haingon-trano hmmm

1. booboo ( 04/12/2008 10:59)
Nijery² tany @ namako Gougôl zà dia sendra an'ito, dia nahatsiaro ilay dinika nalefan'i Kitjo efa ela² zay nisy pôzina lakozia sy ny tariny.

http://www.alianceimex.fr/

Tsy matiko lolo ilay sarety - bar ( sa bar - sarety no fiteny ? ) :} :} :} , dia ireo lampes tsanganan'olona kounkou :} :}
novalian'i andrywui ny 08/12/2008 14:57
2. heidi ( 04/12/2008 11:36)
hummm zà kou vao haingana nahatsiaro an'i kitjo momba io resaka deco io ary saika hampiditra dinika fa tsy sahy ndray klou sao tsy mahazo kil, i kitjo tsy eo tsotry :? :wink: :-D

mci booboo, tena tiko mitry io resaka deco e! transformaton e! sns ny intérieur io.... :°) DE ALEO TOHIZANA izany sa???? 8)
3. heidi ( 04/12/2008 11:41)
ilay look natoraly tsara fa zà tsy de tia haingotrano hazo hazo ireny :°)
ny meuble-ko aza ato merisié, bonne kalité be mitsy fa leo be aho am lay lokony de tiko ho lokoina fotsy fotsy, tsy te hividy vavao fa ny eo ihany no avadibadika....KA ZAY afaka manome hevitra am fandokoana meuble en bois merisié tena mba mahafaly :-P
4. booboo ( 04/12/2008 11:44)
Tohizo tokoa :°) . fa zà tsy mahay mampiditra sary ohatran'ny falefan'i Kitjo ireny fa dia miandry mafy ny maso ny @ zay hampidirin'ny hafa :°)

Ny ahy ton mitovy @ io @ site io mihitsy no tiako. Mangôda trano be zany ilay fotsy ...
5. heidi ( 04/12/2008 12:00)
hihihih! zà njay anefa tia zvtr fotsy mitsy fa tsy tafa am lay olona mifoka sigara de :? :x
tiko be io am site io fa lay haingotrano hazo izany no tsy de avoazako azy....
RAHA IZAHO izao no tompon'io dia nataoko fotsy be daholo ny deco :°)
6. sakaizakely ( 04/12/2008 12:11)
nena ny meuble voatery fotsy fa tsy tiko le trano maizimaizina tsy de mahazo masoandro lotra no mbola matroka koa ny meuble
fa ny lamba fotsy na mazava loko tsy mety aminay : ny ankizy mbola kely mou ny reniny saika miss katastrôf zay fona ka raha tsy mora maloto tsy mety

ary ny tranonareo ve milamina be otran'io am sary io ?
nena tsy mety, tsy maintsy misy singanjavatra mitsirembina etsy amberoa foana :°) :°) :°) :°)
7. heidi ( 04/12/2008 12:25)
hihih! raha trano misy zaza retsy tsy maitsy hoe iry nipitika iry eny ny fen'ilay saribakoly! arokatra ambany latabatra ny baolina kely, miandry kely ôôô! :-D :-D :-D manàna faharetana ho lebebe ny ankizy :°)
ny milamina be otran'io kosa aloha ia hoe refa avy mandamina trano iny enao fa vao tsy ela dia mipetraha anie eo ambonin'io fauteuil io raha tsy mifisaka be mikorotana izany io e! hihihih mba alaina sary de milam, na koa efitra tsy hitsofohana mitsy, misy ny olona manana salon tsy hidirana mitsy raha tsy manam-bahiny, fa ohatra hoe manana petit salon izy hidirana san'anjo....
FA RAHA IZAHO irery kosa alou de tena angamba milam be hoatran'io foana :-P
8. heidi ( 04/12/2008 12:33)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img444.imageshack.us/img444/7058/pic00002513epi8.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img444/pic00002513epi8.jpg/1/][IMG]http://img444.imageshack.us/img444/pic00002513epi8.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

otran'io izao ny ahy tiko ery fotsy be daholo.

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img373.imageshack.us/img373/9003/pic00002340fhv1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img373/pic00002340fhv1.jpg/1/][IMG]http://img373.imageshack.us/img373/pic00002340fhv1.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

N a otran'io
9. heidi ( 04/12/2008 12:40)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img209.imageshack.us/img209/1717/photo399fa0.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img209/photo399fa0.jpg/1/][IMG]http://img209.imageshack.us/img209/photo399fa0.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

io koa somary natoraly tsara ery fa ilay hazo no tsy dia voako loatra hoà!
10. heidi ( 04/12/2008 12:43)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img118.imageshack.us/img118/3981/photo391pc5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img118/photo391pc5.jpg/1/][IMG]http://img118.imageshack.us/img118/photo391pc5.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

otran'io kou tena tiko, fotsy daholo fa couper-na am couleur vive e hummm!
11. booboo ( 04/12/2008 12:48)
Zà indray nefa tia hazo² :°) , misy arts malagasy hazo ireny ny anay ato maro² ihany hihihihihihihi

Ilay blanc sy marron ( sa choco no fiteny an'io ? ) eo @ hafatra faha-8 ny ahy no tiako kokoa. Ilay rouge beee tsy voako loatra ohatra manakely trano zany ilay couleur vive amiko... ( fa lé lakozian'i Heidi tiako nefa ilay rouge :°) - iny koa tsy matiko lolo hihihi ).
12. booboo ( 04/12/2008 12:55)
ity indray raha ny manodidina no fotsy fa tsy ny seza...tsy haiko mampiditra sary mivantana fa :

http://www.vente-unique.com/uploads/product/541/city_canape-cuir_photo_copy1.jpg

13. tywa68 ( 04/12/2008 13:02)
tsara ery ilay @ catalogue tsy misy korotana (tranona retraités angambany e) :-D :-D
14. soafara15 ( 04/12/2008 13:52)
Tena tsara be ilay haingotrano sarety bar sa bar sarety ry reto an! ireo hazohazo reo koa.

gasy ve ny olona amin'io alianceimex io sa olona tia zavatra gasy fotsiny? sa fifandrifianjavatra fostiny.
Jereo anie ny zavatra ataony rehetra raha tsy gasygasy zany daholo ê! ny sary sikotra, ny abat jour sns..
Sa diso aho?

Taloha mbola kely aho no naniry hoe ny entana ao antranoko ataoko fotsy daholo ohatran'ireo sary eo ambony ireo, na any @ chambre na any @ salon na any andakozia.
Indrisy fa mbola tsy mety amin'ilay akany keliko izany. mila trano tena raitra be, tsara finition sns... vao mety.
Ny lakoziako sy ny sejour ny ahy vert pomme daholo, dia ny chambre sy ny douche nataoko rose, ny an'ny zanako bleu ciel.
Ataoko fotsiny aloha zay mety, fa mbola tsy tsara be ohatran'ireo sary ireo akory.

Soafara
15. soafara15 ( 04/12/2008 13:57)
Hay tena gasy ireo haingotrano ireo, fa nojereko lalina ilay site

mahay isika gasy fa mila fahavononana sy finiavana ary tosika kely fotsiny anie ê!

Soafara
16. booboo ( 04/12/2008 14:02)
Ao Antananarivo no misy an-dry zareo.

Hihihihihihihi, ny @ sary tokoa tsara beeeee foana ...mampandrevy² zany.

Dia vert pomme aby aby ve n'aiza² sa misy couleur hafa mivady aminy ? Nisy tranon'olona zay vert pomme io koa ny lokony dia ampivadiany @ marron na jaune poussin ny efitra rehetra mihitsy !
17. Samoana ( 04/12/2008 14:18)
booboo/ mitomany enao raha azon'ny dakabôln'ny boikely io tsangan'olona vita sikotra io :-D
18. heidi ( 04/12/2008 14:45)
10. Mpandefa : booboo [ Valio ] 04-12-2008 13:48:23
Lohateny : Re : haingon-trano hmmm
Zà indray nefa tia hazo² , misy arts malagasy hazo ireny ny anay ato maro² ihany hihihihihihihi
:-D :-D :-D :-D
tena au contraire-ko indray izany booboo, izaho tsary tia arts malagasy na ilay arts afrikan ireny mitsy, asa izy matroka loatra angaha....
MANANA cadre hazo misy papillon ireny aho tato fa efa nomeko olona ny iray, ny iray ho lokoiko fotsy ny cadre de mba hivoaka mazava angamba :-D
tiko ilay izy raha jerena fa ho ahy manokana tsary de tiko :-P
19. heidi ( 04/12/2008 14:48)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img373.imageshack.us/img373/6595/citycanapecuirphotocopywi8.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img373/citycanapecuirphotocopywi8.jpg/1/][IMG]http://img373.imageshack.us/img373/citycanapecuirphotocopywi8.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

io nampidiriko io booboo lay sary fa tsara beuh! contraste tsara lay noir et blanc sa lay hazo mainty foncé et blanc :-P
20. heidi ( 04/12/2008 14:51)
Indrisy fa mbola tsy mety amin'ilay akany keliko izany. mila trano tena raitra be, tsara finition sns... vao mety.


tsy votery ho trano ngodabe na raitra be defa mety ka! andramo lokoina fotsy daholo aloha ny rindrina dia arakaraka izay koa ny meuble vidina sns fa mivoaka foana io ny indro kely fotsiny raha misy olona mifoka sigara ao atrano dia efa good bye, aleo tsy mi risk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1708