Fiara amidy maika

1. nilex ( 14/03/2013 08:42)
Jeep cherokee SRT8 2012.Amidy maika io ry namana isany.Vao 10 000km fotsiny no vitany ary mbola tokana eto madagasikara.Etat vaovao be.Vidiny 150.000.000 Ar no vidiny
2. randria67 ( 29/04/2013 09:27)
Mba mitady maika male arrière Hyundai Grace ( minibus) sy volant complet . Cntacter 034 02 564 92
3. hadji ( 03/08/2013 04:46)

nilex:
mbola garantie zany izy io fa latsakin'ny 50 000km
Jeep cherokee SRT8 2012.Amidy maika io ry namana isany.Vao 10 000km fotsiny no vitany ary mbola tokana eto madagasikara.Etat vaovao be.Vidiny 150.000.000 Ar no vidiny
4. bazylou ( 20/06/2014 11:44)
Kay , kay, kay
5. mpisotrtoaka ( 16/10/2014 09:57)
kou rah ts vola adala tompo ka ho atsipy amzany ry Nilex !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1933