TONGA I MAMA E
1. nilex
(
14/03/2013 06:57)
Tena mahafinaritra fa tonga tokoa i mama e.Marina fa hitsabo ny reniny no tena nahatongavany voalohany ary mirary fahasalama ho an'i Bebe isika rehetra e.Fa ny faharoa tena mahavelom-bolo dia ny hijereny koa ny fananganana indray ny orinasa TIKO.Efa tena leo ity dibera tsy fantatra sady tsy misy tsirony ity ny gasy e.Aleo ho avy ny tena izy.Aleo koa hiverina ilay menaka madio 20000fmg fa toa tsy hita akory ilay hoe menaka 12500fmg izay namitahana vahoaka teny amin'ny 13 mei.Izao moa dia menaka efa lany andro indray no vidiana 25000fmg no mora indrindra nefa sady mampanahy ami'ny lafiny rehetra ny momba ireny menaka ireny.
Ny tena mampalahelo indrindra dia nidona amin'ny poto indray i ra Andrywui satria dia tonga indray i mama.Mody tsy miteny eto mihintsy nedala izao an,asa na marary mihintsy angamba ko.Sao tokony tsy hampodiana kosa ary i dada sao dia ho tratran'ny AVC eo mihintsy nedala ka tsy hisy akama intsony eto amin'ny serasera eto.Izay mba tohanany eto toa resy foana e.Izaho nge efa nanazava taminy foana fa resaka politika io ka aza marary foa eo.I dada sisa no andrasana dia KO ra wiwi raha boxe no resahina.Mivoaha ialahy fa aza miafina e.

novalian'i bazylou ny 23/03/2013 23:30
2. andrywui
(
14/03/2013 21:28)
tandremo fa mandady ny trambo a !! misy dossier efa mandende any ,,fa vao mivilana kely amn oe hanokatra TIKO eo neny de tonga miainga ny vilana rehetra
http://youtu.be/E9KK4XOO2cU
de eo amn handriny iany ny sainy !! ato de mikifosafosa sy mifandrotsirotsy ato nefa ny "dossier lalao" efa miainga any zao !!! tssssshh nandra ka
http://youtu.be/E9KK4XOO2cU
de eo amn handriny iany ny sainy !! ato de mikifosafosa sy mifandrotsirotsy ato nefa ny "dossier lalao" efa miainga any zao !!! tssssshh nandra ka
3. sitlo
(
16/03/2013 06:22)
Kibay ankelika daholo ny an'ny mpanao politika malagasy. Sonia izany tsy misy dikany.
4. bazylou
(
23/03/2013 23:30)
din, din, din,
dia hoe tonga i rabaofy dia hoe milay be ve ?? dia hoe ny amerina an'i tiko sy magro no ataoko prem.
ountssss,
tsy misy io ry baina annnnn
ny vy ao amin'ny magro izao efa lafo e. 450a ny kg
grrrr