rahoviana??

1. Strong3 ( 22/10/2016 16:21)
miarahaba anareo namana taloha izay mahatadidy!!!

rahoviana re no hotonga ny farany eh??

farany inona ary izany?
faran' izao fiainana izao eh (fara andro)

mbola misy mikajikajy foana ve? sa miandry izay fidonany??
novalian'i rhaj0 ny 31/10/2016 18:35
2. rhaj0 ( 31/10/2016 12:48)
Allo allo Strong3... Ka tsy any @ loha-hevitra Finoana/Fivavahana intsony izany no apetrak'i Strong3 ny fanontaniana fa aty @ Eritreritra Mandalo.... hi hi hi... tonga saina dia niala t@ Finoana/Fivavahana angaha ny havako izany? :-)


Tsisy an'izany "fara-andro" izany re ee...
- vao 4.5 milliards d'années izay ny Masoandro aman-Tany, ary mbola misy 4 milliards d'années mbola ho avy
- vao 3 millions d'années izay raolona, ary mbola hisy maro mbola ho avy eee..


Ianao no maty fa ny fiainana mbola mitohy eee... Aza matahora.
3. rhaj0 ( 31/10/2016 18:35)
Ampiako kely.. ny tombatombana izao dia hoe, ho 9 milliards indray raolona eto an-tany r@ 2050. Efa betsaka ny tombatombana ny ho fiainana @ izany andro izany. Ka any no ny andanio jiro sy andefaso ny eritreritra ry Strong3, fa raha minomino foana an'izany "fara-andro" izany ianao, dia tsy mitondra anao mankaiza fa ny patalohanao fotsiny no ho ketsan'ny ketsa @ n'a pas ao,

http://lmgtfy.com/?q=facts+about+the+future+2050
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2565