Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
saranga
(
05/12/2008 08:21)
Tsy nampoiziko
Tsy nampoiziko ho nareo indray ity no mitsikera an-dRavalo, mba marina e ! Zaho mantsy tsy hoe mitsikera be fahatany fa mba manana vision plus objective, plus naturelle e ! De nareo ndray ity no manen...
tohiny
novalian'i saranga ny 29/12/2008 08:49
ni81
(
05/12/2008 07:51)
Ny fomba fifampiantsoana
Samy manana ny fomba fifampiantsoany ny tsirairay.
Ny reny miantso an-janany ohatra dia misy manao hoe: ma puce, mon chou, ry sombinaiko, ry anaka, ry aiko.
Ny lehilahy indray @ sipany na rehefa man...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/12/2008 23:43
rfsn
(
05/12/2008 07:39)
radio amin'ny internet
Misy radio malagasy ve amin'ny internet? RNM, RDB, MaFM, rta sns...
tohiny
novalian'i sitlo ny 31/12/2008 04:43
fitiatantely
(
05/12/2008 06:12)
vehivavy ts avelan'ny vadiny hiasa
Misy vehivavy nianatra de vita ny fianarana de nanambady! avy eo ts navelan'ilay vadiny hiasa izy, de very fotsiny ny fotoana sy ny vola nianarana. Ilay lehilahy anefa ts hoe be karama be fa sahirakir...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 12/12/2008 12:18
bozzy
(
05/12/2008 02:30)
tsy mendrika ve ny fomba anadinoko ny fitiavako azy?
Ity ny zava mitranga:Amoureuse b an'ilay fiancé-ko za, efa hoe hivady zahay , nefa izy any dago no miasa fa ndraindray ihany vao miasa aty, tsy vita ny mariazy noho izy mivezivezy loatra any dago noh...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 18/12/2008 00:05
radomalala
(
05/12/2008 01:44)
mangataka hira christmas aho
manahona daholo .
mba mangataka tonakira na hira christimas aho e.@ teny francais na teny inglish na malagasy koa aza tsy maninona ampianarakko ny eglise nay aty indonesia e. ireny hira fanao @ noel ...
tohiny
novalian'i veromahefa ny 09/12/2008 17:20
dadasy
(
05/12/2008 00:43)
tsy mpikambana nefa afaka mampiditra hevitra eto?????
tena gaga aho fa saika hamaly lohahevitra anankiray teto ary nijery hoe iza no mpanoratra, de izao no valiny voalaza hoe, tsy mpikambana ato io olona io". Ka ahoana no nahafahany nampiditra io hevitra...
tohiny
novalian'i Papoose ny 29/01/2009 23:02
xxx
(
04/12/2008 22:47)
manakaiky ny fety ô!
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4937d77f354e5
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4937e5cfe8bea
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49385408dc0...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 08/12/2008 16:23
razambe
(
04/12/2008 22:04)
faly aho fa tafiditra ho mpikambana ao aminareo
manao arahaba ny mpikambana rehetra ato ny tenako ary mirary soa mba hitohy hatrany izao fifandraisantsika izao...
tohiny
novalian'i arialy ny 09/12/2008 12:32
Noue
(
04/12/2008 19:41)
Firariantsoa 2008 , Firariantsoa hafa
mahafinaritra be ny manokatra ny serasera fa na dia tsy manisy solon'anarana sy mdp aza dia mahita an'io sary sy soratra oe
[size=80][color=red][b]Firariantsoa hafa[/b][/color][/size]
sy Firari...
tohiny
novalian'i ni81 ny 07/12/2008 07:54
voarysombiniaina
(
04/12/2008 14:21)
fitadiavana namana
Bonjour!
Mitady namana aho mba hifandray amiko...
tohiny
novalian'i hery ny 15/09/2025 10:24
voarysombiniaina
(
04/12/2008 14:14)
faly
Bonjour!
Faly be aho fa tafiditra ho mpikambana ao amin'ny serasera.org dia misaotra anareo betsaka tompoko.
Hoy i Voary
...
tohiny
novalian'i karinah ny 04/12/2008 21:57
Anjaramasina
(
04/12/2008 13:18)
mety sa tsy mety
ahoana no atao hoe porofompitiavana kay ?
ref miteny ny olontiana hoe mitsy mila anao intsony aho de ny mety angamba de ny mitsodrano refa avy niala nenina e?...
tohiny
novalian'i sitlo ny 10/12/2008 12:40
soafara15
(
04/12/2008 13:13)
tafiditra ho mpikambana aho
Manaoahoana daholo ianareo,
Nahafinaritra sy nahaliana ahy ny nijery ny blaogynareo dia niditra ho mpikambana aho.
Antenaiko sy iriko fa ho soa ny fiarahantsika.
Dia mandrapihaona.
Mirary ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 08/12/2008 13:23
fitiatantely
(
04/12/2008 12:18)
mila valiny
Marina ve fa ny lehilahy rehefa ts misotro toaka, ts mifoka sigara na rongony, tsy miloka , ts mihinana paraky sns...de hadalam-behivavy (mamba). ...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 22/12/2008 14:47
amejah
(
04/12/2008 12:14)
mba ampio moa aho ry reto f a dia jerenareo fotsiny a!
Salut daoly!
Efa mba nangataka fanampiana aminareo zay mba mahafantra ny fomba fidiriana IASA AO QMM Ambatovy moramanga raha tsy diso aho,momban'ny ilménite fa tena mila miasa ny tenako sady zava...
tohiny
novalian'i anjaro ny 04/12/2008 13:58
booboo
(
04/12/2008 10:59)
haingon-trano hmmm
Nijery² tany @ namako Gougôl zà dia sendra an'ito, dia nahatsiaro ilay dinika nalefan'i Kitjo efa ela² zay nisy pôzina lakozia sy ny tariny.
http://www.alianceimex.fr/
Tsy matiko lolo ilay...
tohiny
novalian'i andrywui ny 08/12/2008 14:57
klauma
(
04/12/2008 08:30)
fihaonana
salama daholo ny mpiserasera rehetra!
hono hoa rizareo! efa mba nisy ve hetsika nihaonan'ny mpiserasera eto an-tanindrazana sa tsia! ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 04/12/2008 09:03
Alph
(
04/12/2008 07:30)
Minouche
Mba mitady ilay tonon-kiran'i Tonton Pà mitondra ny lohateny hoe Minouche azafady.
Misoatra indrindra ^^ ...
tohiny
rakapy
(
04/12/2008 07:09)
Fanotaniana ho an'ireo mpakasitraka mpiandry
Efa lasa resaka lava be moa ny momba ilay seho t@ M6. Tao ny tsy nankasitraka ,tao koa ireo izay mankasitra sy miaro ny toby. Ao koa ireo mihezaka manodina resaka.
Ka ity dia fanotaniana ho an'ireo ...
tohiny
novalian'i felanawil ny 11/01/2009 15:15
