Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
benasy ( 18/12/2008 08:43)
Ho an’i Maman sy Pàpà !
Ho an’i Maman sy Pàpà ! Mba afarako kely ange Maman, ilay namnao mpitondra divay iny, lazao fa mila vitsivitsy izahay, ho ampiasaina amin’ny fanasàna ny Alahady izao. Fety mantsy io ho f... tohiny
novalian'i mmmhh ny 27/12/2008 06:15
Bazily ( 18/12/2008 05:31)
Ahoana ny amin'ity ?
[quote=Gazetiko]Tsy fantatra na saran'ny fahatongavana na tsia fa nomena vola 400 tapitrisa Ae. ireo antoko politika maherin'ny 40 tonga nanatrika ny fihaonana tamin'ny Filoham-pirenena momba ny lalan... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 26/12/2008 04:13
rova30 ( 17/12/2008 23:10)
indray andro(tsy hono ity a!)
Tantara kely niserana tamin\'ny fahazazana, (fahagola) :-P ka mba zaraiko aminareo eto. Indro ary: Tolak\' andro tsy fianarana tamin\'izay ka mba tafavory izay ankizy manodidina, ary tapa-... tohiny
novalian'i tia-vaza ny 15/12/2010 15:23
dasy ( 17/12/2008 21:05)
messe de minuit
misy messe de minuit katolika magasy ve eto dijon ? mandaloeto izahay ka mba te hanlala misaotra francois... tohiny
ftma ( 17/12/2008 19:33)
Tena antson'ny fo
Misy mpiray tanindrazana antsika manana olana ara-taratasy mba mila fanampiana amintsika @ alalan'ny pétition izay azonareo soniavina ato @ ity lien ity: http://www.educationsansfrontieres.org/?artic... tohiny
novalian'i tolipy ny 24/01/2009 23:07
karinah ( 17/12/2008 17:41)
KARAJIA Chat: TSY METY TAFIDITRA AHO!!!
Miarahaba ô!!! Gaga aho raha niditra Karajia chat fa nampiditra ny PS-ko ary nony afaka kelikely dia voa-kick zà fa hoe [b]EFA MISY TOMPONY NY PS FA SOLOY[/b] :o , ka inona ny tokony ataoko fa ... tohiny
ratonga ( 17/12/2008 15:23)
Vidéo Ratsiraka
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Discours%2BDidier%2BRatsiraka... tohiny
novalian'i sitlo ny 21/12/2008 07:19
xxx ( 17/12/2008 15:03)
Mba ilazao ry zalahy i Andry TGV an
Salama hoy xxxx Mba ilazao ry zalahy akama i Andry TGV mba ho mailo ihany fa ataon'ny antoko mpanohitra fakana vilona fotsiny izy an. Soavaly efa mahia no nahita tany lonaka ireo ka dia zarany a... tohiny
novalian'i penguin ny 29/12/2008 07:45
xxx ( 17/12/2008 13:23)
gasy lahy le malin,malin hoy ny pra
mba fantatrareo moa fa vo miresaka amin'ny gasy ny pra aty france defa mailo ry zareo,fa fetsy be ony ny gasy!! fa sady mahay miala no malin!!! mahazo anarana ny gasy mpilivre amin pra oe le j'ai oub... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 13:22
hery ( 17/12/2008 08:31)
Politika: vakio jentilisa
Angamba androany indray aho vao manao karazana famporisihana ho antsika toa izao. Mikasika ny raharaha mafanafana amin'izao fotoana izao dia manainga anareo aho hamaky ny blaogin'i jentilisa sy ny adi... tohiny
tsykivy ( 17/12/2008 07:34)
azafady "Lôla"
Mba mangataka hira Azafady "Lôla" Tiako be le vazo tena, tsy atakaloko la musique tokoa Tsy atakaloko Misaotra... tohiny
novalian'i lamesa ny 09/01/2009 13:41
xxx ( 17/12/2008 07:18)
precarite
za zany tena variana be mihintsy omaly nijery le emission tam A2 iny fa tsy ny gasy ihany no mahantra fa ireto vazaha ireto koa, ary tena mampalahelo mihints aza ny manjo azy. Aiza ve dia misy couple... tohiny
novalian'i heidi ny 19/12/2008 16:37
Fanjaibe ( 17/12/2008 03:53)
Antso ho an'ny President Ravalomanana
Am-panetren-tena no hangatahana anao mba hanova fihetsika sy famindra fa tena mahamenatra mihintsy aty ivelany aty ny zava-misy aty an-tanindrazana. Efa tsy sahy mijoro ho malagasy intsony izahay ... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 08/01/2009 19:56
rakapy ( 16/12/2008 22:52)
Vavaka ho an'i Satana
Ho anareo xana, izay mivavaka sy mpandeha any an-tenipoly. Mba efa nisy taminareo ve no nahatsiaro mba nivavaka ho an'i satana na i devoly na i losifera??? Mba efa nisy taminareo koa ve no nahatsia... tohiny
novalian'i prime ny 31/12/2008 09:39
samim ( 16/12/2008 20:52)
"tsy fantatra" hiran' i zay
Manao ahoana daholo, Mba saika anontany ho an'ireo 'zay manana ny tononkiran'i zay,ilay hoe "tsy fantatra",raha mba afaka ampiditra ny tonony ao @ serasera. Misaotra mialoha! ... tohiny
Annie2006 ( 16/12/2008 16:55)
Ato ny lien raha hiaino an-dratsiraka
Tsy misy ary tena tsy misy mihitsy ny antony tokony hanidina ny VIVA. Ato raha hiaino fa ny sary mety tsy ho ela: http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Marc-Ravalomanana-... tohiny
novalian'i penguin ny 22/12/2008 10:17
dadoux ( 16/12/2008 13:50)
FITIA TSIAMBARA TELO???
Mitady tononkira ABEL ANDRIANARIMALALA!! misy zao ny hira: raha toa ka mahalala izao tontolo izao fa miombona fitia izaho sy ianao! fotoana vitsy monja ny hasambarana ka vetivety dia misaraka! raha ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 16/12/2008 13:52
tindjy ( 16/12/2008 13:50)
ianao io
mlay... tohiny
novalian'i Koditra ny 16/12/2008 15:01
xxx ( 16/12/2008 13:21)
trano na hotely ao paris
miarahaba antsika rehetra e! mba saika hanontany aho aiza kay no misy trano na hotely mora ao paris na manodidina raha mba mikasa ny ho any? aty @ province zahay no mipetraka dia tena tsy mahay ny ao ... tohiny
adokely ( 16/12/2008 10:50)
Mba ampio aho ry reto a
Salut daolo, za de tovovavy pikambana vaovao, tonga de ny votoatiny ngamba no arosoko e.Miaraka am oul za efa depuis 8ans zay, fa izy tam 2006 narary de nanomboka tam zay ts afaka nihetsika tsony ny t... tohiny
novalian'i mailofy ny 30/01/2009 12:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.3598