Izay manana arte dia misy fandaharana momba ny apocalypse

1. badboy ( 03/12/2008 20:01)
Izay manana arte (la 7) dia misy fandaharana momba ny apocalypse!! Izay lasa fivavahana lehibe tao Rome!!! ;-) ;-)
novalian'i fijo ny 11/12/2008 21:30
2. ikaretsaka ( 03/12/2008 20:49)
mijereva finaritra dia tantarao na andefaso linka indray zahay tsy manana sy tsy afaka mijery @ tele e
3. rabilabila ( 03/12/2008 21:15)
'ty ny votoatiny ,misy dvd azo jerevana any @ médiathèque.
http://www.arte.tv/fr/accueil/Comprendre-le-monde/L-Apocalypse/2285208.html

Dia misy rohy io havanana io afaka hijerevana ilay emission.
4. ikaretsaka ( 03/12/2008 21:22)
tsysi streaming an le emission nga?
5. rabingogilabanga ( 03/12/2008 21:23)
tsara rehefa curieux @ zavatra sasany ianao ra-badboy et les autres, fa tadidio fa ny tele frantsay dia tele laicard laiciste (integriste laic...), critique foana no betsaka, fa pour être objectif dia :

- jerevo ny Arte sy M6, fa jerevo koa ny tele chretien (tele KTO ao frantsa ohatra, par exemple, sy tele Trinity Broadcasting Network (TBN) ao amerika .

Aza zarina mijery critique momba ny christianisme foana ny saina, fa lasa tsy misy recul necessaire intsony hi-relativiser-na ny phénomène iray.

ataovy ny fehin-kevitra sy ny famintinana.

et tirez des enseignements.

Tsy resaka methodologie any @ Université akory, fa toa mampanahy ihany ny firesakin'ny sasany tato ho ato.

fa raha tsy izany lasa na mijery ny kristianina aza tsy ho tantinao intsony atsy ho atsy.

6. ikaretsaka ( 03/12/2008 21:32)
de TBN ve ? tsssss
7. rabilabila ( 03/12/2008 21:45)
Oadray koa izany izy :Adinonao Rabingo ny GOD TV a!!, sy ny Jour du Seigneur ny alahady maraina, ary ny TFJ................

Suite-na fandinihan'ireo exegètes , théologiens ,historiens ......ny lahatsoratra rehetra nisy ,ary hita no resaka ao.

Fohy loatra ilay fitenenana hoe :telé frantsay laicard sy intégriste ....., ny telé frantsay dia genéralistes fa tsy prosélyte akory ,ka entre ny télé ouvertement orienté sy ny géneraliste ,iza no mety hanana objectivité ? Aoka marina le!!
Ary mba farito kely aloha ny dikan'ilay teny hoe LAIC e!!

Tsy resaka methodologie any @ Université akory, fa toa mampanahy ihany ny firesakin'ny sasany tato ho ato.

fa raha tsy izany lasa na mijery ny kristianina aza tsy ho tantinao intsony atsy ho atsy.


Ianao no toa manomboka tsy mahatanty ireo izay te-hametra-panontaniana.Na koa mety matahotra ny mety ho fiovan'ny olona tia karokaroka .Sao dia mihinana voankazo voarara ve ?
8. rabilabila ( 03/12/2008 21:48)
http://www.arte.tv/fr/accueil/Videos-sur-ARTE-TV/2151166,CmC=2285568.html

Io Ika a!! asa raha mahazo an'io ianareo any @ bekitana any
9. ikaretsaka ( 03/12/2008 21:53)
sombiny fa miandry ny details e
10. badboy ( 03/12/2008 22:49)
rabila >> Eo indrindra isika izao @ ilay fametrapanotaniana majinijinika nasehon'ilay fandaharana, izay mbola hitohy @ sabata!!!

1°- Ny fanotaniana mipetraka voalohany dia ilay filazana matetika ao anatin'ilay filazantsara fa ho avy ny faraandro ary misy @ ireo manoloana an'i Jeso t@ andro nilazany izany no hahita @ andro hahavelomany ilay fahatongavan'ilay fotoana!! Efa miditra @ taonjato faha 21 isika izao, izay nomarihan'ireo mpandalina, nefa tsy mbola tonga ilay izy!!

2° - Ny fananampahefana ahafahana mitondra firenena sy vahoaka dia avy @ Atra rehefa mamaky ny evanjely!! Akory anefa ny fahatairako nahita ny porofo nomen'ilay fandaharana fa ny boky apokaliptika dia mametraka fa ny fahefana koa dia mety avy @ ratsy, ary isan'izany ny fahefan'ny amperora romanina!!!

Ho andRabingo : inona moa no maharatsy ilay fomba fijery "objectif" no sady ataon'ireo nandalina ilay momba ilay fivavahana araky ny tokony ho izy?? Olona manana Doctorat en théologie daholo ireo, izany hoe olona mpandalina fatratra ny lahatsoratra anatin'ny baiboly!! Nisy pastera tao @ ilay fandaharana, izay docteur en théologie koa!! Ary tena finoana matotra ve izany matahotra ny ho tsikerain'ireo mpandalina ireo izany??? :twisted: :twisted: :twisted:
11. badboy ( 03/12/2008 22:59)
Fanampiny kely : rabingo aza adino fa tsy nahalala izany Jeso izany ianao raha tsy noentin'ireo misionera izay ny tany niaviany dia avy @ toerana misy ireo nadihadiana rehetra tao anatin'ilay fandaharana!!! Ary ireo lahatsoratra nadika @ teny gasy ka tazominao rehefa any ampiangonana @ andro alahady na krismasy dia mbola nadika avy @ teny frantsay na anglisy!! Ka mieritrereta ihany aloha vao mipetsana fa tsy isika gasy akory no namorona ny christianisme fa ireo "judaiste chretien" nifangaro t@ ireo "paganiste chretien"!!!

Zatra manao ilay mamerina izay voalza sy mandika @ mahafatifaty azy fotsiny angaha dia lasa matahotra rehefa olona nandalina nandritra ny ampolotaonany maro ny baiboly no mitsikera????
:twisted: :twisted: :twisted:

Courage eeeeeee!!!! :^) :^) :^) :^)
12. fijo ( 03/12/2008 23:19)
mahay manao fanadihadiana ilay nanao ny "copus christi" katsy manatsara na manaratsy ireo fa mamoaka ny fanadihadiany ,de samy maka izay tiany ao
13. badboy ( 03/12/2008 23:21)
Marina izany, sady ilay fanotaniana mipetraka vy eo tsy hoe akory noforonina fa ny lahatsoratra no nampifandraisina dia nojerena ny fifanarahany na koa ny fifanoherany!!! Ireo napetrako eo ambony ireo ilay fanontaniana izay mbola tsy nahitana valiny!!! ;-)
14. ikaretsaka ( 03/12/2008 23:23)
fijo:

mahay manao fanadihadiana ilay nanao ny "copus christi" katsy manatsara na manaratsy ireo fa mamoaka ny fanadihadiany ,de samy maka izay tiany ao


hay ve le tary iny e...
samy maka izay tiany tokoa
15. fijo ( 03/12/2008 23:24)
izay no fomba fiasandry zalahy.maka izay voasoratra izy dia mankany amin'ilay toerana voalaza mihezaka mampiseo izay mety ho nisy tany tokoa.
ohatra,ny israelianina niampita ny ranomasina mena,tsy hoe nizesta ra moize de nisokatra ny rano,fa misy toerana amin'io ranomasina io misintona ny rano arakaraky ny fotoana,de malemy be ny fasika eo,ka raha sarety no hidiranao ao dia ao ianao no raisina fa mihintsoka ny kodiarana,ary tratran'ny rano miakatra eo.
16. ikaretsaka ( 03/12/2008 23:33)
zay no efa hilazako foana hoe aza raisina ara bakiteny ho'a io raha io
17. badboy ( 03/12/2008 23:36)
Ny tena nahatalanjona ahy dia ilay fitovizankevitr'ireo olona nohadihadiana matetika, kanefa izireo tsy mifankalala ary samy avy @ firenena samihafa!!! Indrindra eo @ ilay resaka fiavian'ny faraandro iza Jeso mihintsy no nilaza fa maro @ ireo maheno mahita sy maheno azy no mbola miaina rehefa ho tonga ilay faraandro, nefa dia iraindry zareo ny milaza, na dia ilay pasitera aza, fa efa maty avokoa ireo olona rehetra nahita azy sy naheno azy ary efa miditra @ taona arivo faha3 isika nefa mbola tsy tonga ilay izy!!!
:-P
18. fijo ( 03/12/2008 23:37)
ka hotonga rahoviana moa letsy ny tsy misy ????
19. ikaretsaka ( 03/12/2008 23:43)
le terme hoe "maty "mihitsy angamba no tsy mazava
20. fijo ( 03/12/2008 23:54)
raha izay dia ekeko.rehefa maty aho dia vita izay ny momba ahy rehetra.tapitra ny androko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1089