Fanalebeazana fitombenana

41. ni81 ( 19/02/2009 12:16)
:roll: :roll: ka tsy hitsovaka toy ny akoho ho volosana @ ty rano mangotraka? :)
42. xxx ( 20/02/2009 05:50)
ialana tsiny kely fa rano avy nampangotrahana ary avela ho matimaty fa tsy ilay izy tena mahamay be iny ary raha toa ka mbola tsy tanty dia somary andrasana kely ary tsy voatery hoe tsy miala eo ambony seau mandritra ny 15min fa afaka miala kely dia avy eo tohizana indray .
ny tombony aminy dia sady mivelatra ny fitombenana no mihamatevina manaraka ilay fomba fipetraka eo ambony seau iny .izany hoe rehefa mipetraka amin'ireny pot -na wc ireny ianao dia mahamarika fa somary mihenjana izay ny fitombenana dia raha somary halefahana ny hozatra aminy noho ilay rano mafana dia moramora aminy ny hitombo ary rehefa manga tsiaka izy dia mijanona amin'iny paozy nanamboarana azy iny .
dia aza tia tena fa mba izarao traikefa koa ny akama eto @ serasera fa aza omena toro vohona fa aleo tsy misy toy izay mandainga (l) (l) (l)
43. ni81 ( 20/02/2009 06:52)
Mba izay ahay. Tena noheveriko fa hotsovahana toy ny akoho mantsy ka! :lol:
dia aza tia tena fa mba izarao traikefa koa ny akama eto @ serasera fa aza omena toro vohona fa aleo tsy misy toy izay mandainga
izany mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3056