Any Britisy ,10 ans d'efa migadra

1. ainaheri ( 02/12/2008 19:34)
Aona ny fahitanareo an'izany raha mihoatra ny eto france sy ny firenena hafa?? Raha ny tenako manokana alou d manaiky tanteraka,@ zao ftona zao ny RAD ndray no mataotra ity zanaka nateraka,ny hadalàna ivelan'ny trano tsy ferana tsony,ndrindra mou ry lerony refa mandé transport en commun zany,aoka fotsiny...tsisy fanajana zany!!
novalian'i ni81 ny 07/12/2008 18:29
2. heidi ( 02/12/2008 20:31)
raha kely mahavita ratsy sy habibina dia tokony ho saziana gadraina avy hatrany fa tsy hoe zaza loatra ka tsy saziana :°)
mahatoa mahavita manao ratsy dia efa misaina izay ka mahatanty ny sazy tokony ho azony :-P
3. ainaheri ( 03/12/2008 04:43)
heidi>> ô kontirera zany eto frantsa,hisy lalàna hivoaka atsy ho atsy,manomboka gadraina @ zay ny tsy ampy taona;asa na ho lany ilay izy
4. fijo ( 05/12/2008 22:06)
le izy letsy ady hevitra be an.
_ ny figadrana mantsy tsy mitaiza fa manasaszy.ny zaza 10 taona mbola mila fitaizana.
tsy manohitra aho hoe mila saziana ry zalahy,fa tsy any amponja.
ekeko koa nefa ,fa raha tsy izy vao manomboka iny no saziana dia tsy hiova intsony,ary ekeko fa ilaina ny mampiditra ao andohany fa tsy misy intsony izany ankizy dia hialamaina izany.
ekeko koa fa raha ny eto frantsa ohatra,ilaina ny fanovana ny lalana,satria ny ankizy 13 taona tamin'ny fotoana nanaovana io lalana taloha io,tsy mitovy amin'ny ankizy 13 taona amin'izao.

ny tanjona anefa dia ny hanova ilay zaza.ka ny fanagadrana azy ve no hanatsara azy,sa sao dia vao miha hanimba azy???eo le olana be
5. fahamarinana ( 06/12/2008 08:13)
:arrow: ary zay vao haiko izay ry reto...lalina tokoa nefa mitombina koa ny fanamarihana nataon'ny fijo.Dia inona no mety ho azo atao izany :?: (l)
6. heidi ( 06/12/2008 08:19)
Ny any am be kintana aza ry reto dia ny mi urine imasombahoaka dia efa mampigadra, 8O soa fa mamo ilay bandy tsy tompon'ny tenany dia nofaizina nomena amandy 200euro fa raha tsy izany de nogadraina, ny tratra mamo mi conduire dia efa gadra ihany koa....toa vao maika enjana ny any ny lalàna
ny eto aminay alou ny proces no miraradraraka, refa mila vola ny polisy dia mody asina proces :x anefa ny tena gangs tsy hitan'ireo samborina, fa verezin'ireo am kely fotsiny, tsy ny tena asany no ampiharina fa petahana proces de hangalàna vola be ny olona tsotra pffff
7. Samoana ( 06/12/2008 08:34)
ainaheri:

...ny hadalàna ivelan'ny trano tsy ferana tsony,ndrindra mou ry lerony refa mandé transport en commun zany,aoka fotsiny...tsisy fanajana zany!!


ny tenanay izany efa tokony nandalo fonja imbetsaka t@ fahazazàna fa anisan'ny mpigorôbaka bus:-D
Ny RaD sy ny chef de bande amiko no tokony hampitandremana mafy ary faizina raha mbola tsy mandray andraikitra ara-pitaizana. Ny zaza zaza eny ihany ka mora amporisihina hanao ny tsy mety e. Isika rehetra angamba samy nanao hadalàna goavangoavana ihany fahakely fa soa fa tsy mbola nihatra ny lalàna t@ izany (ezaho tadidiana anie e!! :wink: )
8. heidi ( 06/12/2008 08:41)
ka hafa anie ilay betiz kely otrani'zany fa misy folo taona dia efa mahafaty olona ohatra....ireny no tena tsara faizina mafy satria hizàtra ami'izany famonoana olona izany, :?
toy izany koa ny kely defa mpanolana...RAHA JERENA ny momba momba ireny pervers ireny dia toa efa kely defa nanana zistoara knou!
9. ikaretsaka ( 06/12/2008 22:15)
heidi:

Ny any am be kintana aza ry reto dia ny mi urine imasombahoaka dia efa mampigadra, 8O soa fa mamo ilay bandy tsy tompon'ny tenany dia nofaizina nomena amandy 200euro fa raha tsy izany de nogadraina, ny tratra mamo mi conduire dia efa gadra ihany koa....toa vao maika enjana ny any ny lalàna
ny eto aminay alou ny proces no miraradraraka, refa mila vola ny polisy dia mody asina proces :x anefa ny tena gangs tsy hitan'ireo samborina, fa verezin'ireo am kely fotsiny, tsy ny tena asany no ampiharina fa petahana proces de hangalàna vola be ny olona tsotra pffff


Efa tratra dadatoa t@ mbola gvt.... nandeha lalan ambanivohitra de poritra de tsa nahita kabne de naka sisiny de nahita hazo de nampidina bragety,,,, tsy haiko mihitsy hoe taia le polisy no niafina fa de vopetaka.... county jail + fine sy community service
10. fahamarinana ( 07/12/2008 17:33)
:arrow: :-D raharaha zany zalahy. (l)
11. ni81 ( 07/12/2008 18:29)
Efa tratra dadatoa t@ mbola gvt.... nandeha lalan ambanivohitra de poritra de tsa nahita kabne de naka sisiny de nahita hazo de nampidina bragety,,,, tsy haiko mihitsy hoe taia le polisy no niafina fa de vopetaka.... county jail + fine sy community service
raha any dago izany dia tena ho maro no tratran'ny polisy an :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1787