Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nyranto ( 19/12/2008 15:20)
mitady fanampiana
slt! Za zan manan blèm kel @ resk fitiavana ka mb mila vonjy @nareo.Tia oul 1 zè a ar ten ti anaz,ar iz koa teo aloha teo nilaz fa tianà koa kanef iz ts met iark @ko fa aleo ouz rhf ten tiaB anao ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 14:30
nyranto ( 19/12/2008 15:02)
fangatahana
slt! Za V mb afak mangatak tononkira:(mage 4;te-hiaradia.Antsan'ny Kristy;Fangaina ry Jesoa). Misaotra mialoha bye... tohiny
raberesaka ( 19/12/2008 14:16)
antsasaka tany eto Mcar amidy amin'ny koreana Tatsimo
Ity lahatsoratra ity de avy tamina conference de presse nataon'ny Tangalamena ZAKARIASY Patrick ny zma 19 des 2008. Anjarantsika ny mieritreritra izay hanjo an'i Mcar sy ny taranany afaka 99 taona.... tohiny
novalian'i Andribe ny 19/12/2008 20:47
ForceA ( 19/12/2008 13:21)
Ravalomanana alefaso any GUANTANAMO
ny resaka afera DAEWOO, dia tsy mbola nisy hoatran'ity teto an-tany, tokony efa teny andalambe daholo ny rehetra, Fa ahoana no gravy? [u][b]A) Ny hangezan'ny contrat:[/b][/u] 1 300 000 ha tompoko... tohiny
novalian'i ainaheri ny 24/12/2008 11:22
Bocassa ( 19/12/2008 11:49)
tsy maheno marina
Nisy lelah iray ono tratran'ny môpera nangalatra ny akohony. Natahotra mafy lery ka tapa-kevitra fa hi-kôfesy. Rindrina hazo no manasaraka an'ity rangah ity @ môpera rehefa ni-kôfesy izy. Hoy m... tohiny
novalian'i Bita ny 03/01/2009 10:09
gasytsara501 ( 19/12/2008 10:49)
Punch coco
Mangataka Punch coco daholo ny fianaviviana @ fety anefa tsy taidiko ny fanaovana anazy, tsy ary nanao fa nahita ny cousine-ko nanamboatra foana, misy recette @ site fa ilay izy mila asiana ronono tsy... tohiny
soanja ( 19/12/2008 08:37)
Soa fa misy ity serasera ity
Na dia mbola vozake aza ty vatako dia tsy haiko ny tsy haneho ny fisaorana fankatelemena ny Serasera nampitohy ahy tamin'ireo namako marobe izay nihaona sy nandray ahy ary nanome ny mamy indrindra tam... tohiny
novalian'i xxx ny 10/04/2009 15:53
ktsif ( 19/12/2008 07:37)
mitovy fa tsy sahala
avy nihady ovy hono ireo tantsaha roa vavy. Nony nahazo ovy iray sobika izy ireo dia nipatraka naka aina. Teo am-pitoerana teo dia niteny hono ilay tantsaha iray hoe: - mampatsiahy ahy ny vaompilaosi... tohiny
novalian'i mmmhh ny 27/12/2008 06:53
soafara15 ( 19/12/2008 07:15)
ny androbe na epilepsie
Sahirantsaina aho satria ny vadiko dia manao crise epileptique izao tato ato, efa elaela tany @ 1996 tany, mbola tsy nifankahalala izahay, dia nisy cysticercose izy, dia nitsabo tena izy. dia nivady... tohiny
novalian'i mibalika ny 27/03/2009 16:57
fitiatantely ( 19/12/2008 07:08)
FANABEAZANA AIZANA
Izaho manao fanabeazana aizana (mitsindrona) de hitako fa tena mitombo be ny lanjako indrindra fa ny kiboko sady miha kamo zany aho no maina be, de tiko hajanona le izy nefa za tsy mahita fomba hafa, ... tohiny
novalian'i midrou ny 24/10/2019 17:11
mbosa ( 19/12/2008 06:26)
mamba anao (shyn)
Mba mangataka an'io hira azfd ,meciiiiiiiiiiiiiiiiiiii :-P ... tohiny
siboble ( 19/12/2008 05:57)
mba ampio za ry reto a
Za zany manana olana e,ka tsy haiko nareo namana rehetra raha mba misy afaka hanampy ny amin'izany. Zao ilay olana: Za efa manambady,efa niteraka iray,ilay vadiko anefa tsy mba ho hita ho namana m... tohiny
novalian'i andrywui ny 30/12/2008 13:37
deric ( 19/12/2008 05:48)
bibidia
Misy TV mandefa ny faminarana ataon'i Maihol eto Fianar amin'izao fotoana. manome code hono izy rehefa mampianatra ny momba ny apokalypsy: Ny ranomasina hoy izy dia vahoaka; Ny vehivavy (ilay nenjeh... tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 15:08
FITAH ( 18/12/2008 19:39)
Ianao you
mbola tsy hitako fôna atrmizao ilay tonokiranao ry melody fa mahandrasa kely a!rehefa hitako de adikako eto ihany a! :-* ... tohiny
novalian'i melody ny 20/12/2008 14:03
haofotsy ( 18/12/2008 16:24)
ampiakaro hoa le fatra, ,fa tsy ao e! ...
niezaka ny tsy niteny ny tenanay; nijery, namakafaka, nadalina, ary dia nanao tsoakevitra, ka izao: Tsy mbola niakatra na refy iray ny fatran'ny sakaiza ato @ serasera. dia izao ve ianareo no ... tohiny
novalian'i penguin ny 07/01/2009 14:46
Bita ( 18/12/2008 14:46)
ireo 3 lahy voasambotry ny kanibale
Miala tsiny mialoha raha tsy hanome ny anaran'ireo 3 lahy ireo aho....eto. Nisy 3 lahy hono voasambotri'ireo kanibaly dia hoy ireo kanibaly raha te ho velona ianareo 3 lahy mandehana mitady voankazo ... tohiny
novalian'i winner ny 05/02/2009 16:21
Bita ( 18/12/2008 14:31)
15 % ny lehilahy
Ny 15 %n' ny lehilahy erantany milaza fa fohy loatra hono ny balitany ary ny 85 % milaza fa ny regle nandrefesana azy no tsy ampy.... tohiny
novalian'i Koditra ny 26/12/2008 18:46
benerb ( 18/12/2008 12:49)
hangataka hiran-iRaimbilanja maroaty
tononkira sy note maroaty no mba ilaiko... tohiny
badboy ( 18/12/2008 12:14)
2012 : Ravalomanana vs Andry TGV???
Nivoaka gazety fa nahita olona afaka ny hanavondrona azy ireo mpanohitra, ary nanao fivoriana ry zareo tany @ ilay olona nampivondrona azy ny andron'ny fanomezana 400 millions ireo antoko tonga tany @... tohiny
novalian'i penguin ny 07/01/2009 14:55
benasy ( 18/12/2008 08:52)
HAFATRA VITSIVITSY……
HAFATRA VITSIVITSY……AZO ATAO TONON-KIRA. Fantatro ise, Tsy iza fa i Dada fola-damosina sy i Neny nampinono no nikolokoloan’ise. Nitaiza sady nanabe, nikikitra nampianatra an’ise! Ts... tohiny
novalian'i xxx ny 19/12/2008 10:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.519