Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lagoon ( 21/12/2008 20:15)
Izany ka tena pasitera
http://www.dailymotion.com/video/kYGMnogkadYhXdDLO3 I Jeremiah Wright io,io ny Pasiteran'i Obama.Nefa i Obama dia tsy mba nihaino ny hanatra nomeny. Raha mba toy io daholo moa ny Pasiera FJKM reh... tohiny
novalian'i prime ny 24/12/2008 09:35
angotiko ( 21/12/2008 16:57)
vita soa ny hetsika sosialy teny manakavaly
Vita soamatsara moa zany ny asa natao teny MANAKAVALY, ary tena nafinaritra tokoa fa ny adidy vita ny rivotra azo, ny fialamboly etsy andaniny fa tena nisy hatramin'ny 5eme mi temps, na dia nisy aza n... tohiny
diamondra27 ( 21/12/2008 15:23)
maninona no mi-insiste be e
de gaga aho fa misy olona mi-insiste be tahaka izao . Efa hitako sahady anefa hoe toa misy zavatra tsy mazava ny ambadik'izao tsy karazana arnaque ve itony e iza koa ianareo no nahazo an'ity hafa... tohiny
novalian'i sichuan ny 31/07/2009 17:56
sitlo ( 21/12/2008 06:43)
resaka ps
Raran'ny lalàna ve ny fanaovana ps amin'ny anaran'ny olo-malaza? Ohatra mpihira, Ricky sns, na mpanao politika Ratsiraka sns, na olom-pinoana Rev. Razafindratandra, na manam-pahaizana Ratsim... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 16:17
sitlo ( 21/12/2008 06:07)
fa nakaiza hoy aho i malala eh?
Tamin'ny tarika 'zay [center][img]http://img72.imageshack.us/img72/1669/malalaqn3.jpg[/img][/center]... tohiny
novalian'i jaa ny 31/12/2008 06:26
xxx ( 20/12/2008 18:55)
"Hanangana cellule de crise hiarovana an'i Andry TGV"
O ry zareo, vao miainga dia efa kirizy sahady dia ahoana no ahatratrarana ny tanjona amin'ny 2012 raha izany no miseho? Aza mba ampiesonina ho'a le Malagasy fa tsssss Akaman'la raTGV, niaraka DJ... tohiny
novalian'i penguin ny 24/12/2008 09:35
saxe ( 20/12/2008 18:43)
bazar kely
hitady ny tonon'io hira io... tohiny
novalian'i Lejoba ny 22/12/2008 12:06
pisoli ( 20/12/2008 18:29)
zay anaovana azy
:oops: ... tohiny
08051972 ( 20/12/2008 16:02)
fiangonana ty @ tany mandroso
manaôna daôl e! Tena sady nalahelo no kivy ratsy zà rà nahita omaly t@ France2 fa misy fiangonana lasa boite de nuit,bar,ary ny sasany aza mety harodana mihintsy fa tsy manambola hanamboaran'azy n... tohiny
novalian'i prime ny 08/01/2009 06:31
roxanaha ( 20/12/2008 14:19)
vehivavy tsy mety bikina
Bonjour daholo grave ry reto zany hoe tsy mananjanaka zany a! Za mba efa te hiteraka satria efa feno taona ho @ zany(26ans @ taona ho avy). Mba efa nanao le test d'ovulation ihany ary tena hitan'ila... tohiny
novalian'i rmxx ny 24/11/2012 04:53
Ralay ( 20/12/2008 07:41)
RNS 2009
Fantatra izao fa any NANTES indray ny toerana hanaovana ny RNS 2009 ny 11-12-13 aprily. Koa dia mampandre antsika rehetra sahady izay mikasa ny handeha mba hiomana dieny izao. Ny fandaharana hafa m... tohiny
novalian'i tolipy ny 25/01/2009 17:58
tsykivy ( 20/12/2008 05:22)
Lola "I Dada"
Raha mba misy manana tononkira "I Dada " hiran'i Lola dia mba alefaso ô Mafinaritra fiaraha-miasa.Misaotra... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 22/12/2008 11:38
tsykivy ( 20/12/2008 05:20)
Lola "Mpamindra fo Izy"
Mangataka tononkira Lola "Mpamindra fo Izy" Misaotra... tohiny
anidi ( 20/12/2008 04:02)
tarehy madio b
bjr daholo Misy afaka manoro ve inona no ahazoana tarehy madio be , efa nampiasa crème maromaro ihany a fa tsy tena efficace . Nanana composition menaka t@ dermato a efa ela fa tsy hitako intsony il... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:00
badboy ( 20/12/2008 03:38)
Ny fomba fijerin'ny katolika
Le président fondateur du parti Masters a annoncé, lors de sa prise de parole, l'extension du mouvement sur tout le territoire malgache. « Mgr Odon Razanakolona aurait dû être aussi avec nous en ... tohiny
fijo ( 19/12/2008 21:17)
firariantsoa
misaotra antsika rehetra mpandray anjara mavitrika eto indray,fa dia feno sy maro tokoa ny hevitra nifanakalozana teto. hifarana indray moa ity ny taona,ka dia mirary soa hoantsika rehetra ny tenako.... tohiny
novalian'i salopard ny 23/12/2008 15:22
diamondra27 ( 19/12/2008 20:59)
kamini gasy ity raha hijery nareo e
http://www.youtube.com/watch?v=C_DnUMc6VxU&eurl=http://www.sobika.com/soir.htm de tiako foana foana e :-D :-D ... tohiny
novalian'i Belami ny 16/01/2009 13:03
xxx ( 19/12/2008 20:17)
clichy
Manao ahoana daholy tompoko, mba saika hampatsiahy fotsiny hoe ho antsika eto paris sy ny manodidina dia: rahampitso asabotsy sy alahady 20 -21 dec 2008 izany dia misy tournoi volley sy basket ao clic... tohiny
novalian'i ainaheri ny 06/01/2009 17:24
laalah ( 19/12/2008 17:28)
fa inona loatra ny ratsy vitany mpiandry
de sambany za mamaky ny forum nareo eto fa tena tsy misy afa tsy ny manaratsy mpiandry tena mahamenatra de zany ka fanenjehana ra mba ianareo no eo am toeran'ilay mpiandry ngamba de tsy aiko tsony, ... tohiny
novalian'i Noue ny 23/12/2008 18:20
diamondra27 ( 19/12/2008 16:31)
atahoran'ny lhl
hono ho aho mba afaka lazainareo lhl ve hoe inona no zavatra atahoranareo amin'ny vhv ka manakana anareo tsy hiaraka aminy? ho an'ny vhv izay te-hamaly dia afaka milaza koa fa tsy voarara akory.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.7303