena fisaka azo ipasohana domy izy ao no nampitaraina anao? :lol:
Asaivo potsipotserindry lerony fa mibontsina ho azy iny hihihihi



Ka tsy ny kibo indray ve no ibontsina mialoha?
5. heidi ( 01/12/2008 15:19)
hana:

Slt
mandehàna tongotra, indrindra fiakarana na tohatra, fa aza mandeha fiara lava. Rehefa eny ambony transport en commun na anaty ascenseur dia somary contracter-o (tsy haiko ny manazava izany @ teny gasy):
Manao brouette irery eo am-pandriana : mandohalika dia ny tanana 2 eo aloha, lamosina mahitsy, ingaina moramora hifanitsy @ lamosina ny tongotra 1, avy eo aforitra ny lohalika fa tsy apetraka fa avoaka any ivelany (ohatry ny alika mi-pipi fa tsy ingaina be), apetraka mora2 eo ampandriana dia atao toa izay koa ny ilany. Manao seza rivotra fa izany hoe sokafana atao forme losange ny tongotra.
Dia toa misy resaka hormone koa fa tsy haiko hoe atao ahoana
bonnes gymnastiques ary ô

toa tsy manalehibe fitombenana ny exercice fa manome forme sy mampi ferme-ferme azy sa?
efa izay fisaka izay ny vahana dia tsy afaka ovaina hoe ahoana , asiana exercice fotsiny dia mba tsara forme na kely aza ny raviny


:°)
6. heidi ( 01/12/2008 15:52)
ny antony ilazàko izany dia mba efa 13 ans ihany aho no nanao sport regulier, sady exercices fessiers tsy mank anefa tsy mitombo ny habeny ny ahy koike refa me matavy de mitombo koa ny any c normaly :wink: :-P
7. ni81 ( 01/12/2008 16:32)
Marina mihitsy fa rehefa mahia dia fisaka io, ary rehefa mihangeza dia mitombo. Fa misy koa anefa karazam-bikan'olona fisaka fa mivelatra ny bassin.
8. heidi ( 01/12/2008 17:50)
misy koa izy na mahia aza fa efa be entana mitsy ny bikany de otrzay hatrany :lol:
9. pupuce ( 01/12/2008 18:15)
mandehana tongotra matetika pied nu eny @ fasika , de misikina lambahoany matetika fa toa izany no no maha bebe deriera ny olona mipetraka any @ morontsiraka
10. ainaheri ( 01/12/2008 19:08)
Lainga² marina fa ny sipa petraka eny amorontsiraka mitondra doli an :-P
11. Papoose ( 01/12/2008 22:26)
afaka bojibojena koa hono io de mihangeza ohatran'ny nono :D
12. kotobekibo ( 02/12/2008 00:48)
Efa voajanahary io e!
Operation no mety fa lafo an! :-P
13. Papoose ( 02/12/2008 03:24)
raharaha koa re zany!ny be kibo te hihena ny kely vody te hiangeza!!!
omeo kely @ kibonao izy ry ventredodu ho entiny manabontsina ny truc-ny ao an! zany v mbola lafo an? :-P
14. heidi ( 02/12/2008 06:40)
kotobekibo:

Efa voajanahary io e!
Operation no mety fa lafo an! :-P


izay indrindra, refa vonjanahary dia mihonona amin'io, refa me matavy de mahazo volume koa ny any anefa


:°)
sirirzia estetika no tena mihàtra raha tena te hanatombo.... sitomina ny tavy any am faritra am vatanao hafa dia injecténa any amin'ny ravi-pitombenana dia mety raha tsy hoe raté ny op :-P itako amilay travesti nivadika vevavy aty aminay izay mantsy nabotsina aby ny fitombenana ny hanche sns.... :-D DE IZAY METHODE izay no nataony
15. andrywui ( 02/12/2008 13:42)
slt ten resak serieux ny ahy ty an!ra te hanalehib 7mbnn enao de tsy vety2 no ahazhoan vokatr fa mis torohevtr iray ery aloh oe mandohalik eo apandrian,ahaing ny tongotr de atolatsik b matetik sns fa izao ataov ze hampitolantsik fon anao(mitraingabe) forcer na eny andalana na ao atran matory fa ahit voktr enao bye
16. heidi ( 02/12/2008 16:11)
muscle no azo amizany fa tsy ny hadirin'ny fitombenana :-D
17. kotobekibo ( 02/12/2008 19:46)
Papoose:

raharaha koa re zany!ny be kibo te hihena ny kely vody te hiangeza!!!
omeo kely @ kibonao izy ry ventredodu ho entiny manabontsina ny truc-ny ao an! zany v mbola lafo an? :-P


an 3 kah ! gratos kosa e!
@ izay koa mba mihena ny kiboko :-D :-D :-D
18. kotobekibo ( 02/12/2008 19:48)
heidi:

muscle no azo amizany fa tsy ny hadirin'ny fitombenana :-D

mety miha mifitina aza no loooza kouh ! miha-enjana tsinona .:-P
19. heidi ( 02/12/2008 20:21)
Ka tsy aleo ve mba ferme na dia efa fisaka aza toy izay fisaka anefa siligaoma mafàna malemy be ilay fitombenana....
NY SPORT ANE mampifitina fa ferme tsara toy ny paoma vao nihotazana anio e :-D
20. Papoose ( 03/12/2008 03:25)
tsotra be koa eee!! mandeha boite de mandihy be foana rehefa tsy vita ao antrano ny mandihy be rery!!!!
kotobebain, enao ko nde mandihy be de mihena io!!! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3904