Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Strong3, milahatra araka ny daty
Strong3 ( 22/10/2016 17:10)
Apostoly 12 ... IZA AVY IZY IREO???
« Ary ny màndan'ny tanàna dia misy fanorenana roa ambin'ny folo, ary misy anarana roa ambin'ny folo koa eo, dia ny an ny Apostoly roa ambin'ny folon'ny Zanak'ondry. » (Apokalypsy 21:14) iza ire... tohiny
novalian'i Strong3 ny 11/11/2016 06:41
Strong3 ( 22/10/2016 16:21)
rahoviana??
miarahaba anareo namana taloha izay mahatadidy!!! rahoviana re no hotonga ny farany eh?? farany inona ary izany? faran' izao fiainana izao eh (fara andro) mbola misy mikajikajy foana ve? sa miand... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 31/10/2016 18:35
Strong3 ( 13/01/2016 09:41)
hitan'i siansa hoe fa misy FANAHY ny olona ????
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0ahUKEwiu8annvabKAhVFQhQKHduuAjoQFggdMAA&url=http%3A%2F%2Fwww.sante-nutrition.org%2Fun-neurochirurgien-de-harvard-con... tohiny
novalian'i Strong3 ny 14/01/2016 06:54
Strong3 ( 31/12/2015 08:33)
firariantsoa!!
DIA MIRARY SOA ANTSIKA MPISERA REHETRA EH!! ny ady hevitrao adihevitra fa ny mahaolona dia mahaolona ho ambinina noho ny tamin'ny taona lasa anie isika rehetra amin'io taona vaovao io eh! na dia ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 04/01/2016 12:01
Strong3 ( 17/12/2015 12:28)
IZA NO MBOLA MAHATANDRINA 100% ny LALAN'NY SABATA !?
« Andro sy volana sy fotoana ary taona no tandremanareo fatratra. » (Galatiana 4:10) « Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin'ny iray loha dia meloka amin'izy rehetra. ... tohiny
Strong3 ( 17/12/2015 08:44)
Vao misy sujet mandeha be eto de misy mijapy manao PUB!
eto jerena eh, ity no tena izy eh, very izay tsy any aminay eh, devoly ianareo eh ... hoy hoy eeeh... Blablabla [img]http://www.smilchat.net/emoticone/show-biz/oye.gif[/img] nga tsy mahay miadihevitr... tohiny
novalian'i Strong3 ny 21/12/2015 05:41
Strong3 ( 09/11/2015 10:07)
fa ahoana kosa aloha no nisy andriamanitrin'ny sera nanova ilay sariko tato eh
nga tsy misy confidence izy ity fa misokatrokatra ??? virus ve... mba azavao hoe fa tena fanina za ! ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 11/11/2015 05:49
Strong3 ( 05/11/2015 06:22)
DIA NY SEKTA foana kosa ve mouuu?!!
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0CC0QFjAAahUKEwi_0paRzfjIAhUKWxoKHZfqCQ4&url=http%3A%2F%2Fwww.lefigaro.fr%2Factualite-france%2F2015%2F11%2F04%2F01016... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/11/2015 16:41
Strong3 ( 02/11/2015 12:54)
efa misokatra ny fiangonan'i losifera any houston (aiza i endriny sy ny namany sa efa lasa any?)
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0CB0QFjAAahUKEwisre-UrPHIAhXM7hoKHYp8Cl0&url=http%3A%2F%2Fwww.infochretienne.com%2Fla-premiere-plus-grande-eglise-de-... tohiny
novalian'i Strong3 ny 05/11/2015 12:44
Strong3 ( 23/10/2015 11:28)
FIVAVAHANA haitraitra!? ... inona izany
« Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kolosiana 2:16) « aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 03/11/2015 12:37
Strong3 ( 09/10/2015 10:33)
Caillou --> olombelona // hoy ny TsimisiAtra mino ny fivoarana fa sy famoronana :-)
Strong3 - 09/10/2015 08:30 [quote=rhaj0] http://lmgtfy.com/?q=how+does+human+evolution+happen Human evolution is the lengthy process of change... Lavabe ny resaka hono eee... Fa dia ataovy ny devoa... tohiny
novalian'i Strong3 ny 13/10/2015 13:01
Strong3 ( 11/09/2015 13:16)
FALY BE NY TENAKO IZANY EH "MISY MAHAY MITONDRA HAFATRA"
Dia makasitraka an'i RBNIR fa hitako naseho tv mihitsy ny fanotaniako teto ! good good good :-) fa dia tena mba nivaninika aho tamin'ny maraina teo 11/09/2015 [color=blue]sempotra ingahy pasy namal... tohiny
novalian'i Strong3 ny 21/10/2015 12:41
Strong3 ( 03/09/2015 09:20)
atao izay mahery ve?
« Ary nony nitataovovonana ny andro, dia nanesoeso azy Elia ka nanao hoe: Miantsoa mafy ihany, fa andriamanitra izy; angamba sondrian-dresaka izy, na miavela, na nisy nalehany, na matory angaha izy ... tohiny
novalian'i stahtam ny 08/10/2015 08:34
Strong3 ( 19/08/2015 12:09)
misy tsy tia maizina
Dia halanareo ato ny katolika sy ny reforme protestant na sekta na fiangonana zandriny na tsimisiAtra na raokandro malagasy na finoana nentin-drazana dia tsy misy hanavahana fa dia mandaroka baomban'... tohiny
novalian'i Strong3 ny 21/08/2015 07:01
Strong3 ( 14/08/2015 11:51)
Makaiza ny maty !?
« Fa ity mety lò ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahalòvana, ary ity mety maty ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahafatesana. » (1 Korintiana 15:53) « Fa rehefa mitafy ny tsi-fahalòvana ity mety m... tohiny
novalian'i Akashia ny 05/01/2019 17:02
Strong3 ( 17/07/2015 12:53)
Vovoka ka hody vovoka!
ny tontolo iainana efa mihasimba, de hoe misy planeta mitovy amin'ny planeta tany hoe any amin'ny 4milles km lavitra be any ka mety hafindra any hoe ny olombelona sao lany taranaka amin'ny fahampoteha... tohiny
novalian'i Strong3 ny 29/07/2015 11:06
Strong3 ( 08/07/2015 09:43)
Safidy malalaka no nomen'Atra
« Ary ianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va ianao? Hietry hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita* ianao; fa raha mba tany Sodoma no natao ny asa lehibe izay natao teo aminao, dia ho naha... tohiny
novalian'i Strong3 ny 06/08/2015 09:09
Strong3 ( 12/05/2015 10:10)
dia foronin'ny tsimisyAtra sy ny mpanohitra ny finoana kristiana daholo io zvt rht io hamotehana
http://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0CB4QFjAA&url=http%3A%2F%2Fwww.wikistrike.com%2Farticle-bombe-au-vatican-une-bible-de-1500-ans-confirme-que-jesus-chri... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/05/2015 12:58
Strong3 ( 17/04/2015 10:28)
NY MALAGASY LATSAKAN'NY 20 TAONA tsy entin'ny RAD mivavaka dia tsy mahalala an'Atra itsony
Normaly be raha tsy misy zavatra fantan'ny tanora amin'izao intsony ny finoana an'Atra... maika ny ahatafita ny zanany any andafy fotsiny ny RAD dia tsy tereny hivavaka ny zaza, hany ka manohitra tan... tohiny
novalian'i Strong3 ny 29/05/2015 08:38
Strong3 ( 03/04/2015 08:28)
ATO RAHA HANAO DOKAM-BAROTRA ! tsy andoavam-bola
azafady aminareo modo fa tsy naka ny hevitrareo za, fa miparitaka lohatra manko ny pub any anaty sujet any ka aleo mba hisy sehatra hoan'i dokam-barotra toa izao :-)... tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/04/2015 05:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.144