Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i soafara15, milahatra araka ny daty
soafara15
(
19/12/2008 07:15)
ny androbe na epilepsie
Sahirantsaina aho satria ny vadiko dia manao crise epileptique izao tato ato, efa elaela tany @ 1996 tany, mbola tsy nifankahalala izahay, dia nisy cysticercose izy, dia nitsabo tena izy.
dia nivady...
tohiny
novalian'i mibalika ny 27/03/2009 16:57
soafara15
(
04/12/2008 13:13)
tafiditra ho mpikambana aho
Manaoahoana daholo ianareo,
Nahafinaritra sy nahaliana ahy ny nijery ny blaogynareo dia niditra ho mpikambana aho.
Antenaiko sy iriko fa ho soa ny fiarahantsika.
Dia mandrapihaona.
Mirary ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 08/12/2008 13:23
