SETELA AMBATONAKANGA
1. nilex
(
09/02/2015 13:26)
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny alalan'ny Tompo o.Mba tiako raha misy ancien tao amin'ny SETELA ianareo ka mizara ny tena mombamomba ny fianarana tao sy ny zavatra ataonareo ankehitriny.Vaovao aho mantsy nefa mba te hahalala fotsiny mba mora hiomanako.
Misaotra mialoha.
Misaotra mialoha.
répondu par Strong3 le 13/02/2015 07:18
2. Tefigasy
(
10/02/2015 06:03)
nilex:
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny alalan'ny Tompo o.Mba tiako raha misy ancien tao amin'ny SETELA ianareo ka mizara ny tena mombamomba ny fianarana tao sy ny zavatra ataonareo ankehitriny.Vaovao aho mantsy nefa mba te hahalala fotsiny mba mora hiomanako.
Misaotra mialoha.
Salama,
Raha ny tena marina dia tsy hahita olona hitono-tena ho nivoaka avy ao amin'ny SETELA ianao, satria ny tena olona nahazo fampianarana tao dia tsy mba mitondra io anarana io imasom-bahoaka(SETELA) fa Jesosy Kristy ihany no hany tokana hitanao eny aminy.
Tsy natao hisehosehoana mantsy ny SETELA hoe "izahay nianatra teolojia teny @ FAC, nandritry ny telo taona, tsara be ny ao, .....)
Raha ny tena izy dia tsy ampy hianaranao teolojia ny 2 na 3 taona na 5 sy 8 taona koa aza mbola kely, fa kosa mba afaka hiainganao eo amin'ny fizorana miaraka amin'Andriamanitra ny roa taona handalovanao ao amin'ny SETELA, tsy hahavery anao amin'ny fampianaran-diso, ary indrindra mba hiovanao ho amin'ny fiteraham-baovao.
Ny tena tsara dia mandalo eny ambatonakanga mihitsy ianao manontany fa na izany aza dia omeko valiny kely ihany mikasika ilay fanontaniana :
Setela :
- Maharitra roa taona ny fianarana (telo taona ho an'izay mbola te handalina misimisy kokoa)
- Misy vola aloha (cotisation) ataon'ny mpianatra ho fampandehanana ny fianarana (administration)
- Indray mandeha isan-kerinandro no mianatra : na asabotsy maraina na alatsinainy maraina
- Maro ny matiere ao (dogmatika, methodologie, Biblika, Pratika, Tantaram-piangonana, REM,.....)
- Aorian'ny fianarana dia misy boky atao (memoire)
- isan-taona dia tsy maintsy manao tafika masina (tena mahasoa anao ny fanaovana an'io)
- rehefa vita ny fianarana dia malalaka be ny terrain afaka hiasanao sy hitomboanao na eo anivon'ny fiangonana na any ivelany.
- mbola misy info maromaro tsara ho fantatrao ihany fa aleo mandalo ao amin'ny biraon'ny SETELA mihitsy ianao dia afa-po
Mazotoa amin'ny fanarahana an'ny Tompo
3. rhaj0
(
10/02/2015 13:50)
saika tsy hiteny aho, na hoe saika hiteny toa an'i Endriny hoe, ho tabia sy rehareha ao azany e, dia mahasoava ao.. fa "tsy misorona" moa ny atao eto (raha ny hevitro) ka dia...
ny ankizy aty izao anxieux mihintsy hoe, ahoana ny avenir, inona ny carriere tokony ho atao, azony betsaka ny asa manjavona, na miforona, fa mihazakazaka ny teknolozia etsetra..
Dia ianao koa ve dia hivarina @ fandalinana io boky efa tonta ny ela mirakitra fahalalala tery dia tery io foana.. nefa ny interinety io migodana..
Ny aty Kanada koa ohatra izao, satria ny aty no ho tarataratry ny tendance ho avy, dia ny Eglizy efa lasa labotika, na akoriny azany lasa trano fandihizana.. mifandimby mikatona tsikelikely ny Leglizy.. farany teo ny Anglikana ao Kebek izao dia koditra fa hotrhotry ny ho tsisy intsony...
Sa hitaro azany ny saina dia tairo ny bizina e... ianaro tsara ao ny resaka, dia eny @ internety koa ianao mamafy resaka, dia asaivo mandoa vola izay mpamangy anao ao...

4. nilex
(
10/02/2015 13:55)
Misaotra anao amin'ny valiteny .Raha ny tena marina dia somary hazavaiko kely ny tena tiako hambara tamin'ny fanontaniana.Torohevitra avy aminareo ancien izany raha ny marina kokoa no tena mba ilaiko e,ho anay izay vao manomboka.Efa fantatro daholo ny programa rehetra satria izaho ary efa niatra mihintsy.Mahafinaritra ahy ilay fampianarana ary tena tiako.Na izany aza mba te haka torohevitra fotsiny aho ho an'izay efa nandalo momban'ny ho fihatrehana ny fianarana hatramin'ny farany.Mety misy ny azonareo mba hampaherezana anay mantsy ary mety misy koa ny tsy azo hambara tsy maninona izany.Fa tena hery lehibe tokoa ny miresaka aminareo efa tranainy tao e.Misaotra indrindra ,ny Tompo homba anareo.
5. Tefigasy
(
10/02/2015 14:27)
rhaj0:
(...)
Dia ianao koa ve dia hivarina @ fandalinana io boky efa tonta ny ela mirakitra fahalalala tery dia tery io foana.. nefa ny interinety io migodana..
hihihihihihihihi zany hono ry nilex a : ao amin'ny internet ao no misy mahavonjy Fanahy fa tsy ao anaty baiboly intsony!
rhaj0:
Ny aty Kanada koa ohatra izao, satria ny aty no ho tarataratry ny tendance ho avy, dia ny Eglizy efa lasa labotika, na akoriny azany lasa trano fandihizana.. mifandimby mikatona tsikelikely ny Leglizy.. farany teo ny Anglikana ao Kebek izao dia koditra fa hotrhotry ny ho tsisy intsony...
Mampalahelo mihitsy oa nareo any canada any, mankahery an'i nilex fa ny an'ny hafa izany mihemotra izay tsy izy
rhaj0:
Sa hitaro azany ny saina dia tairo ny bizina e... ianaro tsara ao ny resaka, dia eny @ internety koa ianao mamafy resaka, dia asaivo mandoa vola izay mpamangy anao ao...
Tsy voatery hanao bizna ka, ny any am-paosy aza no mivoaka rehefa manao ny asan'ny Tompo, saingy miteny anao aho fa arakaraky ny hamafazanao, hamoahanao ho an'Andriamanitra (fa tsy ho an'i gourou) dia tsy mety ritra io ao am-paosinao io fa misy havoaka foana.
6. endriny
(
10/02/2015 15:34)
rhaj0:
Io kosa ange samy manana ny anjara sy ny lahatra ho azy e. Tsy anjarako no miteny ny olona hoe: "Ity ataovy, fa aza manao ity..." Raha tsy izany dia lasa amin'ilay hoe : "Dictated sa Inspired"
Fa ny manodidina ny olona no mamolavola ny olona, ary amaritan'ny tsirairay izay lalana mety hampety ny fiainany.
Izaho ve dia hiteny hoe: "Aza manao mpitsara fa ireny sady mpanao afera no mandanja vola a".
Fa aleo mba hisy olona vaovao fanahy vaovao hiditra ao fa miova tsikelikely io. Tsy hiova anio io, na rahampitso... saingy MINO aho fa hiova io.. Iza no nanampo fa ny Katolika no hanaiky ny Evolution? Iza no nanampo fa ny Katolika sy ny vola malotony hisy hanatsikafoka?
7. nilex
(
11/02/2015 05:19)
Dia inona moa fa dia mitondra ambavaka ho an'i rahaj0 e.Atao ahaoana fa mbola ao anatin'ny tsy fahalala izy fa mbola sodokan'ny rendrarendra eto an-tany.Mino aho anefa fa indray andro mbola hamangy ny fony izay tena mafy ny Tompo ary ho fantany ny tena hevitr'io teny nolazainy teo ambony io ary dia hanenina mafy izy.Mino aho fa tsy hamela azy amin'izao ny Tompo araka ny fomba fiasany fa tsy maintsy hampitodika ny mason'io namana io izy amin'ny fombany izay tsy takatry ny saina.
Tiako mihntsy ny nidiran'io namana io eto satria ny toa azy no ilana antsika mpanompon'Andriamanaitra mba hitondra fahazavana ho azy ireo.
Ny Fanahin'Andriamanitra anie hiasa aonatin'ise ry rhaj0 eo ampamakiana izao soratra izao ka hanorotoro izay rehetra tsy an'i Tompo ao anatin'ise ka hampihiratra ny masom-panahin'ise.
Tsy boky efa lany andro izany io ry namana fa io no tena bokin'ny fiainana.
Ny tompo anie hitahy anao.

8. rhaj0
(
11/02/2015 11:43)
Izaho ange ilay "tsy misorona" fotsiny e.. fa ndana azany dia mahasoava ao kouh.. rahefa rahatrizay antitra ianao, na akoriny azany rahefa kelikely eo, taona vitsivitsy, @ izao interinety sy ny teknolozia sy ny fahalalana sy fahalalahana mihazakazaka izao, dia ianao taraiky ao fa ny ankizy sy ny olona efa lasa daholo... hafa ho'a ny taloha, ka hoe migobona ao @ tanana kely ao, dia tsy mahalala afa-tsy izay "ampinoana" anao ao, dia tsy mahalala afa-tsy ilay boky tokana iny, dia mety tsara tokoany ny fiainana...
9. ombelline
(
11/02/2015 14:24)
i rhaj0 sahala @ raha vao misy miteny hoe "fivavahana" "Jesosy" "Baiboly" "Andriamanitra"... dia tsy maintsy mihazakazaka miteny sy manaratsy . Mahagaga mihintsy. Nisy zavatra nahazo anao angaha mikasika an'ireo ?
10. rhaj0
(
11/02/2015 14:40)
"manaratsy" ahoana azany... ametrahana jugement hoe "ratsy", dia @ inona sy @ ahoana ? relative be zany..
Ary raha ny votoatin-kevitra no hadihadiana fa tsy tonga dia apetaka, labeliser-na, hoe "ratsy" ?
Ary raha ny votoatin-kevitra no hadihadiana fa tsy tonga dia apetaka, labeliser-na, hoe "ratsy" ?
11. ombelline
(
11/02/2015 15:54)
rhaj0:
"manaratsy" ahoana azany... ametrahana jugement hoe "ratsy", dia @ inona sy @ ahoana ? relative be zany..
Ary raha ny votoatin-kevitra no hadihadiana fa tsy tonga dia apetaka, labeliser-na, hoe "ratsy" ?
Mahasahy milaza ve ianao fa tsy manaratsy ?
Ary ny mahagaga koa dia tsy ny sujet rehetra no ataonao toy izao fa ny fivavahana ihany ka izay no mahatonga ny eritreritra hoe " Fa dia inona loatra ho aho no nahazo anao " ? Raha tsy nisy nahazo anao mantsy mety mba mangina mijery ny resaka fotsiny ianao .
12. rhaj0
(
11/02/2015 16:04)
mandray anjara atsy @ "Resa-behivavy" koa aho kah... dia manipy hevitra ny @ "Sekisa - fafin'aharetana" sy ny "harcelement" ets... Dia hilaza ianao fa "nisy nahazo ahy" koa @ io ? (fa tsy ny votoatin-kevitra no ho resahinao fa izaho?..)
Izaho dia bandy... fa manana compassion ho an'ny vhv rebirebena na priatin'ny lhl ohatra..
Toa izany koa eto.. manana compassion ho an'ny ... voarebireby na voapriatin'ny hainao ihany aho io..
Efa nolazaiko teto ihany fa averiko, ny andehanako eto dia ny ifanakalozana hevitra, ary dia mitsinjo ny ho valin-teny ameko ny zanako aho rahefa ho avy ny fanontaniany, na momba ny fiainan'ny vhv ao anaty fiaraha-monina-lhl, na ny fiainany raha roboka amina fiaraha-monina mpino izy.

13. rhaj0
(
11/02/2015 16:07)
iee... TSY manaratsy aho fa maneho ny fomba fijeriko. Fijerin'olona maro (toa ny aty Kanada) koa izany.
Sa rahefa tsy @ kapoakanao dia "ratsy" ? tsy mahagaga ahy indray raha izany...
Sa rahefa tsy @ kapoakanao dia "ratsy" ? tsy mahagaga ahy indray raha izany...
14. ombelline
(
11/02/2015 16:31)
rhaj0:
(...)
Dia ianao koa ve dia hivarina @ fandalinana io boky efa tonta ny ela mirakitra fahalalala tery dia tery io foana.. nefa ny interinety io migodana..
Asa itony raha TSY milaza zavatra ratsy momba ilay boky resahina
Asa raha tsara daholo no ao anatin'ny interinety migodana
15. ombelline
(
11/02/2015 16:32)
rhaj0:
mandray anjara atsy @ "Resa-behivavy" koa aho kah... dia manipy hevitra ny @ "Sekisa - fafin'aharetana" sy ny "harcelement" ets... Dia hilaza ianao fa "nisy nahazo ahy" koa @ io ? (fa tsy ny votoatin-kevitra no ho resahinao fa izaho?..)
Izaho dia bandy... fa manana compassion ho an'ny vhv rebirebena na priatin'ny lhl ohatra..
Toa izany koa eto.. manana compassion ho an'ny ... voarebireby na voapriatin'ny hainao ihany aho io..
Efa nolazaiko teto ihany fa averiko, ny andehanako eto dia ny ifanakalozana hevitra, ary dia mitsinjo ny ho valin-teny ameko ny zanako aho rahefa ho avy ny fanontaniany, na momba ny fiainan'ny vhv ao anaty fiaraha-monina-lhl, na ny fiainany raha roboka amina fiaraha-monina mpino izy.
Mazava ihany izany hoe aiza daholo ny olana
16. rhaj0
(
11/02/2015 16:40)
"izaho", ana ny "momba ahy" no resahinao sa ny "vhv" na koa ny "finoana" ?
(fa raha izaho aloha tsy hiresaka ny "momba anao" manokana ao)
(fa raha izaho aloha tsy hiresaka ny "momba anao" manokana ao)
17. rhaj0
(
11/02/2015 17:02)
rhaj0:
Dia ianao koa ve dia hivarina @ fandalinana io boky efa tonta ny ela mirakitra fahalalala tery dia tery io foana..
ombelline:
Asa itony raha TSY milaza zavatra ratsy momba ilay boky resahina
constat de faits no fandraisako an'io fa TSY "fanaratsiana":
- ilay boky dia tonta ny ela.. sa TSY totan'ny ela indray re izany io ry Ombelline ? dia (voatery ho) "ratsy" angaha raha tonta ny ela ?
Ianao no tsipolitra mandray azy ho "ratsy" eo...
- ilay boky dia mirakitra fahalalana "tery dia tery" : fahalalana "t@ fotoan'androny sy toerana" nisy azy tao. Ka tsy "tery dia tery" ve izany ry Ombelline, raha miolotra @ fahalalana @ fotoan'andro sy toerana tsisy fetrany, h@ izay ka h@ izao, ary erak'izao tontolo izao ?
Dia ianao ihany no mitsara an'izany ho "ratsy" fa TSY izaho..
18. nilex
(
12/02/2015 05:50)
Fa rhaj0 kosa nga moa mihevitra fa tery saina ny mpivavaka ka tsy maharaka ny intenet sy ny zavatra mivoatra.Tena manaraka sy mandinika ireny ny kristianina saingy manao sivana fotsiny araka ilay teny hoe"fantaro ny zavatra rehetra ary tazony mafy izay tsara".Aza heverina ho bado ny kristianina fa ny ankamaroan'ny manampahaizana nge ka kristianina avokoa e.Samy manana ny tanjony koa ny olona ka tsy terena ianao haraka fa ny fitoriana tsy maintsy atao foana hatramin'ny farany.
19. Strong3
(
12/02/2015 10:58)
kay ve nivadika ity resaka ity eh...!
Tery saina ny olona hendry satria tsy miovaova hevitra izy.
Mahatsiaro ilay nanoratra ny boky mena aho!!!
azo atao ny mihaino ny hafa ; fa ireny dia mamefy ny tanjona tiana ahatongavana ka mahatonga ny fifantohana hifahatra tsara.
__ tsy ratsy koa ry rhaj0 ny famadiana ilay hoe "fanaratsiana" ho lasa "filazana constat de faits" an....
lalitsaina tokoa ny kanadianina satria nandova frantsay mpanjaka amin'ny jamba , nefa mba toka-maso ihany.
___ makasitraka ilay namana milaza fa tsy vitan'ny 1 na 2 na 8 tsy ampy .. ery ambony aho... marina ny filazanao (y)

20. rhaj0
(
12/02/2015 12:07)
hi hi hi ... tsy izaho k'lou no nilaza hoe 'tery saina" ny Mpino, na hoe 'ratsy" ny inoany ets... Zohio tsara ny resaka fa tsy @ post-ko izany.. nareo no kibokiboin'ny tsihaitsihay ao..
hey Strong3... HS kely fa tsy aritro: iza io vazaha-la-mofo @ icon-nao io?
Ny ahy io dia tena izaho t@ mbola kely.. notapahiko fotsiny mba haneho ny masoko fa tena izaho io :-)
hey Strong3... HS kely fa tsy aritro: iza io vazaha-la-mofo @ icon-nao io?
Ny ahy io dia tena izaho t@ mbola kely.. notapahiko fotsiny mba haneho ny masoko fa tena izaho io :-)