faly aho fa tafiditra ho mpikambana ao aminareo

1. razambe ( 04/12/2008 22:04)
manao arahaba ny mpikambana rehetra ato ny tenako ary mirary soa mba hitohy hatrany izao fifandraisantsika izao
novalian'i arialy ny 09/12/2008 12:32
2. sitlo ( 05/12/2008 10:26)
Manalokaloka ohatra ny razambe tsità. Nakaiza i Tarzan sy Boy?
3. kotobekibo ( 05/12/2008 23:49)
zà tsy mbola mpikambana foana e! :? :{
4. arialy ( 09/12/2008 12:32)
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.043