Izay manana arte dia misy fandaharana momba ny apocalypse
41. coopsal
(
10/12/2008 13:05)
Ikaretsaka:
Ka atra tsy hanazava zany fotoan atra izany mihitsy anefa
==> Mbola tsy nangataka fanazavana taminy ianao ka miteny an'izany. Mangataha aminy dia hazavaiNy aminao izy.
badboy:
Efa mazava be ilay voalaza hoe ireo velona @ io fotoana nilazany azy io no hahita ilay izy!!! Tsy izay anefa no nitranga!!!
==> Tena izay anfe no nitranga! Mbola velona teo ny betsaka ny andron'ny pentekosta izay nanaovam-batisa azy 120 lahy t@ Fanahy Masina.
Fa ny hoe maharitra firy taona moa ilay hoe "andro farany" raha nanomboka t@ io fotoana io ... izay ilay tsy hain'ny olona.
Averiko indray, io no izy ary io no tanteraka! les temps de la fin ont commencé depuis le jour où les 120 ont reçu de façon spéciale le Saint-Esprit. Les apôtres le précisent dans leurs épitres disant : "dans ces temps de la fin!" ... "les jours derniers"
Mais la durée de la fin n'a pas été précisée! Par contre, des signes du retour de Jesus ont été données!
Voyons on dit bien : "et sur ceci, nous vous disons à bientôt" ... cet aurevoir (qui termine la chose) peut durer de 1 à 3 ou 5 mn voire une heure. Qu'en sait-on du DIEU éternel?
badboy:
Aza adino fa tsy voatery ho mitady ilay fanjakan'ny lanitra ny teolojianina fa fotsiny hoe mety ho saina tia karokaroka no nahatonga azy hianatra ny teny anaty baiboly
==> Izany indrindra, fa raha nitady ny fanjakàn'ny lanitra ireo dia ho nahita, satria ny fanjakàn'ny lanitra dia atolotr' Andriamanitra maimaim-poana ho an'izay mitady.
Ekenao ve fa raha mianatra tenim-pirenena anakiray, ohatra hoe teny anglisy! Tsy maintsy maka ny fomba fisainana @io tenim-pirenena io raha te handroso, fa raha misaina teny gasy aho miresaka @ teny anglisy dia tsy hahay mihitsy akory.
Tahaka izany, pour connaître si la bible vient de DIEU, il faut penser à la façon de DIEU. Et Jesus (DIEU qui sauve) est venu à la façon des hommes, habillé de vêtements de chair d'homme, parlant la langue des hommes, pour amener aux hommes la façon de DIEU, pour que l'homme puisse comprendre le langage de DIEU et la vérité qui réside en DIEU.
42. ikaretsaka
(
10/12/2008 16:41)
coopsal:
Ka atra tsy hanazava zany fotoan atra izany mihitsy anefa
==> Mbola tsy nangataka fanazavana taminy ianao ka miteny an'izany. Mangataha aminy dia hazavaiNy aminao izy.
[
fa manao ny tenanao ho iza loatra ianao ra coopsal no afaka mandidy an' Atra a?
43. badboy
(
10/12/2008 23:25)
rabilabila >> Misaotra @ ilay bibliographie, fa izao aloha dia ny biographien'i Mr "I have a dream" no dinihiko miadana!!
ikaretsaka >> Za vao saika hiteny!!
coopsal >> "pour connaître si la bible vient de DIEU, il faut penser à la façon de DIEU", rehefa nodinihiko ny volazanao hatrizay ka hatrizao dia ianao izany mametraka ny tenanao ho nofidian'Atra, taranaky ny mpaminany, ary koa MIHEVITRA TAHAKA AN'ATRA!!! Tena mitombona eto ny nolazain'ilay fandaharana @ ilay "pensée orthodoxie" na koa ny fametrahana fa ny an'ny tena ihany no marina ary ny vokany dia ny fiheverana ny tena ho "élu" na ho olomboafidy!! Izany rehetra izany dia tsy ekena hoe SAFIDY fa lazaina lava fa ANTSO ary ambara mihintsy aza moa fa NISY FEO NIBITSIKA ny hanaovana ilay zavatra!! Ny tenanao no mametraka tsotra izao fa olomboafidy ianao, mihevitra tahakan'Atra, izay toetra nahatonga najerany an'i Gabriela ho ety antany...... ka dia mila misitaka any @ monastera mandinitena kely anamba enao ranamana dia rehefa mangatsitsika ny hozado voadonan'ny rivotra maloto dia miverena eto mitantara aminay raha mbola naheno feo na tsia mora hiantsoanay 18!!!!
:twisted: :twisted: :twisted:

46. fijo
(
11/12/2008 21:30)
ô ry zareo an,efa hatry nyvoalohany aho no efa nilaza fa za dia mino fa nisy izany jesoa izany.tsy mbola nanda ny fisiany mihintsy aho.
mino koa aho,fa olona nanana fahalala mihoatra ny rehetra niarabelona taminyizyny olona ambony saina no ho ny haf ano hafaka htarika ny sasanyfantatra nefa fa matoa mbola misy manaradia azy hatramin'izao dia nandresy lahatra ny voalazany.
ny tsy ekeko dia ny hoe masina izy.io laviko.amiko dia olona nahay nampiseo ny mahaizy azy izy de izay.za tsy mino ny mpaminany