Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 04/12/2008 01:36)
Ahoana ny hevitrareo momba ny Fanahy Masina?
Ahoana indray ary ny hevitrareo momba ny Fanahy Masina?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2008 21:32
bazylou ( 04/12/2008 00:31)
diaizay ve no hevitra hitan'ny lery ???!! tssle
hanao cotisation ve?? tssle, fa maninona raha natao ny souscription publique fa io kotizaka ioihany ?? sao dia tandrametaka fotsiny e??? :-D :-D ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:50
badboy ( 03/12/2008 20:01)
Izay manana arte dia misy fandaharana momba ny apocalypse
Izay manana arte (la 7) dia misy fandaharana momba ny apocalypse!! Izay lasa fivavahana lehibe tao Rome!!! ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2008 21:30
tokyran ( 03/12/2008 18:06)
iary modia amizay
mba mangataka ny tononkiran i iary modia amizay izahay avy aty canada ... tohiny
novalian'i bool ny 09/12/2008 15:35
niryna ( 03/12/2008 17:16)
Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo @ fisainan'ny ratsy..
[b]Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny fipetrahan'ny mpaniratsira;[/b] [u][i][c... tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 15:41
ni81 ( 03/12/2008 16:59)
salegy
Tena tsy mianjera mihitsy ilay tavoahangy eo ambony lohany an! http://www.dailymotion.com/alexlamalgache/video/x6q4bu_dmonstration-salegy-6_music... tohiny
Mirananirina ( 03/12/2008 16:44)
Mpamono vady
Izaho dia manambady efa 8 taona izao.Amin'izao dia lasa mamono ahy foana ny vadiko tato ho ato.Malahelo mafy sy mitomany foana aho izao.Tsy hitako anefa izay fiovana nisy teo aminay hatrizay,inona no ... tohiny
xxx ( 03/12/2008 15:29)
pasitera malagasy
manao ahoana daholo, hono hoa sao mba misy mahalala kay hoe aiza ho aiza ao istres no misy izany fiangonana vazaha misy pasitera malagasy izany? misaotra e!... tohiny
novalian'i nikah ny 06/12/2008 10:46
tana ( 03/12/2008 15:22)
Air Madagasikara
Tena mampalahelo ny Malagasy taraiky aty Asie, nikatona ny aeroport bangkok noho ny ady politika, ny vahiny rehetra dia notadiavan ny kompaniany na ny fanjakany vahaolana hampodiana ny terataniny, ny ... tohiny
niryna ( 03/12/2008 15:05)
Saika niala teo ny ainy noho ny tandra metaka
Andro tsy fiasana tamin'io saika misy fotoana dia voatery miasa ny olona sasantsasany.Indray andro dia niangavian'ity mpampiasa ity olona iray mpiasany mba andeha any amin'ny toerana iray hafa iray ... tohiny
novalian'i niryna ny 06/12/2008 03:10
LazaDaddy ( 03/12/2008 14:26)
Ahoana ny hevitrareo amin'i Jesosy?
Ahoana ny hevitrareo amin'i Jesosy?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2008 21:35
btory ( 03/12/2008 13:19)
milay b
Tena mlayb l site hatr@zao. @ manarak n tsiker. :-D ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 03/12/2008 13:57
glou ( 03/12/2008 13:05)
hetsika sosialy Namana Serasera Dago NSD manakavaly
Dia raikitra izany ny hetsika izay ataotsika NSD fotoana izay handehanatsika any MANAKAVALY araky ny efa programman- asa izay hanampiantsika ireo olona tratry ny habokana ka hitondrantsika zavatra ke... tohiny
badboy ( 03/12/2008 11:40)
Fandaharana tao @ M6 : lazaina fa tsy ireny no zavamisy!!!
Tsy ireny niseho t@ fahitalavitra ireny no zavamisy, hoy ireo mpanohan ilay fomba mahaankona, fa zavatra notsongatsongaina fotsiny ireny!! Ny mahagaga anefa dia na ilay fandaharana france 24 t@ 2007, ... tohiny
rlfb ( 03/12/2008 09:12)
Fanontaniana
Miarahaba! Mba mety azo atao v ny manao telechargement ny hiran'i Jerry marcos sy larissa ato @ serasera? na tononkira. Misaotra.... tohiny
myaina ( 03/12/2008 09:03)
produit ahosotra amin ny tarehy
salama daholo, mba saika hanontany, maro ve nareo no mapiasa toy ny produit vokarin ny CHE, SVR, na koa ny an ny homéopharma! sa karazany inona, iza no hitanareo fa mba efficace? misaotra mialoha!!... tohiny
haritianah ( 03/12/2008 07:55)
ahoana ny hevitrareo ny @ mpiandry
Itako matetika ary efa betsaka mihintsy, maita ireto mpiandry tena mbola vao erotrerony loatra. Maro koa ny mpiandry dia saika olona niarana olana t@ vadiny dia noho io olana io dia lasa mivavaka bé... tohiny
novalian'i lala1 ny 03/10/2014 10:05
akamatiana ( 03/12/2008 06:41)
Nendra
Inona kay no tsy mampa-tasy le zaza voan'ny nendra reny refa sitrana ???? efa takim-pery le izy amizao . Misaotra ... tohiny
novalian'i arialy ny 16/12/2008 08:48
fitiatantely ( 03/12/2008 06:12)
Inona ny atao mba hanalana ny tavy @ kibo
Matetika ny vehivavy rehefa niteraka dia lasa be kobo, Inona ny vahaolana hatao mba hampihena io kibo io?. Mba mangataka valiny aminareo ze mahay aho. Ilay resaka fanafody na tambavy hatao pub @ radio... tohiny
novalian'i Rntsif ny 14/09/2011 12:57
mampikanto21 ( 03/12/2008 05:26)
Fiompiana
Miarahaba antsika rehetra, Mety v raha mba asiana dinika momba ny fiompiana ato? Ohatra hoe fiompiana akoho ama-borona, kisoa, omby, trondro sns. Miandry valiny avy @mpikarakara sy isika e! ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4739