SETELA AMBATONAKANGA

21. Strong3 ( 12/02/2015 12:20)

rhaj0:

hi hi hi ... tsy izaho k'lou no nilaza hoe 'tery saina" ny Mpino, na hoe 'ratsy" ny inoany ets... Zohio tsara ny resaka fa tsy @ post-ko izany.. nareo no kibokiboin'ny tsihaitsihay ao..


hey Strong3... HS kely fa tsy aritro: iza io vazaha-la-mofo @ icon-nao io?
Ny ahy io dia tena izaho t@ mbola kely.. notapahiko fotsiny mba haneho ny masoko fa tena izaho io :-)




hihih tsy sarotra ny mandainga nefa sarotra amiko izany; mahafinaritra ny miresaka aminao

raha manao ireny rézô sosialy hafa ireny ianao dia mahita azy io; psédô-ako io
nga mba ilay endriny no tena tiako aseho; hitory ny hevitro sy ny fisainako
... imagination-ko angamba izay hihihi

___ HS ; dia very asa izany mpampivavaka ao kanadà ao amin'izao fotoana izao?
22. rhaj0 ( 12/02/2015 13:50)
Siriko ... i Humphrey Bogart, jereo google image... :-)

aoka re ry Strong3... aleo indray manao ilay "tsy misorona"... tsy zazazaza be ve izany maka ny sarin'i Humphrey na i Jhonny na i Christian izany e ? mba ataovy mainty hoditra azany fara-faharatsiny e... asa .. i Mohamad Ali na koa i Mandela na koa i Snoopy doggy dog..
23. rhaj0 ( 12/02/2015 14:05)
oops... miala tsiny fa sintomiko indray azany ilay zazazaza be teo e... Izaho azany ny sariko fony zaza no apetrako ka inona moa...
fa dia .. hellllllloooooo Mister Humphrey Bogart... bogany izany an... :-)
24. Strong3 ( 13/02/2015 07:18)
kkkkkkkk ..... aoka izay sao tena lazain'olona ho zaza eto !! lol :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008