:arrow: tsy obligatoire ny sarinao raha ny fahalalako azy aloha.Zà nefa afaka nijery ny momba any rinahasina teo fa tsy fantatro hoe inona no tsy mahamety ny anao.Ho avy eo ny mahay kokoa fa mahandrasa.Fa mila manao ny m d p sy mametraka ps koa vao afaka mahita sary ary arakarak'ilay olona raha tiany haseho vahoaka ny sariny dia afaka mahita na zà na ianao na ireo namany manokana voafidiny ihany koa fa ny momba azy azo vakiana foana indray iny . :) (l)