Izay manana arte dia misy fandaharana momba ny apocalypse
21. rabilabila
(
03/12/2008 23:58)
Badboy>
Mahaliana be ilay izy indrindra raha ampiana ireo valim-pikarohana arkeolojika natao hatramin\'izay .
Ny zavatra tena tokony ho fantatry ny be sy ny bobaka, dia:
- ny fiovan\'ny dikan-teny nisesisesy mandrapahatonga aty amintsika , ny tena sens\'ilay teny hoe apocalypse
- ny fisian\'ny apocalypses bediabe (na sens,na forme..)efa hatrany amin\'ny \"testamenta taloha \"(Torah)
- ny fahaverezan\'ny \"tantara\" ho an\'ny be sy ny bobaka amin\'ny tsy fahalalana ny \"apocryphes\"
-ny sens-n\'ny synaguogue de satan ,
-ny ancienneté-n\'ny soratra tsirairay ary ny choix-n\'ny nandaharana azy ( testamenta vaovao ,indrindra ny apocalyps\'i Jean sy ny epistilin\'i Paoly )
- ny conflits d\'interêt sy ny politika entre
ny jiosy sy ny romana..........................
-..etsetra...etsetra..............
Izay no mahaliana ny fandaharana toa itony.
Raha ny première lecture-ko aloha , rehefa nihaino teo aho ,dia ny conséquences-\'ireo tsy fahafantarana ireo eo anivon\'ny mpino tsotra izay nionona nianatra sekoly alahady na sabata na katesizy ( raha ny kristianina no resahina)
Raha mahaliana anao ny zavatra toa izao dia Corpus Christi sy ny l\'origine du christianisme ( même auteurs , intervenants : scientifiques ,historiens , théologiens de toutes confessions..... )koa interessants be .
Ika a!! Tsy misy rohy hafa fa jereo matetika ilay site-n\'i ARTE dia ao @ Doc long ( raha misy)

22. fijo
(
04/12/2008 00:04)
corpus christi io tena tsara ,fa efa narahako hatramin'ny farany koa iny.fikarohana be le izy,ka hafaka mandinika ianao ,fa tsy hoe inty ny kaly de misesika
23. rabingogilabanga
(
05/12/2008 13:59)
tsy nahita io emission io aho saingy, naheno tetsy sy teroa, ianareo izay nahita dia tsara ny milaza ny environnement sy ny maha-tsara ilay emission(d'ailleurs tsara hoy ianareo).
fa andao hiditra lalina kokoa:
lazao anay ny tsoa-kevitra tena mafonja dia mafonja azo raisina eto.
fa raha izaho(arakin'ny reko, eo ianareo nahita ilay emission,hanamarina azy), dia 3 no azo lazaina sy tsy tokony hisy fifandirana:
-jesus a bel et bien existé (ary izany dia mitarika ny fanontaniana hoe: rehefa nodimandry izy, aiza ny fasany?) misy milaza nahita ny fasany fa resa-be daholo h@ izao. ny fasan'ny kaiafa mpisoronabe sy ry piera sy paoly kosa anefa dia nisy nahita ary voaporofo daholo.
-jesus est un grand homme, raha enkena ny tantarain'ny emission arte , emission), ary mi-transcender ny finoana sy ny filozofia rehetra nisy hatrami'izay izy, t@ izay nolazainy, t@ izay nataony , t@ izay fifandraisany t@ mpiara-monina aminy.
-Maintenant il est dieu ou pas , c'est chacun son opinion, fa ny azo lazaina dia hors norme izy @ sagesse nisy depuis(raha enkena ny lazain'ny arte)

24. fijo
(
05/12/2008 21:17)
eto dia miombonkevitra isika.
za dia mino fa nisy izy,
mino koa aho,fa olona nahay nandresilahatra ary nitondra olona izy.
tsy mino aho manokana fa masina izy.
za dia mino fa nisy izy,
mino koa aho,fa olona nahay nandresilahatra ary nitondra olona izy.
tsy mino aho manokana fa masina izy.
25. ikaretsaka
(
05/12/2008 23:33)
Interessant raha izany..... saingy tsa nahita moa ka tsary manana hambara
26. tywa68
(
07/12/2008 14:41)
Zah koa tsy nahita fa miarahaba an'i fijo manokana niverina ao @ i Kristy :lol:
27. coopsal
(
09/12/2008 16:33)
badboy:
1°- Ny fanotaniana mipetraka voalohany dia ilay filazana matetika ao anatin'ilay filazantsara fa ho avy ny faraandro ary misy @ ireo manoloana an'i Jeso t@ andro nilazany izany no hahita @ andro hahavelomany ilay fahatongavan'ilay fotoana!! Efa miditra @ taonjato faha 21 isika izao, izay nomarihan'ireo mpandalina, nefa tsy mbola tonga ilay izy!!
==> [Matio 16:28] - [Marka 9:1] - [Lioka 9:27] angamba no tianao tenenina?
Ny andro farany :
"Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, no handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra; ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, ary ny zatovonareo hahita fahitana, ary ny lahi-antitrareo hanonofy;"[Asan'ny Apostoly 2:17]
--> Nanomboka ny andro izay nanaovan'i Kristy batisa ny Fanahy Masina ireo mpianany voalohany no niantomboka ny andro farany ary mbola anatiny isika izao.
Ny fanjakàn' Andriamanitra :
"Fa raha ny Fanahin'Andriamanitra kosa no amoahako ny demonia, dia efa tonga aminareo sahady ny fanjakan' Andriamanitra."[Matio 12:28]
--> Niara-tonga tamin'i Kristy ny fanjakàn' Andriamanitra. Tsy mba fanjakàn'olombelona izany fa fanjakàn' Andriamanitra, ary Andriamanitra dia fanahy fa tsy nofo.
28. badboy
(
09/12/2008 16:45)
Ts'io fa ity ka :"Je vous le dis en vérité, cette génération ne passera point, que tout cela n'arrive." Matthieu 24:34 ; Marc 13:30 ; Luc 21:32
29. coopsal
(
09/12/2008 16:45)
badboy:
2° - Ny fananampahefana ahafahana mitondra firenena sy vahoaka dia avy @ Atra rehefa mamaky ny evanjely!! Akory anefa ny fahatairako nahita ny porofo nomen'ilay fandaharana fa ny boky apokaliptika dia mametraka fa ny fahefana koa dia mety avy @ ratsy, ary isan'izany ny fahefan'ny amperora romanina!!!
==> Ity voasoratra ao @ evanjely
"Ary ny devoly nitondra Azy indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao mbamin'ny voninahiny, dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao."[Matio 4:8-9]
--> Ny fanjakàna rehetra amin'izao tontolo izao dia ananan' ilay ratsy fahefana.
Fa fanamarihana, samy hafa ny manana fahefana (satria nomena), sy ny tompon'ny fahefana.
Hitako t@ gazety anio fa hisy chef Fokontany 22 hosoloina hono ao @ Kaominina Sab-Nam. Nanana fahefana ireo chef Fokontany ireo, saingy misy manana fahefana ambony noho izy ireo izay afaka manala amin'izy ireo ilay fahefana.
Teo anatrehan'i Pilato :
"Jesosy namaly azy hoe: Hianao tsy manana fahefana amiko akory, raha tsy nomena anao avy any ambony ..." [Jaona 19:11]
Na iza na iza manana fahefana dia tsy nisy nanana raha tsy ny Tompon'ny fahefana no nanome.
Ary misy iray izay inoako fa "nomena ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany".
30. coopsal
(
09/12/2008 16:53)
badboy:
Ts'io fa ity ka :"Je vous le dis en vérité, cette génération ne passera point, que tout cela n'arrive." Matthieu 24:34 ; Marc 13:30 ; Luc 21:32
==> Tsy miova ka, moa ve araka ny histoire tsy année 70 no ravan'ny romana i Jerosalema? (i Jaona 100 taona no nahita ny fahitana izay nosoratany : apokalypsa)
Fa mitombina foana ilay valim-panontaniana hoe diso hevitra ny amin'ny andro farany sy ny fanjakàn' Andriamanitra ny olona.
Raha hiresaka notion de temps isika, rehefa manao ianao hoe "androany", misy 24 heures ny iray andro, ka androany foana na dia à 23:59 aza.
Ny fotoanan' Andriamanitra dia tsy hay raha tsy hazavain' Andriamanitra.
Mety afangaron'ny olona @ hoe "andron'ny Tompo", izay andro iverenan'i Kristy hitsara ny velona sy ny maty, hatsangana ny maty rehetra ... Raha izay, dia tsy misy mahafantatra ny ety ambany masoandro, ary na dia ny anjely any an-danitra aza (araka ny voasoratra).
Hadinon'ny olona foana fa Andriamanitra fanahy fa tsy nofo, ny fanjakàn' Andriamanitra dia tsy fanjakàn'ny nofo izay ho potika, fa fanjakàn'ny lanitra maharitra mandrakizay. Raha mbola ato anatin'ny nofo isika dia tsy mahita na inona na inona, fa rehefa miala ato angamba vao ho gaga ary ho menatra mafy.
32. badboy
(
09/12/2008 17:07)
coopsal >> Manjary lasa "anchronique" ianao raha vao manitatra ny fotoana tahak'izany!! Efa mazava be ilay voalaza hoe ireo velona @ io fotoana nilazany azy io no hahita ilay izy!!! Tsy izay anefa no nitranga!!!
Afaka lazaina hoe Atra manana ny famaraitany ny andro, saingy izao no aza adino fa izy koa no nametraka hoe misa ny andro sy ny alina!! Ary raha hitarina tahaka izany daholo ireo voalza ao ka ho lazaina fa tsy io no izy fa hafa, dia hitsingevana ary tsy hisy fotony intsony io boky io!! :twisted: :twisted:

34. badboy
(
09/12/2008 17:19)
ikaretsaka >> Arak'io voalaza io dia ireo taranaka velona, izany hoe miaina, @ io fotoana ilazany azy io dia ahita ilay farany!! 3cette génération ne passera point...." dia midika hoe "ireto taranaka misy @ izao ireto tsy ho dify dia hahita ilay farany"!!! :idea:
35. ikaretsaka
(
09/12/2008 17:24)
Le hoe generation mihitsy eto no misy samihafa ny fandraisany azy e..... ny ahy manko izao le generation= rafitra no hitondrako azy
36. badboy
(
09/12/2008 17:36)
Na koa ary hoe rafitra ilay dikany dia ireo rafitra rehetra nisy t@ izany efa levona!! Tsy misy intsony izany Roma sy ny amperorany!!
Manarak'izany, tsy rafitra no tena dika ny fa Étymol. et Hist. géneration vient du mot generatiun « ensemble de ceux qui vivent à la même époque »!! :twisted: :twisted:
Manarak'izany, tsy rafitra no tena dika ny fa Étymol. et Hist. géneration vient du mot generatiun « ensemble de ceux qui vivent à la même époque »!! :twisted: :twisted:
37. coopsal
(
09/12/2008 18:45)
badboy:
inona moa no maharatsy ilay fomba fijery \"objectif\" no sady ataon\'ireo nandalina ... Olona manana Doctorat en théologie daholo ireo, izany hoe olona mpandalina fatratra ny lahatsoratra anatin\'ny baiboly
==> Voasoratra fa :
Indray mandeha nisy docteur en théologie nanatona an\'i Jesosy dia nanao fanontaniana fitsapana raha nahay baiboly Kristy na tsia.
Niaiky ny fahaizan\'i Kristy izy avy teo ...
Hoy i Kristy taminy :
\"Tsy lavitra ny fanjakàn\' Andriamanitra ianao\"[Marka 12:34]
Ity teolojiana ity dia tena nampianarina tsara, ary inoana fa tena finaritra izy raha nitenenana mpaminany lehibe iray teo imason\'ireo vahoaka hoe \"tsy lavitra ny fanjakàn\'Andriamanitra ianao\". Jesoa Kristy izay mibedy matetika ireo mpanontany azy noho ny fahotany, tsy mba nibedy ity mpahay lalàna ity. Niteny tsotra fotsiny taminy izy hoe \"Tsy lavitra ny fanjakàn\'Andriamanitra ianao\". Toa tahaka ny hoe tsara noho ireo mpahay lalàna sy Fariseo namany izy.
Indrisy, tokony ho nalahelo indrindra ity lehilahy raha nahare fa tsy mba tao amin\'ny fanjakàn\' Andriamanitra izy fa akaiky fotsiny ihany, samy hafa be mantsy izany. Ity lehilahy ity tokoa dia tena nanana ny fivavahana tao an-tsainy, fa tsy nananany tao am-po izany.
Matetika ireo zavatra maro be ao an-dohantsika tsy midina ambanimbany, tsy mihoatra ny tenda ka tsy mety tonga ao am-po.
Raha avy tao am-pony ny valin-teny dia ho nanao Kristy hoe + \" Sambatra ianao, fa tafiditra ao amin\'ny fanjakàn\'Andriamanitra\". Raha te hovonjena, tsy ny akaiky akory no ilaina fa ny ao anatin\'ny fanjakàna mihitsy ; ireo izay lavitra dia ho faty ao anatin\'ny fahotana, fa ireo izay akaiky. Tsy ny maha akaiky no hamonjy ny mpanota : zavatra tokana no isaina, dia ny ao amin\'ny fanjakàna, izany hoe manana ny fanjakàn\'Andriamanitra ao anaty.
38. ikaretsaka
(
09/12/2008 18:56)
badboy:
Na koa ary hoe rafitra ilay dikany dia ireo rafitra rehetra nisy t@ izany efa levona!! Tsy misy intsony izany Roma sy ny amperorany!!
Manarak'izany, tsy rafitra no tena dika ny fa Étymol. et Hist. géneration vient du mot generatiun « ensemble de ceux qui vivent à la même époque »!! :twisted: :twisted:
ka mety epoque chriatianisme le izy na epoque catholicisme marimarina kokoa...
mbola misy io manko
:wink:
39. badboy
(
09/12/2008 19:44)
ikarestaka >> Mety azo ho ekena hoe izay, fa saingy ny nandikana azy ao anaty baiboly gasy dia hoe "mbola tsy ho tapitra akory ITY faramandimby ITY"!!Na tsy dia mamaritra ilay dikan'ilay "génération aza ilay izy" dia efa manamarika fa io eo io no resahana ary faramandimby fa tsy "époque"!!;-) ;-)
coopsal >> Aza adino fa tsy voatery ho mitady ilay fanjakan'ny lanitra ny teolojianina fa fotsiny hoe mety ho saina tia karokaroka no nahatonga azy hianatra ny teny anaty baiboly!! Tsy midika akory izany fa hoe ho ataony tsinotsinona ny dikany fa izay tiany sy mifandraika amin'ny ilainy no andikany azy!! Manana fomba (méthode exégetique, téléologique ....) ahafahany mandalina ny teny izireo!! Ary ny fampiasany izany fomba izany sy ny tsy fandikany araky ny mifanandrify @ ilainy no mahatsara kokoa ny zavatra lazainy satria tsy mirina @ hevitra tiana na "partie pris"!!! :twisted: :twisted:

40. ikaretsaka
(
09/12/2008 19:55)
badboy:
ikarestaka >> Mety azo ho ekena hoe izay, fa saingy ny nandikana azy ao anaty baiboly gasy dia hoe "mbola tsy ho tapitra akory ITY faramandimby ITY"!!Na tsy dia mamaritra ilay dikan'ilay "génération aza ilay izy" dia efa manamarika fa io eo io no resahana ary faramandimby fa tsy "époque"!!;-) ;-)
ka baiboly gasy inona aloha
:wink: