dia ahoana izany ilay zorotany 4 itsanganan' ny anjely arak'y ny bokin'ny fanambarana 7:1. Sa tsy maha ambina ilya anjely 4 dia mila vatan-dehilahy 12 hafa indray miarka amin'ny manda. Sa mba atao haingon-tanana fotsiny ireo?
Saortsarotra ihany ny mampita hevitra amintsika ity ry endriny a! mba ampio rhajo fa tena m.....a! inona no ifandraisan'ny anjely 4 ny ny anaran'ny apostoly misoratra ao amin'ilay tanana masina????
Izay no maha samy hafa antsika koa, ny ahy hianarako ny zavatra vao toheriko, fa ny anao tsy hainao akory ny zavatra toherinao ka lasa miteniteny fahatany hoe: "Avy aiza ny molekiola... avy aiza ny atome?". Dia rehefa novaliako hoa fantaro ny Koarika sy ny Baozaonina dia fanina..
Dia ny kintana lazaina fa :"Molekiola mirehitra miodikodina".
Ka asa na mba efa nianatra tamin'ny google izao ny namana Strong3 na ahoana? Dia efa mba mety ho nidina ihany ny finoany an'io baiboliny io.
hay ianao no mbola tara hiany ... hahaha
mbola tsy mahay ny fironana foana fa mbola lazaina fa nisy hoazy teo ireo kitana
sa tsy mino koa ny évolution ... dia gaga enao mdr :)