Fanalebeazana fitombenana

21. kotobekibo ( 03/12/2008 11:54)
heidi > aleo aloha divo ferme toy izay ilay miboletaka e! :-P
Papoose > efa miezaka e! efa miezaka fa tsy mbola any ny resultat :-D
22. heidi ( 03/12/2008 16:53)
20. Mpandefa : kotobekibo [ Valio ] 03-12-2008 12:54:54
Lohateny : Re : Fanalebeazana fitombenana
heidi > aleo aloha divo ferme toy izay ilay miboletaka e!

hafa ihany ny vatana tônik e! ny vatana ferme morimorina :°) :wink: :-D
23. Papoose ( 03/12/2008 17:45)
sady rehefa tsy bika anatiny v tsy aleo mba ny ivelany no mipolipolitra e :°) :-P

kotobebain, ka atombohy zao ny fampandrosoana ny divo e :-D hiandry an'iza?????
24. ikaretsaka ( 03/12/2008 21:11)
le vody contrebasse be ireny kosa tsary ann ka
25. Papoose ( 03/12/2008 21:36)
kotobebain, nefa tandremo ndray hono zany :-P
26. simplex ( 03/12/2008 21:57)

sao dia mba tsy ampy safosafo less zany :P
27. heidi ( 04/12/2008 06:30)
:-D :-D :-D tsy marina zany hoe be safosafo fitombenana de lasa maha be fitombenana
28. andrywui ( 04/12/2008 10:25)
manin nd1 ary ty no ten haingan b, mitad eponge atao manify s mbotsn tsala
de atao anat patalo de asin scotchhi!hi!hi!de ngoda be izy anzay
29. heidi ( 04/12/2008 11:55)
ka manin ary rah mihonona am zé hanana, ny tostra indrindra izany :°)
30. letmi ( 04/12/2008 13:00)
misy zobavinay izay, (tahiana fa lasa-ko razana), mpanao comique mihitsy izy izay. Fa izy koa fisaka kely hono taloha fa taty aoriana lehibe ny derrière-ny dia mba andramo izao ataony izao : fa rehefa tonga avy miasa hono dia ao an-trano rehefa mihodikodina manao raharaha iny dia atondrotondrotra ny vody rehefa mandeha, ka rehefa zatra an'izay dia na eny an-dalana azy manondrotondrotra ny vody, fa lasa lehibe rehefa ela ny ela. Mba andramo hoe dia mba lazao raha mety (fa mila patience an) :-D
31. Papoose ( 04/12/2008 17:26)
sao de mba lazain'ny olona fa kilemaina manamboatra fandeha kosa eee!!!

tsy aleo ve le pepehana miakatra le rehefa manan iny? :-P :-D
32. heidi ( 04/12/2008 17:38)
Papoose:

sao de mba lazain'ny olona fa kilemaina manamboatra fandeha kosa eee!!!

tsy aleo ve le pepehana miakatra le rehefa manan iny? :-P :-D



:-D :-D :-D
33. ainaheri ( 05/12/2008 03:50)
letmi>> tsy miséne b ve zany klé?? :-D :-D :-D
papoose>>Enao ty an :-D :-D :-D :-D
34. xxx ( 08/12/2008 15:08)
tsy miteniteny fon ah fa tena marin ty.fa rehef man... de aleo miongana tsra fona,de atolantsika tsra ny valahana eo amapn...azy iny fa 6mois enao de mahazo vokatr tsar,experiansa zany!!!!!
35. kakoo ( 08/12/2008 19:59)
inona ary no tianao kely tsaratsara endrika sa ngeza no sady malodaka ? :oops:
36. kakoo ( 08/12/2008 20:02)
kakoo:

inona ary no tianao kely tsaratsara endrika sa ngeza no sady malodaka ? :oops:



37. ralthe ( 28/01/2009 16:28)
Osory menaka 3 fois par jour de aza manao slip de jupe foana anaovana e.
De aza adino ny manao firaisana avy aoriana de midofodofotra tsara. Une semaine de hita ny valiny.......kôzy e :wink:
38. mala ( 28/01/2009 17:40)
io tenin'i ralthe io no tena marina... Efa noarako mintsy io fa tena niha-lehibe le entana... lé jupe alou tsy tanatiny fa lé midofodofotra be iny no nataoko
39. ikaretsaka ( 28/01/2009 19:34)
ataovy ary moa fa asain'ny resevera mandoa frais double eo iny malesa be iny fa...
40. xxx ( 19/02/2009 11:36)
tsotra be sady tsy mandany hery no tsy mandany vola
maka rano mangotraka dia hatao ao anaty seau na sio 15l na 20l tsy fenoina fa atao tapany dia eo no mipetraka mandritra ny 15minitra na 30minitra .
Marihina fa tsy seau kely velarana no hatao fa seau bebe velarana noho ny fitombenanao ary ezahina mba ho kelikely kokoa ny hafanana tafavoaka aty ivelany .
Mazava ho azy fa tsy misilipo sy tsy mikilaoty rehefa manao azy ka tsara raha toa ka ianao ilay manao douce iny no manao azy mba hialana amin'ny olona tia jerijery .TSARA RAHA HATAO 3FOIS /SEMAINE
DE mahazoa forme
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2114