Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ikaretsaka
(
10/12/2008 21:07)
P. Collonier
ho an'ireo zanaka Zezoita rehetra sy izay nahalala azy, Indrindra Ireo izay nobeaziny ara-pinoana tao @ Kolejy Masina Misely Amparibe
[quote] > Date: Monday, December 1, 2008, 6:38 PM
> Le Père ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/12/2008 16:23
fijo
(
10/12/2008 20:00)
amin'ny anaran'i jesoa koa ity
Masera mpisoloky
« I Jesoa no naniraka ahy »
mercredi 10 décembre 2008, par Crépin Randrianjafy
Soa fa misy tilikambo miaro amin’ny ratsy. Teo ampanaovana ny asa ratsiny i...
tohiny
novalian'i prime ny 05/01/2009 08:20
tenrec
(
10/12/2008 19:36)
Ho meva - Mily Clément
Sao dia misy manana ny tononkiran'i Mily Clément "Ho meva"? Misaotra betsaka o!...
tohiny
novalian'i Noue ny 12/12/2008 09:59
diamondra27
(
10/12/2008 19:29)
Mikaeel
juste mampita vaovao fotsiny
http://www.youtube.com/watch?v=0meJmsw-Jmw&feature=related
http://www.youtube.com/watch?v=2aclDgPslO4&feature=related...
tohiny
diamondra27
(
10/12/2008 19:02)
temoin na non assistance des personnes en danger
ahoana kay ny fipetrak'io aminareo
raha misy olona izao accidentE eny an-dalana , hitanao izao izy fa naratra , dia nobatainao izy de natao tanaty fiaranao ho any am hopital fa tena kely sisa ny ainy...
tohiny
novalian'i aloalo ny 12/12/2008 23:05
niryna
(
10/12/2008 18:29)
Aiza no alehanao raha ........
Mahalasa saina ihany io fanontaniana io raha mijery ny fiainantsika ankehitriny. Tsy ho voatery hoe mihinana ihany isika vao afaka midera an'Atra an,na inona kely eo amintsika dia midera azy foana isi...
tohiny
novalian'i mangakely2016 ny 07/09/2016 04:59
cire
(
10/12/2008 12:45)
Rija ramanantoanina _ ny hirako
tena efa nitady io hira io za fa tsy nahita tonony mihintsy ...
tohiny
tenagasy
(
10/12/2008 09:47)
Ministera / Fédé° : HAFAHAFA
Mankamamy!
Mba ahoana ny fijerin-tsika azy ito?
Izaho manokana aloha dia tsy afenina fa ohatry ny misy zavatra tsy mampahazo aina ahy izany amin'izy io!
OH:
- Mahasaropiaro ny CIO --> CNO --> ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/12/2008 14:49
hery
(
10/12/2008 09:40)
Nosoloina ny vavahady :-)
Mampiasa motera vaovao ny Vavahady fidirana eto amin'ny serasera http://login.serasera.org
Tsy dia betsaka ianareo no mandalo mivantana ao satria natokana ho an'ny mpisoratra anarana, mpanova tenimi...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 14/12/2008 10:05
xxx
(
10/12/2008 09:18)
Hemorroïde
Sao dia mba misy mahalala ody hemorroïde . Nataoko hoe "ody" fa tsy "fanafody " satria zavatra "tsy chimique" no tadiaviko. Mbola hemorroïde kely ilay izy :-)
Misaotra ...
tohiny
novalian'i tcyn629 ny 06/02/2020 13:20
fijo
(
09/12/2008 20:58)
apokalipsa
dia nitohy tamin'ny asabotsy ilay fandaharana momba ny apokalipsa,
dia voalaza fa tamin'izany fotoan aizany,dia toa nirona ary faly ny mpino kristianina raha maty"martiora"ary maro mihintsy no vonona...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/01/2009 22:34
dadanmi
(
09/12/2008 19:14)
foza orana sy bouton executer
tena vonjeo rizareo a !
1. Matos voalohany : tratran'ilay foza orana aho nefa ny bouton executer tsy ao intsony koa efa hatran'ny ela.
2. Matos faharo : mba nisy lay exécuter dia nanaraka lay toro...
tohiny
novalian'i aaaa ny 04/09/2010 14:30
coopsal
(
09/12/2008 12:40)
zaza ao an-kibo
Vao afak'omaly maraina aho no niresaka tamin'ilay zanako (mbola ao an-kibon'ny mamany), nitantara taminy ny namoronan' Andriamanitra izao tontolo izao. Ary nilaza taminy ny fisian'ny karazan-java-boah...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/12/2008 20:59
fafahfy
(
09/12/2008 10:12)
odi-kohaka
salut!
mba misy afaka manome le recette refa rereka iny ve efa hitako tato le izy fa otran'y tsy hitako tsony zao nefa tena ilaiko le otran'ny odi-kohaka zay le izy fa tsy tadidiko tsara hoe ahona
...
tohiny
novalian'i haritianah ny 18/01/2009 08:49
Alph
(
09/12/2008 09:26)
Minouche
mitady ilay hiran'i Tonton Pà hoe Minouche...
tohiny
ni81
(
09/12/2008 07:52)
Tsara ny roa noho ny iray
Voalaza fa tsara ny roa noho ny iray. Samy manana ny fihevereny azy anefa ny tsirairay, satria ny mety @ Rasoa mety tsy hety @ Razafy, ny tsy mety @ Rakoto dia mety @ Rabe kosa.
Aloma mpihira zao eto...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 15/12/2008 06:51
irihat
(
09/12/2008 07:40)
Adiresy artista
Manahoana daholo ry reto a
Mitady hatraiza 2x adresse-n'Ny Voanio ah zany, na izay mety hi-contacter-na ndry zareo fa tsy mety mahita mitsy. Tsy izany mantsy fa te-hanampy mafy ny STK ao aminay aho...
tohiny
novalian'i andrywui ny 09/12/2008 10:15
Koditra
(
08/12/2008 20:43)
kakakaka masina
Kakakaka masina.
Isaky ny mandeha mitory miaraka @ ireo apostoly afa ny Tompotsika dia Piera foana no mpahandro sakafo. Ny Tompotsika moa mahery ry havana, azony t@ faminaniana ary fa isaky ny akoho ...
tohiny
novalian'i Koditra ny 04/01/2009 13:25
niryna
(
08/12/2008 18:22)
Zaraiko aloha ity e !
Hafatra nalefan'ny namako ho ahy ka mba zaraiko ho antsika rehetra
[color=blue]
tena saro-pady ny asan'ny Mpiandry an! tena asa masina ihany koa ! tsy azo hataotao foana!
tsy afeniko anao fa izaho...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 15:25
niryna
(
08/12/2008 17:55)
Ny tombotso azo avy amin'ny betterave ?
Ovaiko kely indray ny resaka eto dia ny karazana tombotsoa mety ho azo amin'ny sakafo hohanintsika.
Ny betterave no asiako resaka aloha.Inona ny tombotsoa mety ho azontsika amin'ny fihinanana bettera...
tohiny
novalian'i niryna ny 30/12/2008 14:59
