Liste des messages

Liste des messages, inserés par nilex, par ordre de date
nilex ( 16/09/2016 12:27)
DEPANNAGE INFORMATIQUE ET ELECTRONIQUE
Afaka manampy raha misy no olana .[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/b25fe4f3d98aed7dfb3a2719e87e7a8a.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/b25fe4f3d98aed7dfb3a2719e87e7a8a.jpg[... suite
répondu par rougenoir le 03/07/2017 13:20
nilex ( 09/02/2015 13:26)
SETELA AMBATONAKANGA
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny alalan'ny Tompo o.Mba tiako raha misy ancien tao amin'ny SETELA ianareo ka mizara ny tena mombamomba ny fianarana tao sy ny zavatra ataonareo ankehitriny.Vaovao ... suite
répondu par Strong3 le 13/02/2015 07:18
nilex ( 02/02/2015 13:47)
SETELA
Azafady sao mba misy mahalala fifandraisana na phone ny SE.TE.LA (seheatra teolojika ho an'ny kaika) Ambatonakanga isika.Tena maika be fa hihiditra hianatra.... suite
répondu par endriny le 10/02/2015 10:03
nilex ( 23/09/2014 08:00)
HO AIZA ISIKA GASY E
Mampalahelo fa tsy misy mihevitra izay hoavin'ity firenena ity intsony ny mpanao politika malagasy fa dia samy manao izy maha metimety ny tenany sisa e.Natao ny fifidianana teo mba hoe hisian'ny fanan... suite
répondu par hafahafa le 24/09/2014 12:52
nilex ( 23/09/2014 07:49)
VITSY NY TENA MPIVAVAKA
Mampalahelo tokoa fa vitsy dia vitsy tokoa ny olona tena mivavaka sy efa nandray ny Tompo fa ny mahagaga anefa dia tena betsaka be tokoa ny olona mankany ampiangonana.Ny olona va no mafy fo? sa ny fam... suite
répondu par RBNIR le 03/10/2014 02:48
nilex ( 17/07/2013 09:55)
MIKOTY SIPA
Mahagaga hoa ny ankizy ankehitriny fa ny olona mananiany na manao fihetsika misangy azy dia lazainy fa mikoty azy hono nefa amiko izany mikoty izany dia mitory fitiavana avy hatrany mihintsy.Betsaka n... suite
répondu par rwams le 24/01/2015 19:04
nilex ( 05/04/2013 13:41)
RESAKA LAVA LOATRA
Maninona kay ny sasany amintsika no manao ireny resaka lava loatra ireny e,manainona raha atao fohy sady mazava ny tiana hambara dia mazoto miady hevitra ny olona fa ilay izy tena lava loatra ka tsy v... suite
répondu par Nehemiah le 06/04/2013 08:20
nilex ( 25/03/2013 13:59)
VERY NY FAHENDRENA
Mampalahelo tokoa ity vokatry ny fandrosoana sy ny fankana tahaka be fahatany ny fomban'ny vazaha ataon'ny akizy gasy nefa nge isika tena manana ny fahendrena lalina tena mampiavaka antsika e.Ny tiako... suite
répondu par 5laody le 15/04/2013 20:09
nilex ( 25/03/2013 13:39)
Ny filoha
Mba mahita atao koa ry zalahy namorona ity sary ity nefa toa marina rehefa hadihadihana tsara an.Sa ahaoana ry zalahy a.[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/1fbe7dd824235d3b31cf3d332118a35a.j... suite
répondu par bazylou le 26/03/2013 18:40
nilex ( 14/03/2013 08:42)
Fiara amidy maika
Jeep cherokee SRT8 2012.Amidy maika io ry namana isany.Vao 10 000km fotsiny no vitany ary mbola tokana eto madagasikara.Etat vaovao be.Vidiny 150.000.000 Ar no vidiny ... suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/10/2014 09:57
nilex ( 14/03/2013 06:57)
TONGA I MAMA E
Tena mahafinaritra fa tonga tokoa i mama e.Marina fa hitsabo ny reniny no tena nahatongavany voalohany ary mirary fahasalama ho an'i Bebe isika rehetra e.Fa ny faharoa tena mahavelom-bolo dia ny hijer... suite
répondu par bazylou le 23/03/2013 23:30
nilex ( 06/03/2013 13:23)
MIPARITAKA NY BASY
Mba tena marina ve ireny voalazan'ny mpitandron'ny filaminana ireny fa efa hatrami'ny krizy hatramin'izay no efa niparitahan'ireny basy ireny fa tsy hoe vao amin'izao fitondrana izao akory. Ankehitrin... suite
répondu par sitlo le 16/03/2013 06:29
nilex ( 18/02/2013 07:55)
DISO VE AHO?
Misy zandrin'ny vadiko manana sipa izay tsy mino ny fanahy masina ny fiangonana misy azy,(ilay bandi izany).Mananatra ny zaobaviko aho ary mampianatra azy ny maha mety izany satria izahay dia kristian... suite
répondu par nilex le 21/02/2013 06:11
nilex ( 12/02/2013 08:15)
SONDAGE AO @ TVPLUS
Mpampanao sondage foana ny tvplus izao momba ny raharaham-pirenena mba hakana ny hevitry ny olona.Nanambara sy nanazava izy anefa fa tsy vokatra ofisialy io akory ary tsy azo raisina ho tena izy fa mb... suite
répondu par andrywui le 05/03/2013 14:20
nilex ( 11/02/2013 08:51)
Episkopo Samuelson Edouard
Saika hanontany azafady raha toa ka misy mahalala adiresy mail na facebook na toy izany mba hahafahana mifandray amin'ny Episkopo Samuelson Edouard mpitarika ny HFF radio fa tena misy ilaivana azy ma... suite
répondu par tsitialainga le 14/02/2013 10:52
nilex ( 11/02/2013 06:03)
HISY KORONTANA HONO ETO
Mahagaga ireto hat ireto fa lasa ten... suite
répondu par pulm le 15/03/2013 14:20
nilex ( 08/02/2013 12:30)
CENIT sy ONU sa TGV
Fa tsy efa mazava be ve ao anaty ny tondrozotra fa anjaran'ny CENIT sy ny teknisianin'ny ONU no manapaka ny tetiandron'ny fifidianana e.Mbola mitabatataba indray ny lava sanga nefa ny tondrozotra mba ... suite
nilex ( 08/02/2013 06:57)
BIZINA VITA KAJY NY AN'I TGV
Raha tsiahivina kely ny tantara ny 7fev 2009 dia i Rajoelina mihintsy no nitondra ireo olona ireo teny Antaninarenina. 1-Ny fitaka voalohany nataony dia teo @ Hotel du Louvre izy no nivily fa olona no... suite
répondu par nilex le 15/02/2013 05:24
nilex ( 21/01/2013 05:40)
VENDRANA BE KOA NY GASY
Jereo tsara fetsy be Rajoelina ary nambakainy daholo ny gasy fa tsy ireo mpomba azy ihany,indrindra fa i Andrywui. 1-Nokorontaniny ny firenena efa mba nilamina teo. 2-Nalainy ny fitondrana. 3-Nangonin... suite
répondu par nilex le 22/01/2013 12:24
nilex ( 18/01/2013 07:25)
Tena vendrana kay ny mpanao politika gasy.
Raha manara-baovao amin'ny fahita lavitra aho dia mahatsapa fa tena vendrana mihintsy ny mpanao politika sasany. Raha namoaka ny tetiandrompifidianana ny CENIT sy ny ONU ka nilaza fa fifidiana filoha ... suite
répondu par ravatorano le 19/01/2013 10:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0794