Izany ka tena pasitera
1. lagoon
(
21/12/2008 20:15)
http://www.dailymotion.com/video/kYGMnogkadYhXdDLO3
I Jeremiah Wright io,io ny Pasiteran'i Obama.Nefa i Obama dia tsy mba nihaino ny hanatra nomeny.
Raha mba toy io daholo moa ny Pasiera FJKM rehetra.
I Jeremiah Wright io,io ny Pasiteran'i Obama.Nefa i Obama dia tsy mba nihaino ny hanatra nomeny.
Raha mba toy io daholo moa ny Pasiera FJKM rehetra.
répondu par prime le 24/12/2008 09:35
2. ikaretsaka
(
21/12/2008 21:16)
1)toa tsy fjkm I jeremiah wright
2)afaka jerenao ve de ampahafantarinao ny olona eto ny nahatonga an'i Obama tsy nihaino azy intsony?
2)afaka jerenao ve de ampahafantarinao ny olona eto ny nahatonga an'i Obama tsy nihaino azy intsony?
3. Noue
(
21/12/2008 21:21)
ikaretsaka:
2)afaka jerenao ve de ampahafantarinao ny olona eto ny nahatonga an'i Obama tsy nihaino azy intsony?
5. ikaretsaka
(
22/12/2008 15:03)
Izay koa (na fanontaniana odiana fanina aza) dia tsara valiana mazava
6. lagoon
(
22/12/2008 17:01)
ikaretsaka:
2)afaka jerenao ve de ampahafantarinao ny olona eto ny nahatonga an'i Obama tsy nihaino azy intsony?
:lol: :lol:
Matoa ange i Obama tsy nihaino azy intsony dia mazava fa saribakoly fontsiny i Obama e.Saribakoly entina hampatoriana ireo tsy faly sy kivy.Jereo anefa ity izy mbola tsy vita akory ny investiture dia handefa 30000 Gi's any Afghanistan.
7. ikaretsaka
(
22/12/2008 20:22)
Ka ny anontaniako an' I lagoon nge de ny nataon' I pasitera nahatonga an'i Obama tsy nifanaraka taminy fa tsy hoe ny saribakoly sns...e
8. tywa68
(
23/12/2008 08:13)
Lagoon : tena pasitera ahoana ? mahay maka 19 ve ? manta vava sy rancunier ary mi-inciter ny olona hirotaka fa tsy miasa mba hisian'ilay famelàna sy fiaraha-monina... :-w
11. ikaretsaka
(
23/12/2008 16:17)
lagoon:
Lainga daholo ve ny zavtra tenenion'io pasitera io?
eritrereto tsara miaraka @ ireo sosokevitr'i tywa ireo ny tian'ilay "pasitera" hahatongavana
