Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27
(
30/12/2008 18:12)
Miarena rahavako
Efa kely sisa dia hivalona ity taona 2008.
Misy asa tsy vita nefa tokony natao, nisy fakampanahy nahazo nefa tokony notoerina, mbola eo ny Tompo be fitavana manolotra ny tanany ho atsika ka omeo azy ...
tohiny
novalian'i coopsal ny 05/01/2009 12:24
niryna
(
30/12/2008 17:23)
Na Izy koa aza mahay ny tenin'Atra an .
Ny anjely ve mba mahay ny tenin'Atra koa? Aiza ao amin'ny baiboly moa ilay misy teny hoe dia nangarangarana nijery ireo olombelona ny anjely( ireo olona mamaky baiboly izany an) Satria ry zareo izay m...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/01/2009 12:25
niryna
(
30/12/2008 15:39)
Diabetic
Nahatonga saina ahy ity statistic nomena ity fa 15 Millions ny Amerikana hono no voan'io aretina io ary 790.000 isan-taona no isan'ny olona vaovao voan'io aretina io rehefa natao ny fandinihina.
Misy...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/01/2009 13:49
lemenakely
(
30/12/2008 14:52)
Toa tsy mandeha ny web sms orange Madagascar e!
Toa tsy mandeha mihintsy ny web sms orange...
tohiny
novalian'i ARINOFY ny 14/01/2009 11:05
ni81
(
30/12/2008 10:15)
Aleo tara toy izay tsy misy e
Miarahaba ny namana rehetra tratry ny krismasy ary dia mirary fety faran'ny taona mahafinaritra ho antsika rehetra dia samy ho tratry ny taona vaovao koa e!
Tsy dia afaka mitafatafa aloha mandritry n...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 30/12/2008 19:08
jaya
(
30/12/2008 10:05)
mitady DEBIMETRE BMW E34 525i
salama dool o
za de mitady maika DEBIMETRE ana BMW E34 525i so de miss maita na miss manana, mba tsy de lafo ny vidiny, na occasion na neuf
(pièces mecanique am vam BMW io, ho an ze tsy mahalala)...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2009 02:33
xxx
(
30/12/2008 09:35)
peintre decorateur any Dago
Miarahaba atsika rehetra .
te hifandray @ peintre decorateur any dago .Manao reny decoration @ trano ireny,dessin trompe l'oeil,sy fresques ,na manao dessin ornemental reny pour mur na plafond etc.....
tohiny
novalian'i xxx ny 10/04/2009 15:55
rinahasina
(
30/12/2008 08:24)
namana
tsy mety tafiditra @ fijerena namana na ef nameno ny mombamomba aza.
obilgatoire v ny fametrahana sary? :@ ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 30/12/2008 08:39
ari.malala
(
30/12/2008 07:41)
mahavariana ahy
http://agape-tv.com/agape_feminin/index.php/fanontaniana-sy-valiny/azo-atao-ve-ny-mandihy-aminireny-soiree-ireny-239
Mba mahavariana ahy ny voalaza ao anatin'io article io! fa fiderana ny devoly ah...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/01/2009 16:23
ari.malala
(
30/12/2008 06:15)
Hita taratra ny fahantran-tsika Malagasy!!!
Miarahaba indray,
Omaly hariva raha handeha hody aho nandeha fiara fitateram-bahoaka dia sady ontsa no nalahelo satria dia 100Ar dia mampifamaly ao anaty fiara! ny receveur sy ny mpandeha io mifama...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 08/01/2009 09:24
MioraArielle
(
30/12/2008 05:42)
FIRARIAN-TSOA
Miarahaba antsika tratry ny Krismasy, ary dia maniry ny hahatrarantsika ny taona vaovao 2009.
Manaova fety mahafinaritra daholo....
tohiny
novalian'i dahuily ny 30/12/2008 20:00
kidoropamba
(
29/12/2008 21:43)
Mividy antoko levalo hoy namana reverAN satro-bory
Maiky aho fa mahay politika ngahy reverAN satro-bory.
Hoy ny vaovao:
Financement des partis
L’État débloque une tranche
Chose promise, chose due. L’État débloque une tranche de la s...
tohiny
novalian'i karavasy ny 02/01/2009 10:30
xxx
(
29/12/2008 20:12)
Carte miantso dago
Inona kay ny carte tsara afaka iantsona any dago raha eto allemagne?
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Koditra ny 05/01/2009 17:09
sakamanga
(
29/12/2008 15:25)
tantely tapa bata
hira fanolorana katolika...
tohiny
novalian'i sakamanga ny 02/01/2009 10:04
diamondra27
(
28/12/2008 18:32)
tafafoha ny maty e.
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=10394
Nifoha ilay maty dia nangataka dite
Efa nandrasana roa andro ilay rangahy nefa nifoha indray, tany amin'ny tanÃ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/01/2009 00:06
sitlo
(
28/12/2008 10:16)
tele-enseignement en ligne?
Misy zavatra tiako atao izany hoy aho dia tsapako ny farany fa ny resaka lalà na malagasy mihitsy no tsy haiko.
Misy mampianatra lalà na malagasy en ligne ve? na mandoha vola aza tsy olana fa ho je...
tohiny
novalian'i hana ny 05/01/2009 13:29
Fiffi
(
28/12/2008 09:47)
Iza no mahafantara.....
heu....iza no mba mahafantatra na mahay an'ity ? mba omeo anaha fa tena ilaiko io an ! de merci d'avance :) :-* :-*
I Dada malalako sy i Neniko zay
Dia fola-damosina ery tam nay
I Neny nibaby...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/01/2009 18:23
xxx
(
27/12/2008 19:08)
Te hanafatra an'i zandrinay
Manao ahoana daholo,
Sao dia hainareo, inona avy ny condition sy ny dossier ilaina raha te hanafatra ny zandriko maika hitaiza ny zanako aty frantsa .
Misaotra...
tohiny
novalian'i Tazana ny 13/02/2009 19:06
gasyjean
(
27/12/2008 18:59)
Misafidiana aminay roalahy Jehova sa Izaho?
Izao no fandehany,ity sipa iray niaraka tamiko ary tia hay hatramizay izany dia vetivety teo dia tsy tia ahy intsony satria nijanona tsy nankany am-piangonana aho,ka saika mba hanontany aho hoe norme ...
tohiny
novalian'i dadatoakoto ny 05/01/2009 07:31
endrika01
(
27/12/2008 14:30)
COUCOU D'OLY NY NAMANA SERASERA !
Mirary krismasy sambatra sy taona vaovao milay be ny namanareo ENDRIKA01 izay nalahelo tokoa satria tsy tafiditra mihintsy na dia niezaka nampihiditra ny teny miafina sy ny anarana...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 15/01/2009 16:34
