Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bobone ( 28/11/2008 04:38)
Bonne Anniversaire Ari-malala
:D Fifaliana ho ahy akia ny miarahaba anjy zandrikely tratra ny fitsingeren-taona naterahana. Atra homba anao ary hanome anao ny tsara rehetra: fahasalamana fahombiazana ; fitahiana; ho feno faravoa... tohiny
bilakarenjy ( 27/11/2008 22:06)
INONA MARINA ARY NO MI ........????????????
[url]http://www.youtube.com/watch?v=Z3GorDDwOOg[/url] Mafy ihany rehefa zefa kle . ... tohiny
kidoropamba ( 27/11/2008 20:45)
Nihemotra marina ve Daewoo sa manao sary maty?
Ho tonga ary ny raopilanin'ny filoha atsy ho atsy. Efa maromaro mantsy ny tany efa lafo izay ka tsy olana @ mpanam-bola hividy an'i gasikara ny hanofa kadÔ dE Noely an'ingahy Ravalo, ka raopilanina b... tohiny
kotobekibo ( 27/11/2008 17:30)
tratry ny thanksgiving ô!
Ho anareo mipetraka any ameriques ( usa , canada , latine ) , inona kay no tena dikan'ity [b]thanksgivin[/b] ity ? inn no revinareo aty @ izany ? samy gasy , vazaha ,... Ary misy mankalaza an'io koa ... tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2008 21:40
ikalamanja ( 27/11/2008 13:22)
moa ve vita fihavanana ( Fara Andriamamonjy)
mba andefaso ny tonon'ilay hira hoe : moa ve vita fihavanana aho ry ireto raha mba azonareo atao an, de misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/11/2008 13:34
calabour ( 27/11/2008 11:29)
Refuser un heritage
Fitiniko ny tantara, ny ray amandreny efa maty, izaho dia nahazo lova kely ( chambre 2) ao amilay trano ,3 izahay no mpandova , tiako omena ny zandriko izy io satria tsy ho ampiasaiko mihintsy, azoko... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 16:24
lazounet ( 27/11/2008 09:34)
LANTO A!
Ity hira ity dia atolotro ho an'i Lanto irery ! http://www.dailymotion.com/Lazounet/video/x7j914_ayna-quach-et-laza-baleda_music... tohiny
bazylou ( 27/11/2008 09:22)
izany vetsy lainga le,
Eaux et assainissement « Nous disposons de beaucoup d’eau, alors que nous sommes le pays le plus en retard en matière d’accès à l’eau potable », déplore le président de la République ... tohiny
eros7 ( 27/11/2008 04:40)
lay anjeliko
tsy hitako mitsy hoa lay anjeliko... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/11/2008 08:46
mia ( 26/11/2008 21:51)
Batisa na batemy
Raha aminareo inona no dikan\'ireto andinin-tsoratra masina ireto? Izaho dia manao batisa anareo amin\'ny rano ho amin\'ny fibebahana ; fa Ilay avy ao aoriako no mahery noho izaho, ka tsy mendrika... tohiny
novalian'i coopsal ny 09/12/2008 16:20
maintsoanala ( 26/11/2008 20:19)
misy BESSA sy LOLA hono ao @ MON TANA ny asabotsy 29 nov iza
Iza no afaka hiaraka amiko fa te hijery an'i Bessa sy lôla aho nefa vao tonga eto Paris tsy manana namana fa avy any province no tsy hitako ny mankany @Mon Tana izany?... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/11/2008 15:35
heidi ( 26/11/2008 19:41)
ianareo ve efa tratra...?
Tsy hitako izy hametrahako ity dinika ity fa vehivavyaho manoratra de ato no ametrahako azy.... :°) Ianareo ve efa tratra manao betizy kely rehefa maika na mikorapaka na rehefa variana loatra ny ... tohiny
ni81 ( 26/11/2008 19:38)
Hain-trano tany Avignon
Fianakaviana malagasy any Avignon may izy efa-mianaka, maty ny iray Zazalahy kely iray 11 taona no fantatra fa maty tamin’ny hain-trano niseho tany amin’ny tanàna atao hoe Avignon any Frantsa ... tohiny
novalian'i niryna ny 06/12/2008 02:20
harlyy ( 26/11/2008 17:44)
Vodiondry
Mba hanontany zaho hoe : inona no nahatonga ilay fitenenana hoe vodiondry rehefa hangata-bady. Misaotra mialoha e... tohiny
rabingogilabanga ( 26/11/2008 16:24)
Ny ATHEISME, olana goavana @ fahalalahana sy fahaleovantena
[u]1)-ny atheisme sinoa any antanin\'olona[/u]: -nosakanan\'ny sinoa ny fanjakana gasy tsy handray ny nonce apostolique (ambasadeur ny vatican ao Madagasikara: http://www.madagascar-tribune.com/La-Ch... tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2008 21:33
booboo ( 26/11/2008 15:42)
dadabenoely ô, itondray...
Tsy nataoko tary @ hatsikana sy lalao fa eritreritra sendra nandalo dia niserana ihany ny ahy. Zarao² hoe ny " liste de noël " anareo na nofy ririnina sy revin-gadra aza tsy quoi :°) - mba atao... tohiny
novalian'i Papoose ny 02/12/2008 03:16
booboo ( 26/11/2008 15:35)
taiza valiha ?
Sao mba misy mahafantatra ny tena dikan'ilay hoe " taiza valiha " ? Dia araka ny hevitrareo, tsara sa tsy tena mety loatra ilay izy ? Ny fahazoako ilay " taiza valiha " izao dia ilay antsoin'ny fr... tohiny
novalian'i ftma ny 05/01/2009 17:56
fafahfy ( 26/11/2008 15:23)
glace
misotra ry reto @ le recette a ! za vo zao mintsy vo niditra t@ty serasera fa tena ok be le izy ; de mba saika hangtaka recette glace ze simple sady matsiro za raha azo atao , mampiasa fitaovana tso... tohiny
novalian'i fafahfy ny 05/12/2008 16:51
Ratoa ( 26/11/2008 14:50)
Modo akondro
Izaho ry ireto mba mitady recette - na mofo akondro sao ianareo mba afaka manoro hevitra ahy? Efa ela aho mantsy no tsy nihinana ilay mofo akondro mivongady be iny ka manina ê; tena hafa mantsy ny... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:08
friteau ( 26/11/2008 14:21)
hantatiana la pluie
tononkiran'i hantatiana iliy hoe:la pluie... tohiny
novalian'i Noue ny 26/11/2008 14:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3583