Makaiza ny maty !?

21. ranthson ( 20/08/2015 09:16)

c' était la pub!

Raha pub hoan'ny fahalalana moa manin ry strong3? raha pub hitondra ho amin'ny famonjena?
22. Strong3 ( 20/08/2015 12:25)

bor2lais:

HS
ranthson:

araho ny radio Fm 107.4

strong3:

c' était la pub!

Dia nahatsiaro ny namana Christian777 sy ny FM FOI aho
Tsindrio eto
Tapitra ny HS nataoko
:-)

:-)
23. rhaj0 ( 20/08/2015 12:46)
Ka le radio kosany izany hono "itondra ho amin'ny famonjena", hozy Ranthson, koa maninona azany no rabirabinareo ny azy ry Strong3.. ntsss... izy mba manoro anareo hoe "mankaiza ny maty"...
24. ranthson ( 21/08/2015 08:08)

rhaj0:

Ka le radio kosany izany hono "itondra ho amin'ny famonjena", hozy Ranthson, koa maninona azany no rabirabinareo ny azy ry Strong3.. ntsss... izy mba manoro anareo hoe "mankaiza ny maty"...

Misaotra anao ry rhaj0
25. Strong3 ( 21/08/2015 08:25)
:-) tonga indray izay rhaj0 hahaha... ok

ka ny olana ranthson dia izao; io rhaj0 io izao dia vaka saina eto hoe iza aminareo mpanao pub eto no tena marina, fa izay mipoitra dia miseho babany avokoa

raha izay tsy maninona , fa ilay hoe IZAHAY IRERY NO NOMEN'ATRA ALALANA HITORY NY MARINA FA SISAK'IZAY SANDOKA SY MPITORY DISO

ILAY HOE IZA IRERY NO MANANA NY MARINA NO MAKALILO SOFINA
fa ianareo fj7 moa dia manana izay fomba fijery izay ihany talohaloha fa izao za tsy dia manaraka ny filzanareo matetika intsony dia tsy haiko nambola mitohy ihany ilay hoe:....
izay tsy mivavaka ato na izay miala ato dia ....
26. ranthson ( 21/08/2015 10:27)

Strong3:

Ka leiz ry strong3 ny fahamarinana tsy maints torina ary efa voalazan'ny faminaniana izany fa ts maints torina manerana ny vazan-tany ny filazantsara dia ho tonga ny farany. Milaza ny marina tahaka ny fitsofana trompetra iany io, izay mihaino dia mihaino izay anapi-tsofina d manana droit anapi-tsofina fa au moin alo voateniko leiz dia ze tianao na ihaino ianao na tsy ihaino.
27. Strong3 ( 25/08/2015 08:12)
tsy resaka ihano sy tsy hiaiko ngamba ilay izy, fa resaka hoe IANAREO IRERY VE NO MANANA SY MAHALALA NY MARINA?

ary ny hoe hiaino anao na tsia dia mazava be. iraka ihany koa aho. ka fantatro izay inoako.

28. ranthson ( 26/08/2015 07:24)

Strong3:

tsy resaka ihano sy tsy hiaiko ngamba ilay izy, fa resaka hoe IANAREO IRERY VE NO MANANA SY MAHALALA NY MARINA?

ary ny hoe hiaino anao na tsia dia mazava be. iraka ihany koa aho. ka fantatro izay inoako.

Samy manana izay inoany marina, fa ny azo atao dia ny manamarina ny fototry ny zavatra inoan'ny tsirairay, na ara-baiboly na tsia. samy nanome hevitra daholo na rzareo Jiosy gasy na rzareo reny be alahadyiste sns... fa rehefa mande ny ady hevitra sy ny famoahanao ny foto-pampianaranao dia mivoaka avy hatrany oe makaiza ny lalana andehanan'ny mpino ao aminao.
29. Akashia ( 05/01/2019 17:02)
Mankan Paradisa ny voavonjy sy izay nahazo famelan-keloka fa any @helo kosa ny tsy voavonjy.Mazav ko ny ao amin'i Lioka 16: 19. Momb ilay adihevitra be eto oe marary,dokoter,fivavahan, paracetamol dia izao ny zav niainako:tan@Juin 2008 de nanao visite médicale izahay ten @oniverité de oe mis nodule oe n nonoko,f nisalasal ilay dokoter nijer az fa oe ts iz fa nono mi-se developper io,nef mino za f iz ts te hias sain be amin'io satri mpianatr aman-jaton izahay no natao visite nef za natsap fa ts normal toko n nonoko.Quelques mois tat aorin anef d nihetsik toko ilay iz,fin sept 2008 ka nanaintain andro aman'alin ary nihanivonto ar dia ef saik vaky fa za alo ten nino f mis n fagagan ataon'i Dieu ary dia nanaton tao @Vahao Ny Oloka za, tsy te hoany fa teren'n zav mis de ts maints. Nivavak de nametran-tanan in-2,ôtra tsy teo n fanaintainan s n fivotosan nef ts nihinan n fanafod 1. Tsar marihiko anef fa tao anatin'zan d nivavak andro aman'alin za. 10 ans passé zay anio 5 janv 2019 salama tsar za. Mahagaga Dieu.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2983