Saika niala teo ny ainy noho ny tandra metaka
1. niryna
(
03/12/2008 15:05)
Andro tsy fiasana tamin'io saika misy fotoana dia voatery miasa ny olona sasantsasany.Indray andro dia niangavian'ity mpampiasa ity olona iray mpiasany mba andeha any amin'ny toerana iray hafa iray hiandry ireo olona anamboatra ilay trano .
Nanaiky ity mpiasa ary dia nateriny tany amin'ilay toerana.Nony niditra ilay trano ilay mpampiasa dia novonoiny ny alarme aloha saingy adinony ny namerina azy .Matetika dia misy fifandraisany amin'ny tobin'ny polisy ny sampandraharaha lehibe toa izao ka tsy misy feo mikiakiaky saingy ny feo heno dia ny feon'ny fiaran'ny polisy nanatona ilay toeram-piasana,tonga dia eo ambaravana izy ireo no nitsaitsaika niaraka ny basy .Tsy nisy fanontaniana fa dia samy nambanan'ireo ny basy teo amin'ny tendan'ireo mpiasa roa sy ilay mpiasa nirahina ihiambiny ireo mpanao raharaha
Tonga dia nasian'ilay polisy nanangan-tanana ireo olona telo .Tsy nisy resaka, tsy nisy fanazavana.Ny karatra manamporofo fa mpiasa ilay rangahy dia ao anaty paosy,ilay trano dia tsy tokony hisy olona hiasa saingy ny mpampiasa no nifanaraka,tsy mba niteny ny polisy akory hoe misy fanamboarana kely ka androany no mba mety ny fanamboarana azy satria tsy misy mpiasa androany .
Matetika ilay fanaovana zavatra tandra metaka dia mety ahampidi-doza ,mety manala ny ain'ny hafa mihitsy.Raha sanatria ka nitifitra teo ny polisy,nanao ny asany izy saingy ahoana no anafahana ilay olona tsy nanantsiny ,nanaiky anara-maso ilay olona hiasa tao ? Mety ho ela vao ho hita ny marina satria sendra ny patsa iray tsy omby vava .
niryna

novalian'i niryna ny 06/12/2008 03:10
2. ainaheri
(
03/12/2008 19:01)
Endrana kou zany an,mlay kou ilay alarme tsy maneno ,tondé miantso polisy,manapaka lalan-drà marina an hihi,andé hiasa no nialana trano,sady andro tsy fiasana,ka basy no nanambana lol
3. ainaheri
(
04/12/2008 05:36)
Saika niala teo ny ainy noho ny tandra metaka Vao nahita ilay titre za d ouzy aho oe;nisy nanosotrosotra zvtr tsisy dikany t@ tarehiny ndray tany,raha nahita ilay tandra ,hay nisy metaka tao aorinany :-D :-D :-D :-D
6. niryna
(
06/12/2008 02:31)
ainaheri:
Endrana kou zany an,mlay kou ilay alarme tsy maneno ,tondé miantso polisy,manapaka lalan-drà marina an hihi,andé hiasa no nialana trano,sady andro tsy fiasana,ka basy no nanambana lol
enjana tokoa ka ,tsy milay sa milay ? raha manana trano lehibe izao hianao dia misy mikarakara ny tranonao mametra alarme ka mampiasa nomerao vao miditra ao an-trano fa raha mamoha varavarana ka tsy mamono ilay nomerao dia mikiakiaka be ilay alarme .Any amintsika koa toe efa tonga any saingy tsy dia misy mahay ilay fametrahana azy raha tsy ny tena nividy azy ihany no mametaka azy.
7. niryna
(
06/12/2008 03:08)
ainaheri:
manapaka lalan-drà marina an hihi,andé hiasa no nialana trano,sady andro tsy fiasana,ka basy no nanambana lol
tena nihorikoditra tokoa ilay olona fa eritrereto kely anie izany hoe eo amin'ny tendanao eo ny basy ary ny loza dia amerikana ranjanana ireny no niasa nojereny teo ary polisy fotsy no niditra ny trano,matetika dia fotsy ny polisy ary raha misy zavatra mitranga ka olona mainty na hafa volo-koditra dia tsy mahamenatra andry zareo ny mitifitra tsy misy fanontaniana :cry: betsaka no voa an'io ary na dia mandeha aza ny fitokonana dia mbola misy eny ihany e . Matetika dia mahita lazaina foana izy na izany aza efa maty aloha ilay olona ka ny aina ve hiverina intsony
raha izany hono no voatifitra teo ilay olona dia ahoana ? tena torakovitra tokoa .
Matimaty toy ny vavala an-tanamboka teo angamba
:oops: :cry:
8. niryna
(
06/12/2008 03:09)
ainaheri:
Saika niala teo ny ainy noho ny tandra metaka Vao nahita ilay titre za d ouzy aho oe;nisy nanosotrosotra zvtr tsisy dikany t@ tarehiny ndray tany,raha nahita ilay tandra ,hay nisy metaka tao aorinany :-D :-D :-D :-D
:D
9. niryna
(
06/12/2008 03:09)
booboo:
Ainaheri > :-D :-D . Ny ahy koa.
dia saika nahita hevitra ve booboo raha voan'ny tandra aho ?
:D